dinika mangina

1. hertix ( 14/05/2008 14:44)
salama daholo,
mba mangataka ny tonon'ilay hira hoe "dinika mangina", Eugène Razafiarison angamba raha tsy diso aho no mihira azy. Misy hoe "dinika mangina, resaka tsiambaratelo..." dia tsy haiko intsony ny tohiny!!!
novalian'i ni81 ny 15/05/2008 10:37
2. Nouassi ( 15/05/2008 05:56)
Dinika mangina, resaka tsy ambaratelo
Nandalo nefa kosa lahy
Mazana injay mamelovelo
Tsy hohadino fa satria
Nisy teny mamy tao
Nipololotra fatratra
Nivoaka avy eo imolotrao
3. ni81 ( 15/05/2008 10:37)
Dinika mangina
resaka tsiambaratelo
nandalo nefa kosa lahy
mazana injao mamelovelo
Tsy ho hadino fa satria
nisy teny mamy tao
Dia tambitamby hoe matokia
Nivoaka teo imolotrao
Resaka ihany nefa kosa moa
Tsaroany injany
ka mientana ny fo
Fiainam-baovao
Ho ahy sy ho anao
Dinan-tsika teo
Ndeha ho tanterahina ary
Eny....................(miala tsiny fa tsy tadidy o)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0781