l'amour rend malheureux!!
41. rastafarai
(
13/05/2008 12:12)
endrika01: A za mampijaly zany zany fa aleo ihany le ampijaliana! :wink:
42. Koditra
(
13/05/2008 16:29)
@ voalohany dia mahafinaritra foana, ny olana dia refa ela ny ela, ao aloha tsy manana olana fa ao koa ilay mitady hivadika fiaraha-monina sisa, na lasa fahazarana sisa le fihaonana sy ny fiarahana. Ny Ntaolo aza dia sadaikatra mihitsy nanome ohabola-pitenenana misy contradictoire : "Ny anambadi-kiadanana" nefa izy iany koa no milaza fa "ny tokatrano fihafiana" zany hoe misy fijaliana ihany ao izany.
44. ratonga
(
13/05/2008 19:45)
ry veloo zany ko ngé vô taitra tondé manaiky, sô dé mbola tsy mifou tsara aza :-P :-D :-D :-D
47. mangidy
(
13/05/2008 20:56)
Ny Fitia dia fijaliana, ary koa natao itomaniana,........k'ireo izay tsy mitomany de tsy afaka ny HITIa dikan'izany l'amour rend très très malheureux
49. cutie
(
13/05/2008 21:03)
"ny tokatrano fihafiana" zany hoe misy fijaliana ihany ao izany.
fihafiana koa misy mamilana any @ fijaliana ndray ny sasany :-D :-D :-D :-D
50. mangidy
(
13/05/2008 21:03)
ratonga hummm ianatra ve toi? omano aza ny cahier 200pejy miaraka @ stylo 4couleur hi hii :-D :-D
52. Belami
(
13/05/2008 21:39)
cutie : fihafiana mampijaly ve zany sa mijaly @ fihafiana ? :-D :-D :-D
54. cutie
(
13/05/2008 21:43)
in ny dikan'ny fihafiana de in ny dikan'ny fijaliana de fakafakao @ zay :-D
60. Belami
(
13/05/2008 22:36)
cutie : sao dia mba tokony hianatra hiaraka @ ratonga fa misy maîtresse kraky be nge e!!!
