Ireo op ao amin'ny karajia
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
1. hery
(
14/05/2008 08:16)
Mba tsara ampahafantarina antsika ihany angamba hoe iza avy moa izao ny op na mpandrindra ao amin'ny karajia.org amin'izao fotoana izao.
Amin'izao fotoana izao izahay dia misy 12
lanto, anarim, la_douce, sipagasy, ravatorano, arialy, Fa, infinity_, david_, ralay, angie, hery
Ary eo am-pieritreretana ny hampiditra namana 2 vaovao ho anisan'ny op.
Ny op moa eo amin'ny serasera dia namana mitovy amin'ny rehetra ihany. Azo ifampiresahana tsara, azo anontaniana tsara. Nomena andraikitra fotsiny izy ireo mba hanaraka akaiky sy handrindra ny karajia. Ny asan'ny op voalohany dia tsy hoe ny mandaka sy ny misakana namana, fa ny manao izay hahatamana ny namana rehetra aza indrindra indrindra.
Manana ny asany sy ny fahasahiranany koa anefa ny op ka mila ny fanampian'ny rehetra. Raha sendra misy tsy mety dia lazao manokana izy, antsoy @ pv sns.
Raha toa moa ka hitanareo hoe tsy mahavita ny maha op azy intsony ny op dia lazao aty aminay ihany hijerena vahaolana.
Raha ohatra koa ianao te hanao op dia alefaso aty aminay ny fangatahana fa hovaliana.

novalian'i Naniie ny 03/07/2008 07:38
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
2. xxx
(
14/05/2008 08:23)
hery:inona ny critère ahafahana ho lasa OP ? ny fijanonana ao @ karajia isan'andro ve sa....?
Raha ohatra koa ianao te hanao op dia alefaso aty aminay ny fangatahana fa hovaliana.
![](https://avatar.serasera.org/8fb7c2dd2d4a7deb7905b3df2804f282.jpg)
4. ainaheri
(
14/05/2008 10:10)
Ra za miditra op d rajou dakako volou :-D :-D :-D :-D ,Hay mou lery tsy miditra karajia klé :roll: :-w :lol: :lol:
![](https://avatar.serasera.org/d0934124dfbaea40fdca2f2777cde630.jpg)
6. kiadi
(
14/05/2008 10:50)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
nenah tonga de i bozinangatra voadaka a vie!! perpete mintsy
nenah tonga de i bozinangatra voadaka a vie!! perpete mintsy
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
7. xxx
(
14/05/2008 10:51)
4. Mpandefa : dadabe [ Valio ] 14-05-2008 12:27:53
Lohateny : Re : Ireo op ao amin'ny karajia
rha zah ndray d i la_douce no omeko BIFTA mafana voulou
la_douce ary tsy miditra forum eto akory.tsy aleo omen'i dadabe an'i bébé ilay bifta amzay mi GIKE tsara izy.
za ihany no mahalala an'io bébé lazaiko io an tsy ambarambarako.
![](https://avatar.serasera.org/5137cd15ff9f3b2f1eaa2c3ab2edf986.jpg)
8. mitia04
(
14/05/2008 11:14)
ary aona lé op sasany ts mety mandray pv reny? hay kay ry zareo mintsy aza no tokony handray pv, nefa d alefa miharihary eo am room eo fa oe "TSY MANDRAY PV ANIO" :-w :-w :-w
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
10. xxx
(
14/05/2008 11:34)
. Mpandefa : mitia04 [ Valio ] 14-05-2008 13:14:58
Lohateny : Re : Ireo op ao amin'ny karajia
ary aona lé op sasany ts mety mandray pv reny? hay kay ry zareo mintsy aza no tokony handray pv, nefa d alefa miharihary eo am room eo fa oe "TSY MANDRAY PV ANIO"
matahotra sao dia bevohoka :lol:
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
11. xxx
(
14/05/2008 13:00)
a_douce ary tsy miditra forum eto akory.tsy aleo omen'i dadabe an'i bébé ilay bifta amzay mi GIKE tsara izy.
za ihany no mahalala an'io bébé lazaiko io an tsy ambarambarako
![](https://avatar.serasera.org/a0e5b20b0c4215f8d2baf9a56f5b7074.jpg)
12. Aino
(
14/05/2008 13:24)
raha mba tao matetika tohy ny taloha de mety nandray anjara ihany fa aleo mijerijery fotsiny sisa no atao, sady lasa betraka ny namana mirediredy miditra ao tsy mba tohy ny taloha hireny, misy le pv izany moa de efa tsy hay nintsony fa ps misenina tsss. ny atao angamba rehefa mditra ao de mijery soratra miakatra na mivaoka ravo tsy ao reo akama bonne piresaka be ireo. :x
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
13. xxx
(
14/05/2008 13:35)
xxx:de maninn raha tsy miditra forum izy ? nga io mampiova am maha-OP azy ? sady tsy hainao akory ry xxx fa miditra eto izy......fantatro io satria namako izy.
la_douce ary tsy miditra forum eto akory.
![](https://avatar.serasera.org/1e91304ed03c68a7a9901ca3ffe89ab0.jpg)
14. milaibe
(
14/05/2008 14:09)
raha miditra op d omeko bizor`oroka aloha i arialy , de manao fety ny dj infinity
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
16. fahamarinana
(
14/05/2008 14:46)
:arrow: za mba nanandrana niditra karajia fa oh rapide be zany ilay resaka,za rahateo efa soir dia tsy maharaka tsony :-D :-D (l)
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
19. xxx
(
15/05/2008 15:08)
zah vonona rah ohatra ka zay ny fomba hanakanako tsaty an'i bozinangatra! :-D :-D :-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/2889a175a6b755034f130e7d62267805.jpg)
20. vaninna
(
15/05/2008 19:05)
hay v tena olombelona reo op reo é :@ neveriko fa robot :-D :-D
vazivazy zany reto fa za manko ndre mande zay mbo nanao "voice" indrepa de nisy nanao pv nanotany hoe "robot ngah enao sa olombelona sipa? ary ilay sipagasy io v robot koa? "
fa tena tapaka tsinaiko tamzay!!!!!!
:D :D :D
mazotoa miasa d mahareta hatraminy farany daholo