l'amour rend malheureux!!
103. Veloo
(
20/05/2008 16:51)
oh oh za tsy mahafantatra ko... ny fantatro breakfast continental hihihihih
otrany tsy dia possible retsy any a a moins ireny lafo beuuu ireny hihihi njy afaka manao varysosoa ao retsy atao a hihihih
otrany tsy dia possible retsy any a a moins ireny lafo beuuu ireny hihihi njy afaka manao varysosoa ao retsy atao a hihihih
105. cutie
(
20/05/2008 16:56)
hihihihihihi
za tsy mpisakafo maraina koa :-D
le hatoriana fotsiny no tadiavina fa tsy mila breakfast zany ka :-D
za tsy mpisakafo maraina koa :-D
le hatoriana fotsiny no tadiavina fa tsy mila breakfast zany ka :-D
106. Veloo
(
20/05/2008 17:09)
ka ny hatoriana kosa retsy mahita betsaka njy a...jereo ao @ internoty ao :-D
108. ratonga
(
20/05/2008 19:11)
:-D :-D :-D
ary to lasa niova fitadiavana bed for nz lé dinika =)) =)) =)) =))
ary to lasa niova fitadiavana bed for nz lé dinika =)) =)) =)) =))
110. tomtom
(
20/05/2008 19:24)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Chiens_et_chats/aime-les-chats.gif[/IMG]
112. nionja
(
22/05/2008 06:18)
Na inona filazana ny olona ny fitiavana de zavatra iray tena mampijaly ny olona ny fitiavana surtout le tafalatqaka be iny , fa aza ny voany ihany e , izy io mamy amboalohany fa mafaitra rehefa tafiditra lalina , nefa fiainana io ka tsy maintsy miditra amin'io daholo fa mahaiza mandanjalanja fotsiny, (l)
113. xxx
(
25/05/2008 23:30)
Ka dieny mbola mamy zany de ifalio ko, satria manapetra ny atsarany!!! sao lany andro nifamolaka ka ny fotoana no nandao!! :wink: :wink:
