Tsy ekena, fa tokony hahongana!!!
![](https://avatar.serasera.org/161fa5c5805ee8d936d0d29b786c243f.jpg)
1. rajoelina
(
14/05/2008 13:36)
Ikaretsaka = admin kolotsaina ^:^ =)) =)) =))
ika vazivaziko lesy zany ah! ;)
Virtual le eto ah :)
Misokatra ny adihevitra.
;-)
ika vazivaziko lesy zany ah! ;)
Virtual le eto ah :)
Misokatra ny adihevitra.
;-)
novalian'i Veloo ny 20/05/2008 17:46
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
5. ikaretsaka
(
14/05/2008 16:41)
tsy fanao letsy izany manongana izany
fa maninona ialahy raha te ho admin de tsy miteny dia tohanako?
amboary tsara fotsiny ny bizna de karakaraiko ela
:wink:
admin an'ny mpanao ady atsanga ohatra na ny resaky ny tsy loabody na ny resaky ny anti... na anareo mankivisy?
fa maninona ialahy raha te ho admin de tsy miteny dia tohanako?
amboary tsara fotsiny ny bizna de karakaraiko ela
:wink:
admin an'ny mpanao ady atsanga ohatra na ny resaky ny tsy loabody na ny resaky ny anti... na anareo mankivisy?
![](https://avatar.serasera.org/161fa5c5805ee8d936d0d29b786c243f.jpg)
7. rajoelina
(
15/05/2008 09:00)
kiadi: elah anie kamo hanendy an'le ravina e! ^:^ zay le tsy milay am'lisany!!! =)) =))
tlay: lery io tokony hasiana miazakazaka, na manao foot mba hiena le vatana... satry rehefa manannn de tsy maintsy ledala no eo ambany, na hatao mitsangana ^:^ =)) =)) =))
Ika: virtual lesy zany ah! :)