Veihivavy koa ny reninao, anabavinao ary zanakao vavy koa...
21. Jeankely
(
11/05/2008 05:02)
Hatrizay tao anaty ala ve no resahinao ? Mazava ho azy fa tao an'ala sahala ny biby ka izay hita dia petahana saingy rehefa misy ny fianakaviana dia zavatra hafa. Na hitety vehivavy 250 aza ianao dia tsy azonao hanaiky izany aho. Ny fianakaviana dia anao ary tsy tokony hifampitsabaka. Io fisehoana mahay milalao etsy sy eroa io no mahatonga ny filaharana hisaram-panambadiana. Vehivavy efa nolalovan'ny lolo maro sy lehilahy efa mpitetitety no mivady ary mbola mifangaro any ivelany koa inona moa izany. Azo atao io fa ilay mivadika mampivavaka tampoka no mandrerakabe.
26. Jeankely
(
11/05/2008 09:58)
Inona no hidiran'ny teny Malagasy amin'ny fahaizanao mitetitety havia sy havanana. Angaha io olana na eo imason'ny reninao sy ny anabavinao aza ianao no mandona ny an'i patrick2002 :-D :-D :-D
27. kiadi
(
12/05/2008 11:43)
enao ange ry jeanpetit refa hanaovan'ny olona hapamôka ny mombamombanao miaka-pofona mamôka ny mahalohan'alika anao eh!!
miseho be moraly sy be vava enao nefa tsy mahatanty refa tratran'ny sasany!!
enao io hita mintsy fa le rangah fohy kely tsy manana pouvoir fa eo amban'ny fitondran'ny ol retra ! na ny vadinao aza mety manao havia havanana anao de eto sisa enao no ba manala vokona be wawawa satria tsisy hafaka hanina anao eto!! :-D :-D :-D

28. Jeankely
(
12/05/2008 16:18)
Angaha moa kiady ihany no patric2002 fa toa mandray tsy raisina. Raha resaka vady aloha tsy manaraka ahy ny fananany ka tsy afaka ho feheziko sahala ny anao ihany. Ny ampamoaka tsy ao anaty "rule of games my baby" fa raha hifamaky vava sy hifanala nify aza rehefa hifanarahana zvtr hafa :-D :-P :-P :-P . Efa tadidinao tsara angaha ny fanaon'ny rainao amin'ny reninao no avilinao aty :-D :-P :-D :-P
30. patrick2002
(
12/05/2008 20:00)
zay kay no mahatonga fofona an'ialahy ry petit jean , ny vadin'ialahy any madagasikara ,ialahy an'ny indonesie ,ka matahotra ialahy sao dia tsehan'ny sasany izy ao dago ao, :cry: :cry:
Aoka lesy fa tsy misy hanodina an'i vadin'ialahy ao ah!
efa filamatra amin'izao ny FAHAMASINANA , ka aokanareo ny vadin'i jeankely ,sy ny zanany vavimatoa ^:^ ^:^ ^:^
Aoka lesy fa tsy misy hanodina an'i vadin'ialahy ao ah!
efa filamatra amin'izao ny FAHAMASINANA , ka aokanareo ny vadin'i jeankely ,sy ny zanany vavimatoa ^:^ ^:^ ^:^
31. Jeankely
(
12/05/2008 23:40)
Mampiomehy ianao satria tsy afaka tsehandrizalahy ny vadiko satria tsy pelaka sahala anaoreo. :-D :-D :-D . Tena hitako maso fa tsy honohono ity. Vehivavy makorel izay manana zanaka efatra. Ny telo lahy ary iray vavy. Samihafa ny rain'ny zanany ary nisy vazaha tao ampovoany. Taty aoriana mpilalao daholo koa ireo zaza nony lehibe satria ny nataon'ny reniny no hitany sy hianany. Sahala izay ianareo ka ny taratry ny fitsehana havia sy havanan'ny ray sy reninareo no tiana hambara hianaran'ny olona. Izay tia hanaraka anareo mahazo manaraka saingy izay tsy tia izany koa manambara fa tsy filamatra ny miseho ary mieboebo fa marobe vao mionona.
32. patrick2002
(
13/05/2008 01:13)
ela lesy ra -jeankely extremiste ah! ady hevitra no hatao eto dia milaza ny mpi-forum hoe inona no mahatonga an'izany , fa tsy misy mieboebo mihintsy eo ,na midehaka hoe ,tsara ny miaraka @ vehivavy maro .
Ialahy no mahita vocabulaire hoe midehaka ,mirehareha ,mitady amboara ,
fitsaran'ialahy izay.
Ialahy no mahita vocabulaire hoe midehaka ,mirehareha ,mitady amboara ,
fitsaran'ialahy izay.
33. patrick2002
(
13/05/2008 01:22)
Mampiomehy ianao satria tsy afaka tsehandrizalahy ny vadiko satria tsy pelaka sahala anaoreo.
nefa ianao ihany ra-jeankely no milaza fa
Raha resaka vady aloha tsy manaraka ahy ny fananany ka tsy afaka ho feheziko sahala ny anao ihany.
Izay no hataoko hoe tena mi-deprime ialahy ry petit-jean :D :D
efa ny fo ny an'ialahy no hoentina mi-forum fa tsy saina mamoaka hevitra intsony .
Ny conseil-ko aminao dia antsovy @ tel matetika i Madama sao dia tsehandry Zalahy, aza asaina mandeha cyber fa betsaka ny courreur amin'ireny cyber cyber ireny zany ah! zany jean-kely ah! =D> =D> =D>
courage lesy ry akama fa fitadiavana mahazaka maniraka ah! ^:^ ^:^
34. Veloo
(
13/05/2008 02:24)
amiko ndray ny zavatra lazainy dia tena mitombona iretsy noteneniko etsy aloa retsy fa tsy deprime zany izy :D
35. Jeankely
(
13/05/2008 02:49)
Io tsy dia maninona na mi-deprime na ahoana. Mitana ny hevitro ihany aho. Ny tsehan'ny courreur indray araka ny teniko tsy voafetra ary tsy manaraka ahy ny an'ny vadiko ka anajarany no manao izay mahasoa azy. Ny ahy no fantako ary tsy hanenenako. Amiko ny fanontaniana hoe firy vao ampy midika zavatra maro fa tsy ampetrapetraka fotsiny. Ny lehilahy mitsofoka any @'ny resabehivavy ary ny vehivavy koa tia ahalala izay mba resadehilahy. Mety hisy aza zaza tsy ampy taona na mbola tsy manambady miditra any @ sek'olondehibe. Izaho tsy mba mijery loha-hevitra iray fa jereko daholo izy rehetra ary ampiraisiko izay mifanaraka ka eo no ahitako ny fihetsika sy resaka ataon'ny solon'anarana samihafa. Ny loza dia ilay mivadika any @ resaka fivavahana tampoka indray koa avy mandray anjara.
36. RATOVOARY
(
13/05/2008 08:11)
Jeankely:
Mampiomehy ianao satria tsy afaka tsehandrizalahy ny vadiko satria tsy pelaka sahala anaoreo. :-D :-D :-D . Tena hitako maso fa tsy honohono ity. Vehivavy makorel izay manana zanaka efatra. Ny telo lahy ary iray vavy. Samihafa ny rain'ny zanany ary nisy vazaha tao ampovoany. Taty aoriana mpilalao daholo koa ireo zaza nony lehibe satria ny nataon'ny reniny no hitany sy hianany. Sahala izay ianareo ka ny taratry ny fitsehana havia sy havanan'ny ray sy reninareo no tiana hambara hianaran'ny olona. Izay tia hanaraka anareo mahazo manaraka saingy izay tsy tia izany koa manambara fa tsy filamatra ny miseho ary mieboebo fa marobe vao mionona.
Dadanay "COMORIANINA"
Mamanay "EGYPTIANA"
Nefa zahay de METISY ANGLISY
Tsy meloka mamanay fa nitady vola t@zany fotoana zany
37. Jeankely
(
13/05/2008 12:04)
Angaha moa heloka hoy ianao ary tsy manameloka aho fa kosa tsy fitaratra sy filamatra ny zanaka makorel na manakarena be aza
38. naughtyboy
(
13/05/2008 12:18)
resaka faobe fotsiny ty,tsisy nisafidy ny RAR-ny fa misy ny zanaboromanga niteraborondolo ary ko ny zanaborondolo niteraboromanga nefa ao ko ny safidiny ts1.1 ho tsara na ratsy,fa alohany itenenana sy iady hevitra de mieritrereta tsara aloha ialao ny mitsaratsara tsisy eto na 1 aza lafatra
39. Jeankely
(
13/05/2008 12:56)
Tsy misy mitsara izany fa ny zava-misy no resahina ary samy maka izay tiany hitondrana ny fiainany. Na andeha any amin'ny tarikin'ny mpilalao sy mihebohebo mitety tendrombohitra na manaraka ny fohononana ary tsy manely ny resaka tsy mendrika aminy. Safidy izany.