voasambotra ny mpisandoka ps cazal and co

1. milaibe ( 13/05/2008 17:30)
efa en détetion provisoire ,ka mangataka ny mety mahalala ny indices fanampiny hanaporofoina fa izy tokoa ny komisera Ratandra, na tsy miseho anarana ,manantena ny fiara-miasa.misaotra mialoha tompoko
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:26
2. kiadi ( 13/05/2008 17:36)
tô oe ry zalah hono reo ko!
3. ainaheri ( 13/05/2008 18:52)
D aiza hono mba vangina? :roll: :-D :lol:
4. milaibe ( 13/05/2008 19:00)
za koa aloha tena ry zalahy ireo ,ao atanimora zay te hanatitra voasary na kobay
5. ainaheri ( 13/05/2008 19:07)
Nefa indrisy fa tsy nisy sary ouzy Fra6 Turbo zay hihi
6. kiadi ( 13/05/2008 19:09)
de ahona zany ry zalah ty tantara ty?
7. ainaheri ( 13/05/2008 19:27)
kiadi> ka lerony hono zany any antanimora kou,affaire clos
8. kiadi ( 13/05/2008 19:30)
tena sur ve zany fa zah naheno oe bola "en cavale" ry zalah ange eh
9. ainaheri ( 13/05/2008 19:47)
:-D :-D :-D :-D :-D
10. milaibe ( 13/05/2008 20:00)
mbola tafatsoka tao ndray fa tena rabibilava kay, sady nisy complices nanampy
11. kiadi ( 13/05/2008 20:58)
tsssss!zay ange mahavoa andry zalah ao BC ao eh!!mamo indray zao ry zalah tao de tafatsôka reo
12. vale ( 13/05/2008 22:17)
milaibe:

efa en détetion provisoire ,ka mangataka ny mety mahalala ny indices fanampiny hanaporofoina fa izy tokoa ny komisera Ratandra, na tsy miseho anarana ,manantena ny fiara-miasa.misaotra mialoha tompoko
I cazal ve komisera? tena tsy azoko le dinika, de voasambotra le mpisandoka ps ve? tsy azoko mintriny fa azafady à!!!


:roll: :roll: :-w :)
13. nerveux ( 13/05/2008 22:40)
ary Bako mpitsongodia v mbola miasa sa efa misotro ronono .
Sady toa manana basy maro vava hono izy kouh ! hahahaha :-D
14. milaibe ( 14/05/2008 04:34)
vale>mbola en cours d`insturction ny dossier fa araho mora2 eo,
15. ainaheri ( 14/05/2008 04:44)
Sao naka fanafody tany @ Rainivoanjo lery :-D :-D :-D :-D
16. endrika01 ( 14/05/2008 05:51)
ainaheri>ka i Rainivoanjo angah manomé fanafody,léry mandrahona fotsiny no adiny eo.Hi hi hi we nivadika biby ve?Tanjemo sao havadiny ho sakakely eo a ha ha ha,:-P
17. endrika01 ( 14/05/2008 05:53)
ainaheri>ka i Rainivoanjo angah manomé fanafody,léry mandrahona fotsiny no adiny eo.Hi hi hi we nivadika biby ve?Tanjemo sao havadiny ho sakakely eo a ha ha ha,:-P
18. ainaheri ( 14/05/2008 07:20)
Ra za zao mamadika d avadiko inn re Endrika eeee :-w :-D :-D :-D :-D
19. milaibe ( 14/05/2008 07:33)
ainaheri>i endrinka avadika colombe
20. kiadi ( 14/05/2008 09:07)
nerveux:

ary Bako mpitsongodia v mbola miasa sa efa misotro ronono .
Sady toa manana basy maro vava hono izy kouh ! hahahaha :-D



tsy mitsongodia tsony iz fa lasa nerveuse lotra! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7076