firaisana ve ny masturbation?

1. carson ( 18/08/2009 06:03)
Inona tsara no tena olana amin'ny masturbation sy ny loi morale? Satria olona iray no manao azy koa tsy azoko mihitsy ny hoe mijangajanga.
novalian'i mion ny 19/08/2009 11:24
2. xxx ( 18/08/2009 07:04)
Satria rhf mimasturb ianao de mivoaka ny tsironaina na de ianao ihany aza no manao azy eo ka rhf tsironaina mivoaka de firaisana zay dia fijangajangana.
3. ari.malala ( 18/08/2009 07:30)
???????????? tsy azoko ilay fanazavana :roll:
4. xxx ( 18/08/2009 07:55)
ny firaisana sy ny endriky ny fitiavana rehetra dia natao ho an'ny olon-droa
5. ari.malala ( 18/08/2009 08:12)
ko eto olona tokana no resaka ko in no idiran'izany? eo le ts azoko
6. majesty ( 18/08/2009 08:40)
filàna ara-tanana kosa angamba io fa tsy firaisana satria tsy misy olona iraisana eo fa izy tenany ihany
7. ravakamalala ( 18/08/2009 09:27)
tsy firaisana ny masturbation ka, ny firaisana dia mitaky fisiana mpandray anjara minimum 2.
fa ny mijangajanga anie tsy hoe manodidina ny firaisana ihany e , tadidio ilay didy momba ny maniry am po ny vadin ny hafa, io dia efa fijangajangana

momba ny masturbation sy ny loi morale chretienne raha mi interessser anao dia ity misy rohy :

http://www.croixsens.net/sexe/masturb.php

sady izao koa no teny mahafehy io resaka sexe io :

ny taovam pananahana dia nomen Andriamanitra ny olombelona mba ho aminny tanjona iray ihany : dia ny fanehoan ny mpivady ny fitiavany, sy ny fahazoana taranaka (tsy azo sarahina) , izazy zavatra rehetra ataonao ka tsy manana ireo tanjona ireo dia tsy eken ny fiangonana.
8. ari.malala ( 18/08/2009 10:49)
ravakamalala, d ny mpivady zany isaky ny te hanao firaisana d tsmaints dans le but hoe hananjanaka? d tsy mahazo toerana v ny plaisir?
9. ravakamalala ( 18/08/2009 13:27)
ari> ka isaky ny miray anie dia misy plaisir foana e! amin ny mpivady no lazaiko..... tsy voarara mihitsy io fa tsy azo atao hoe io fotsiny no tanjona anaovana an ilay izy.

azo atao izany ny maka plaisir fa ny manakana ny mety ho fahazoana taranaka no tsy azo atao
10. ari.malala ( 18/08/2009 13:48)
Ah ok, mazava fa misaotra :)
11. mion ( 19/08/2009 11:24)
Tsia tsy firaisana ny masturbation, @ katôlika izy io dia fahotana fa tandremo : ONANISME ozy zareo zay,
Rehefa mi mast ianao dia mijangajanga izany raha maka oul an'eritreritra.

Amin'ny lafiny hafa anefa de ilaina izy io . Raha manambady ianao , ray trano aminao ny vadinao nefa aleonao mi mast dia aretin-tsaina izany (aretin-toetra no tena marina : vice de comportement).

Raha manao ejaculation précoce koa ianao dia technique iray ahafahanao mi-améliorer ny Rapport sexuel ny Mast , io no ahafahanao mifehy tsikelikely ny vatanao alouan'ny ejaculation, zan oe atao ze maha ela indrindra ny ejaculation... Oups lasa mitatra le resaka fa aleo hatreo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4823