voasambotra ny mpisandoka ps cazal and co

21. nerveux ( 14/05/2008 09:49)
ka raha ol tahaka an'i Rainivoanjo kosa v no arahina lava tsy ho nerveuse izy @ farany hahahaha :?
22. tlay ( 14/05/2008 10:05)
tsimazava ko anie lay resaka mba miezaka mamaky sy madinika iany za fa tena tsiazoko 8O 8O 8O :( :(
23. ainaheri ( 14/05/2008 10:17)
tlay>mandraisa anjara d mazava @ elà houazy eo le izy eee :-D :-D :-D
24. ainaheri ( 14/05/2008 10:18)
milaibe:

ainaheri>i endrinka avadika colombe


Ié mety hvtr mety ,mba ampitondraina hftr sy mitazatazana eny na nandalo ry zalah sa aona!! hahahahaha


25. nerveux ( 14/05/2008 12:53)
tlay:

tsimazava ko anie lay resaka mba miezaka mamaky sy madinika iany za fa tena tsiazoko 8O 8O 8O :( :(



ka ilay komisera Ratandra sy ry bako mpitsongodia anie ka t@ tantara t@ radio tany dago t@ fahazazantsika e! tsy tadidinao v? ;-)
26. kiadi ( 14/05/2008 14:49)
de manin moa raha antsointsika i inspecteur toky eh!! de ampilazaina koa i profeséra mahiratra!!
27. milaibe ( 14/05/2008 16:21)
efa mikahon-doha ao doly i inspektera toky sy profesora mahiratra kiadi fa mandà ankitsirano be zao fotsiny ndray hono ny tavela tsy tafatsoaka
28. kiadi ( 14/05/2008 18:50)
de in zany ny hevitra raha izany?tsy maintsy hiantso an'i colombo ihany zany ?
29. endrika01 ( 15/05/2008 06:37)
ainaheri:
milaibe:
ainaheri>i endrinka avadika colombe
Ié mety hvtr mety ,mba ampitondraina hftr sy mitazatazana eny na nandalo ry zalah sa aona!! hahahahaha
Mahita lazaina mintsy kah,aleo zay mintsy ary e,sady izaho zao mitazatazana namana isa-maraina hande hanao petanky hi hi hi,nefa asa raha hahazaka kanety be lay colombe na tsia=))toa ttasy sy sitilô ihany no zakany kou:-Dnefa tsy ratsy koa lay fitazatazanany an,she manakory,lasa detektiva privée zany zah @zay kou,hisolo toerana an\'i Bako mpitsongodia:-P:-P:-P
30. kiadi ( 15/05/2008 07:17)
zay tokoa wa! aleo solon'i endrika i bako fa endrika mety mahay manongo be!
"tsongotsongon'olotiana aza hono na marary aza tonga de omena ny totohondry be!" :-D :-D :-D :-D
31. endrika01 ( 15/05/2008 16:56)
ntsss,iza koa no mety asianao ny totondrinao 100kg be ndray mitotona io,
32. ainaheri ( 15/05/2008 19:56)
D mba mifamely totondry ao nareo zany ko :-D :-D :-D
33. kiadi ( 15/05/2008 21:01)
sa bisou bisou zany?
34. ainaheri ( 16/05/2008 04:49)
Ka zay ndrindra nosaika nikoziko,aiza kosa mou d ifamely totonjy lol,mba mifamely bisous zany ee :roll: :-D :-D :lol:
35. endrika01 ( 16/05/2008 07:19)
Bisous tokana eo@tanana lol !:-D:-D:-D =))=))=))
36. Veloo ( 20/05/2008 14:01)
:-D :-D :-D :-D
dia ahona ny hafaran'ny tantara e za zany tena lina be hihihihih
37. ikaretsaka ( 20/05/2008 17:45)
eo le glacholet oooo aourt am sachet dobla kreme o
38. kiadi ( 20/05/2008 20:32)
de lasa mpivarotra glachoet hono lery ry bycikleta an! =)) =))
39. sarobidy ( 10/04/2009 12:26)
mba omeo oe fa zà ko mbo te inana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091