tsy mahagaga
1. xxx
(
14/05/2008 17:23)
Tsy mahagaga
raha tsy mahatoky intsony
Tsy mahagaga
fa ny heloky no hafa nakana lesona
Tsy mahagaga
raha tsy mahita intsony
Satria leo nitady
aleo miandry ny ao ambony
raha tsy mahatoky intsony
Tsy mahagaga
fa ny heloky no hafa nakana lesona
Tsy mahagaga
raha tsy mahita intsony
Satria leo nitady
aleo miandry ny ao ambony
novalian'i Belami ny 16/05/2008 19:00
2. xxx
(
14/05/2008 17:43)
Eisy aho e ry sipa tsy virjiny intsony
Sady sarotra matoky no sarotra atokisana
Samy efa maratra na ny fo*y na ny fony
Mbola ao ilay olon-kafa fa odian-tsy hita fotsiny
Sady sarotra matoky no sarotra atokisana
Samy efa maratra na ny fo*y na ny fony
Mbola ao ilay olon-kafa fa odian-tsy hita fotsiny
3. Belami
(
14/05/2008 21:31)
xxx:
Eisy aho e ry sipa tsy virjiny intsony
Sady sarotra matoky no sarotra atokisana
Samy efa maratra na ny fo*y na ny fony
Mbola ao ilay olon-kafa fa odian-tsy hita fotsiny
fa inona no antonilay tononkalo ?
4. xxx
(
15/05/2008 06:47)
Belami:
Eisy aho e ry sipa tsy virjiny intsony
Sady sarotra matoky no sarotra atokisana
Samy efa maratra na ny fo*y na ny fony
Mbola ao ilay olon-kafa fa odian-tsy hita fotsiny
fa inona no antonilay tononkalo ?
Setrin'ilay vetso voalohany
9. kiadi
(
15/05/2008 21:53)
zany oe raha azoko tsara ilay iz de nofitahin'ny sipa oe virja de kay efa tsy virja tsony? :/ :/ :/ :/
11. kiadi
(
16/05/2008 10:23)
melody>si!! matoa iz mitaraina fa oe"sipa tsy virja" de bandy iz zany ko!!
13. Belami
(
16/05/2008 19:00)
ANARIM:
Belami:
fa de nisy inona loatra ? :?:
nisy mauvais ami nitonona ho bel ami tsssssssss
Belami sa bel ami ???
:-* :-D :-D :-D
