l'amour rend malheureux!!
2. tess
(
11/05/2008 21:01)
mampijaly raha tena mifankatia be anefa misara-toerana alavitra beuh! :wink:
4. cutie
(
11/05/2008 21:21)
Mpandefa : badboy [ Valio ] 11-05-2008 22:37:22
Lohateny : l'amour rend malheureux!!
Mampijaly ve ilay fitiavana????
non :-D
6. melody
(
11/05/2008 22:04)
cutie, mbola tsy tratra indry izany :wink: fa tena mampijaly ilay fitiavana rehefa tena tia tokoa!
9. Aino
(
11/05/2008 22:19)
1. Mpandefa : tess [ Valio ] 11-05-2008 23:01:26:wink: :wink: mitovy hevitra.
Lohateny : Re : l'amour rend malheureux!!
mampijaly raha tena mifankatia be anefa misara-toerana alavitra beuh!
10. fasaly
(
11/05/2008 22:21)
aino: hummmmm! mankarary fo be mahitsiny e??? sady mampitomany :wink: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. Veloo
(
12/05/2008 00:15)
mampijaly retsy ry cutie ny fitiavana a :cry: :cry: :cry:
njy angaha tsy mba nana sipa? tena ayayayayya mihitsy ka hihihihiih
njy angaha tsy mba nana sipa? tena ayayayayya mihitsy ka hihihihiih
15. cutie
(
12/05/2008 00:51)
veloo
raha we malahelo de ekeko fa zany mijaly zany non :-D :-D :-D :-D :-D
raha we malahelo de ekeko fa zany mijaly zany non :-D :-D :-D :-D :-D
16. koloina
(
12/05/2008 07:23)
mifangaro ao ny mangidy sy ny mamy e! tadidiko t@ za mbola kely de ny hafatry ny lehibe hoe " aza maika midikiditra manao sipa izany raha tsy te hahita fijaliana mbola kely" hihi! zany hoe sady hitanao ao ny mafinaritra no ao koa nefa ny problème tsy maintsy misy fona !mandainga kosa ze milaza hoe tsy misy problème mintsy de zay le hoe fijaliana , nefa koa tsy milaza hoe tsy mafinaritra, fa refa le mbola miredareda be iny le fitiavan asurtout @ le voalohandohany de mafinaritra ery! hoatrany tsy ety antany !!! de hoy ny olona le mijery hoe" sambatra ery izy roa zany fa mifanakatia "!
17. rebeccaF
(
12/05/2008 07:58)
Raha fitiavana asina condition dia mampijaly satria tsy tena fitiavana.
Fa raha tena fitiavana dia mahasambatra lalandava. Io fahasambarana io dia tsy superficiel. Misy fijaliana sy fihafiana nefa tsy misy dikany izany manoloana ny hoe >.
>: hoy Rahamadrahona.
18. tess
(
12/05/2008 10:16)
ka lay mijaly anie no tena ahitàna ny mamy e!
ao anaty ny mangidy no tena misy ny mamy ry zareo a! :-P
ao anaty ny mangidy no tena misy ny mamy ry zareo a! :-P
20. endrika01
(
12/05/2008 11:09)
L\'amour rend nostalgie, pas malhereux!Lay fofon-dranomanitra niserana,lay fiaraha-nihira miaraka,rendez-vous isan-kariva na ny week end,lay fiandrasan\'autobis,metro,lay farahehy isaky ny mandalo eo anoloan\'ny salle d gymn na refa avy mijery cinos ka te hande hivalan-drano kanefa tsy te hietsika am-pitoerana.Lay akanjo zay napetrany teo ambony sorokao,ireo dedicace zay nalefany ho anao!Sy ny marobe tsy voatanisa,fa ny saina sisa no mamisavisa !Dia lazaina koa fa tena mandoro be mintsy koa io fitiavana io hi hi hi tsy haiko aloha :D:D:lol:
