olon-tiana

1. Princesse01 ( 14/05/2008 12:02)
Manahoana daholo nareo,
Nandefa hafatra teto za andro maromaro lasa,
Efa voavaly ilay izy, mety amiko.
Misaotra antsika rehetra namaly ny antso,
Araraotina eto ny mamaly ireo izay tsy tratrako amin'ny famaliana ny hafatra manokana, noho ny fahamaroan'izy ireo, sy ihany koa ny fahateren'ny fotoana
Namana tsotra ihany indray manomboka hatreto.
Pricesse
novalian'i RTsongy ny 21/10/2008 21:15
2. ainaheri ( 14/05/2008 12:37)
D mazahoa fafiny zany ee,ary mahareta atr@ farany lol
3. simplex ( 14/05/2008 13:39)

mba lazao kosa hoe iza le heureux elu e :P
4. preeni ( 14/05/2008 13:41)
sambatra ndriko zany efa nahita,iaho vao mitady izay vonona manorata amiko.
marihiko fa iaho no miantoka ny lany rehetra raha mifanaraka :D
miandry @ (l) feno fitiavana :)
5. kiadi ( 14/05/2008 14:56)
loza ! tsy hitako zany antso zany! :-D :-D
6. diamondra27 ( 14/05/2008 15:01)
kiadi: tara train toi hiii, ajanony ny bizna :-D :-D :-D
7. Princesse01 ( 14/05/2008 16:46)
simplex:


mba lazao kosa hoe iza le heureux elu e :P



Raha mazoto izy hilaza eto angamba, tsy hoterena kosa anefa, lol
8. kiadi ( 14/05/2008 17:01)
tara train indray zah lé! tssssss :-D :-D :-D
9. preeni ( 15/05/2008 03:28)
aza mitady ny tsy hita ry kiady za io mbola malalaka ny toerana :D
10. Koditra ( 15/05/2008 11:50)
preeni: ra virtoaly d za kandidà. (l)
11. preeni ( 15/05/2008 12:00)
non tena vady mandramaty no ilaiko,za ne no mihantoka ny lany rehetre! :D
miandry anao aho ry koditra a! (l)
12. kiadi ( 15/05/2008 14:20)
preeni:

sambatra ndriko zany efa nahita,iaho vao mitady izay vonona manorata amiko.
marihiko fa iaho no miantoka ny lany rehetra raha mifanaraka :D
miandry @ (l) feno fitiavana :)



miantoka @ lany rehetra @ in moa zay?
13. vaninna ( 15/05/2008 15:53)
io zany ilay "FITSANGANANA VAVOLOMBELONA"
merci serasera
tsiky d ampy :D :D :D :D :D :D :* :-* (l)
14. preeni ( 16/05/2008 02:57)
kiady mihantoka ny lany rehetra @fihaonana sy ny vodiondry,ary ny mariazy :D
miandry ny valiteninareo aho (l) (l) (l)
15. Princesse01 ( 17/05/2008 17:29)
preeni: bonne chance ndry
16. kiadi ( 17/05/2008 17:47)
sambatra ihany zay bandy miaraka aminao ry preeni raha izany!tsy miantoka ninin! :wink: :wink:
17. Kapistra ( 24/05/2008 09:07)
Hoy preeni:
tena vady mandramaty no ilaiko,za ne no mihantoka ny lany rehetre!

Izaho manana rahalahy iray izay ;izy io izany tsy mbola nanambady mihintsy ,fa efa manana zanaka kely mianadahy;mitady vady koa izy io.
Vazaha aloha no eritreretiny kanefa raha misy gasy ihany ve tsy aleo ve prezenteko aminao.
Izy aloha dia bandy bôgôsy fa eo amin'ny lafiny fitadiavana no somary manahirana kely azy.Hitanao ihany ny fiainana ao madagasikara ao.
Asa raha mety aminao izy io.
18. xxx ( 24/05/2008 09:13)
i preeni efa manambady fa mapiheso-mbahoka fotsiny!ny sary mariazina aza vô napetrany teto!
preeni=yuka
19. RTsongy ( 21/10/2008 21:15)
(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) :* :* :* :-* :-* :-* (l) (l) (l) :roll: :P 8) :lol: 8-) (l) (l) (l) (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0856