Veihivavy koa ny reninao, anabavinao ary zanakao vavy koa...
1. Jeankely
(
10/05/2008 00:34)
Tena rehareha ve ilay mitety vehivavy marobe ary manontany hoe firy vao ampy. Aza adino ny misaina fa isaky ny mitety vehivavy ianao dia zanak'olona, anabavin'olona na renin'olona na vadin'olona no hitsaingohanao. Koa diniho lalina hoe lehilahy firy koa izany no hitety ny reninao, anabavinao sy ny zanakao vavy any aoriana, na ny vadinao koa satria filamatra ny mamely maro. Vehivavy no anaovana azy fa tsy rindrina noho izany mba voan'ny hafa koa ny ao antranonao. :-D :-D :-D
novalian'i Jeankely ny 18/05/2008 05:11
4. Jeankely
(
10/05/2008 05:18)
Ilay solon'anarana mbetsika mpanabe, mbetsika mpivavaka, mbetsika filamatra @ rehetra ary mbetsika miseho ho mahay mitety sy tsy mandalo katsamaina. Tena katraka havia sy havanana ary ambony sy ambany izany ny lehilahy ato an. Ny aza tratran'ny sahala anao katraka koa ny vadinao sy ny reninao ary ny anabavinao. :-D :-D :-D . Sa manao slipy ve ny anareo :-D :-D :-D
5. ravakamalala
(
10/05/2008 07:49)
marina izany ry jeankely fa zao koa no aoka tsy adino, io zavatra io dia ifaneken olon-droa (hafa indray no iantsoana ilay an katerena mantsy), ka raha toa moa ifanekeny !! ho sarotiny alohan ny tompony ve ? ....
8. tlay
(
10/05/2008 08:13)
fa JEANKELY, zany mbola tsiniodina mihintsy ve hatraminizay??? raha mbola tsiniodina mantsy toi dia afa ndray no zavatra lazaiko eto
9. rajoelina
(
10/05/2008 08:16)
tlay :-D :-D :-D ary elah anga mba efa niondana???? tamin'iza??? de amin'iza indray amin'ny manaraka ???? ;)
10. kiadi
(
10/05/2008 08:55)
zay tsy bola nanota taminareo no aleo hitorabato ahy! :wink: :wink: :wink:
11. ravakamalala
(
10/05/2008 08:57)
ny fahitako ny fomba fijerin i jeankely tsy dia hoe mitora-bato an'ireo izay rehetra niodina, na miodina, fa ireo mirehareha amin izany no tiany tenenina eto!
12. kiadi
(
10/05/2008 09:02)
aleo hirehare zay te hirehareh eh!! fiainana doly zany!! :wink: :wink: :wink:
13. Jeankely
(
10/05/2008 09:30)
"fiainana doly zany" hoy kiady. Aza adino fa kinga ao ambany ao ny maro ary voajanahary io saingy ilay tsy mahatsapa ny vokatry ny firesaka ataony no mampalahelo.
Raha mpiodina sy mpangalampihanana ianao dia ny andro ahitan'ny zanakao izay koa no anarahany an'iny satria ny filamatra no arahina. Koa rehefa tsy dia mahataitra anao ny mahare ny dadanao miodina, na mahita ny reninao tsehan'ny sasany, na mahita ny anabavinao hifamdimbiasan'ny bandy havia sy havanana dia mandroso tokoa ianareo.
Izay tanavo ka misy ny resaka miafina fa tsy izany no hitondrana amboara mody. :-D :-D :-D . Raha avadika samy mahery setra io tsy maninona na harangaranga ho hitan'ny olona aza ny basinao nahazoana amboara mitety tsy hita isa. Petahana vonikazo :-D :-D :-D

14. tlay
(
10/05/2008 09:31)
RAJO, elah ko manao fanotanina zazakely =)) =)) averiko any @ lah ny fanotanina??? =)) =)) =))
15. Jeankely
(
10/05/2008 09:35)
Tsy torahana vato fa hamporisihana satria mahay ary atao mandinika ny fanamboaran'ny katraka sahala azy ny baviny koa. Mety vao mitodika koa dia misy mitsaika ny sipany na ny vadiny any aoriana. amboarabe an :-D :-D :-D
18. naughtyboy
(
10/05/2008 12:39)
simplex :-D :-D
asa kalo tsy mety ngambany le mirehareha fa ny tsy azo adino de reto:
-misy ny vhv sasany toy ny lhl mirehareha tia mitety lhl ko any @ sisiny na ankavitsina aza,na manambady iny na manajanaka na manandreny..efa nitovy zo ny lhl sy vhv ngambany tsisy olana
-ra resaka miodina tsisy ifanerena mintsiny sitrapony 1 manome de misy ko ny sahy mandray,samy tomponandraikitra eo
-de ao ko le marary andoha @ bizna ny sasany satria tsisy atao anatsarana ny ze mahamety fa maka aretinandoha @ fiainanany hafa..
de ny teniny kiady no indramiko amaranako azy oe: aleo hirehare zay te hirehareh eh!! fiainana doly zany!!

19. Jeankely
(
10/05/2008 14:22)
Tsisy mahaentimpo aho izany Ra-simplex satria ny anao no ampiadiana fa tsy ny ahy. Izaho tena gaga mihintsy amin'ny toetra mandrosonareo satria ny hitako dia saro-piaro amin'ny vehivaviny ny hafa ary tsy manaiky izany hiodonan'ny hafa izany. Ny anareo indray ka tadiavina kolokoloina amin'izany ny sain'ny tanora hoe sahala ny mifandray tanana manao manahoana izany ny ao ambany. Ka sasana dia vita. Avy eo manokafa indray loha-hevitra ary @'ny fivavahana.
20. xxx
(
10/05/2008 14:33)
Izaho tena gaga mihintsy amin'ny toetra mandrosonareo satria ny hitako dia saro-piaro amin'ny vehivaviny ny hafa ary tsy manaiky izany hiodonan'ny hafa izany.
efa hatrizay de efa nisy foana zany e