Veihivavy koa ny reninao, anabavinao ary zanakao vavy koa...

41. patrick2002 ( 14/05/2008 00:56)
fitaratra ,filamatra ,fieboebona ,fizahozahoana ,dia Inona koa no manaraka oh! :D
42. Jeankely ( 14/05/2008 02:28)
Tsy manana vehivavy azo tsehandry zalahy aho :-D :-D :-D . Sady raha manaiky raha misy sitrapo ary tsy terena. Ny efa voatsaika tsisy ambara sy fanafodiny fa ny mbola tsy voatsaika no resahiko hoe tsy dia mitondra inona ilay mizahozaho hitety tendrombohitra 12 isankerinandro :-D :-D :-D
43. kanota ( 14/05/2008 02:37)
Efa fakan'ny bandy bahana ny bavin'i patrick2002 dia mba tia hamaly faty :lol: :lol:
44. Jeankely ( 14/05/2008 02:42)
:-D :-D :-D kai kai kai. voan'ny kanota ny lohan'i patrick2002 mpanenjika tendrombohitra 12 isankerinandro :-D :-D :-D
45. xxxx1 ( 15/05/2008 14:22)
jeankely:
Tsy manana vehivavy azo tsehandry zalahy aho


satria vehivavy fa
46. Jeankely ( 15/05/2008 16:55)
Na xxxx1 io na patrick2002 io na mpamoaka ny mombamomba ny hafa tsy haiko na iza no tena tsy mahatanty. Tsisy resaka hoe iza ity nefa dia izay hita any @'ny sokafana any no resahana. Fa inona loatra no hianarana any amin'ity andafy mizaha fanalavana fika na manisa fivaviana ity.
47. patrick2002 ( 15/05/2008 17:16)
mitady vola lety no ale aty ah! satria tsy te hiaina @ gasy ohatry ny ialahy .
be diplaoma fa tsy manam-pahaizana , diplomé mais pas intellectuelle .
48. Jeankely ( 16/05/2008 00:34)
Tsy be diplaoma ka. Araka ny soratrao ihany hoe "tsy te hiaina @ gasy ohatry ny ialahy ."Raha Malagasy sahala ahy aloha tsy mila anao nefa tsy sahala ahy ny Malagasy ao Madagasikara ka aza afangaro. JK hafa ary ny Malagasy hafa fa tsy i JK no fitaratry ny Malagasy. Fa averiko @'ny loha-hevitro hoe "vehivavy koa ny reninao, bavinao na zanakao vay any aoriana" ka tsara ve raha ireo no hisain'ny olona sahalan'ny fanontaniana hoe firy vao ampy ? Mitombona ve ny sainao androany razanakoto miaraka @'ny bavinao dia hoy razanakoto hoe faha 15 iny. Rahampitso kanota indray no tonga dia hoy kanota hoe nahazo faha-33 indray aho iny. Dia izay hatrany.
49. patrick2002 ( 16/05/2008 03:11)
Ny anao aloha valina ny fanontaniana hoe vehivavy firy vao ampy ? f'angaha lety io misy manao volonter an'izany hoe hisolo vehivavy izany ah! miaraka aloha dia tsy mifanaraka avy eo dia misaraka ,dia manolo afa koa , sahala amin'izany koa ny vehivavy tsy misy dia hieritreritra hoe hisolo lehilahy firy vao ampy ,miaraka @ lehilahy ray dia mahatsiaro ny tenany fa mijaly dia miala , na hapetraky ny lehilahy ,dia manolo indray ,
Ka nahoana no pepon'ialahy ny olona hoe manao filamatra miovaova vehivavy .
F'angaha lekely tsy nanana vehivavy afa tsy ray t@ androm-piainany :?: :roll: :roll:
50. Jeankely ( 16/05/2008 06:20)
Na voasola imbetsaka aza i Mamanareo vao lasa vadin'i Dadanareo tsy hiresaka hoe firy vao ampy. =)) =)) =)) :p :p :p
51. patrick2002 ( 16/05/2008 13:13)
Ny anay aloha resahana ilay izy hoe inona no antony eh! tadiavina ny raison , fa tsy hoatry ny an'lekely mandry aman'olona any izay madama, dia tsy tadiavina hoe Inona ny antony fa dia basy :-D :-D :-D
52. Jeankely ( 16/05/2008 13:48)
Averiko raha tsy hainao. Ny vady tsy ny tenako fa ny tenako no tsy tia ilay manisa. Ny vady raha mandry aman'olona tsy afaka hanakana ny tompombady na tsy tiany aza satria raha izaho manokana asa no ataoko ka tsy manana fotoana handinika izay mandry sy tsy mandry aho. Tsy ao anaty fandaharampotoana ny fandinihana izany.
ka ho anao dia mba anontanio hoe mamanao hoe firy no namely anao ry Mama vao tonga i Dada ary mbola firy no mitsaingoka kely izao. Dia sahala izay koa anontaniana an'i Dadanao fa hainao tsara ny valiny fa sahala io fihetsiko io. Na mamely havia sy havanana aza izy.
Fa ny anao dia hafa satria dedaka amin'ny resaka pour pour rien hoy ilay iray ary
53. patrick2002 ( 16/05/2008 14:03)
ka lekely izany mamaly pour rien :roll: :roll: zao rangaha menatra no nifamaly taminao hatramin'izay ah! hay ve ka vavy ianao eh!
Tony kay le vehivavy matahotra ny ho lany zara kou :-D :-D :-D
ato @ internet no mamokovoko ,zah rangahy tsy hifamaly aminao intsony ah! =D> =D> veloma masina zany havako izany . ^:^ ^:^
54. Jeankely ( 16/05/2008 14:55)
Mampamangy any Mamany dia adino ny manontany hoe iza no ngeza ny baranjely sa ny lohako hoe?
55. patrick2002 ( 18/05/2008 01:48)
fany an'i jeannekely angaha efa nampidirana baranjely =)) =)) =))
Tsy te ho tetezindry zalahy dia baranjely no hampidirina :-D :-D
56. Jeankely ( 18/05/2008 05:11)
Efa namaly ve mamao hoe ny lohanao kely nohon'ny baranjely. :-D :-D :-D :-D
Raha kely dia kely loha ianao, raha ngeza dia hain'i patrick2002 sahalan'ny ahoana ny mamany. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0793