l'amour rend malheureux!!

21. tlay ( 12/05/2008 14:10)
CUTIE angambany mbola tsy nanao sipa. fitiavana no atao oe olana, olana no betsaka no ny fafinaretana.
22. yonikafopl ( 12/05/2008 14:33)
ra tena fitiavana tsy mampijaly :)
23. pissoa ( 12/05/2008 17:05)
Tsy ny fitiavana no mampijaly fa ny olona ... araka ny maha-olona azy ! :-D :-D :-D :-D :-D
24. Veloo ( 12/05/2008 17:07)
cutie [ Valio ] 12-05-2008 02:51:28
Lohateny : Re : l'amour rend malheureux!!
veloo
raha we malahelo de ekeko fa zany mijaly zany non


cutie a njy ve mbola tsy nitomany t@ sipa mihitsy??? indrindra fa ilay tian-njy iny nefa lozany miaraka @ olok'afa? hihihihihihih

raha izany dia tena tsara vitana injy ka... hihihihi
25. Aino ( 12/05/2008 17:32)
Veloo raha izany kosany aloha hoe njy mitia nefa laozany miaraka @olonkafa de aleoko tsy manana, na tiako be aza iny olona iny de saleo mitady izay mba ho tia anjy sy tianjy.

9. Mpandefa : fasaly [ Valio ] 12-05-2008 00:21:28
Lohateny : Re : l'amour rend malheureux!!
aino: hummmmm! mankarary fo be mahitsiny e??? sady mampitomany
fa inn indray anky, de indraindray na tsy te hitomany aza de mirotraka ho azy ny ranomaso. :cry: :?
26. tess ( 12/05/2008 18:05)
aino: hummmm! efa ampureuse nga njy????? :wink: ento miadana ihany fa mbola ela vao ho antitsa e! :°)
27. cutie ( 13/05/2008 00:19)
veloo a
jereo ny lazain'i pissoa sy rebecca sy endrika fa tsy mampijaly zany e
tena tsara vintana za ka :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
28. cutie ( 13/05/2008 00:25)
Fa raha tena fitiavana dia mahasambatra lalandava. Io fahasambarana io dia tsy superficiel

cutie a njy ve mbola tsy nitomany t@ sipa mihitsy??? indrindra fa ilay tian-njy iny nefa lozany miaraka @ olok'afa? hihihihihihih

ka hita fa tsy fitiavana mitsy nge zany e :-D
29. cutie ( 13/05/2008 00:26)
Mpandefa : tlay [ Valio ] 12-05-2008 16:10:07
Lohateny : Re : l'amour rend malheureux!!
CUTIE angambany mbola tsy nanao sipa. fitiavana no atao oe olana, olana no betsaka no ny fafinaretana.

keep talking :-D :-D :-D :-D
30. Veloo ( 13/05/2008 02:20)
ka hita fa tsy fitiavana mitsy nge zany e

ahona retsy no tsy fitiavana a? ny premier amour njy ve tsy fitiavana? sa dia oe kilalao fotsniny zany :(

hihihihih
31. cutie ( 13/05/2008 02:27)
le "fitiavana" mitsy no tsy fitiavana matoa niaraka t@ oul kafa e
tsy za nge no resaka eto e :-D :-D :-D :-D
32. Veloo ( 13/05/2008 02:36)
eny ilay bandy ohatra io, no niaraka t@ ilay sipa dia ilay sipa nijaly be nanaovan;ilay bandy azy izany oe ilay sipa sy ilay fitiavany n'ilay bandy no naha lasa an'ilay kala ho malheureuse, dikan'izany l'amour l'a rendu malheureuse sa tsy mety hihihihih


33. cutie ( 13/05/2008 02:39)
zany we ny action an'le bandy no nahatonga azy ho malheureuse :-D :-D :-D :-D
fa tsy le fitiavana mitsy :-D
34. Veloo ( 13/05/2008 02:46)
fa ahona no lasa ny action? ka izy tena tia be an;ilay bandy ko , dia nijaly izy satria ilay fitiavany voa osy potaka angamba za mila matory o? hihihihih :-D :-D :-D :-D
35. cutie ( 13/05/2008 02:52)
ndana dodo de saintsaino any am-pandriana any le "fitiavana" e :-* :-* :-* :-* :-*
za koa be morale eto fa bn njy :-* :-* :-* :-* :-*
fa ahona no lasa ny action? ka izy tena tia be an;ilay bandy ko , dia nijaly izy satria ilay fitiavany voa osy potaka angamba za mila matory o? hihihihih

fa nahona izy no mijaly?? Iza no nampijaly??
le bandy daholo ny valin'izany, dikan'zany tsy le fitiavana no nampijaly :-D
36. rastafarai ( 13/05/2008 02:55)
:{ :D Ny aza mba voany ihany fa tena mampijaly io e! :{
Ho an'izay tsy mbola nijaly d mailomailo ihany fa ny fiainana mbola mitohy e!
Ny olomelona kou mora mivadika! :lol:
37. cutie ( 13/05/2008 02:57)
I consider myself lucky then :-D :-D :-D :-D :-D
38. Veloo ( 13/05/2008 03:00)
fa nahona izy no mijaly?? Iza no nampijaly??
le bandy daholo ny valin'izany, dikan'zany tsy le fitiavana no nampijaly


tena samy manana ny conception ny rehetra ka hihihih

cutie [ Valio ] 13-05-2008 04:57:24
Lohateny : Re : l'amour rend malheureux!!
I consider myself lucky then

You bet hihihihih
39. cutie ( 13/05/2008 03:04)
tena samy manana ny conception ny rehetra ka hihihih
:-D :-D :-D :-D :-D
veloo
tsy misy magie magie io we mampijaly tampoka ny fitiavana fa arakaraky ny fikolokoloan-jy azy ihany io e :-D
40. endrika01 ( 13/05/2008 05:34)
rastafarai:
:{ :D Ny aza mba voany ihany fa tena mampijaly io e! :{ Ho an\'izay tsy mbola nijaly d mailomailo ihany fa ny fiainana mbola mitohy e! Ny olomelona kou mora mivadika! :lol:
Zah aloha dia tena hampijaly bandikely raha izany no izy kou,mbô hijereko we manao ahoana ny mitazana azy mijaly hi hi hi,plaisir be manadala va reh sa folie mampihorikoditra?Nefa efa voalaza io ambony io we mailomailo de ahoana ndray zany:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008