Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i carson, milahatra araka ny daty
carson ( 21/08/2009 17:57)
14 taona manao sipa
Raha ny Baiboly izany no alaina tahaka dia tokony ho 14 taona eo ny olona dia efa manao sipa. Dia eo ho eo amin'ny 18 taona dia mivady. Tsy hisy hahavita fianarana raha izany.... tohiny
novalian'i rhina ny 25/09/2009 06:07
carson ( 18/08/2009 06:03)
firaisana ve ny masturbation?
Inona tsara no tena olana amin'ny masturbation sy ny loi morale? Satria olona iray no manao azy koa tsy azoko mihitsy ny hoe mijangajanga.... tohiny
novalian'i mion ny 19/08/2009 11:24
carson ( 14/05/2008 15:44)
mangataka mp3
Mba mangataka hira malagasy izay manana azafady. Ilay bà-kira gasy ireny. Belahy Tarika Remi Ifanihy ... (l) ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2008 15:49
carson ( 29/03/2008 22:30)
29 martsa
Mangina kely 1 min ho fahatsiarovana ny maty. :snif: ... tohiny
novalian'i dziana ny 09/05/2008 12:05
carson ( 07/03/2008 03:57)
OpenGl
Manao ahoana, Ialana tsiny fa ohatra ny fanontaniana adaladala. Ahoana no hicompilena programa openGl?... tohiny
novalian'i carson ny 08/03/2008 22:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1868