Ireo op ao amin'ny karajia

21. ANARIM ( 16/05/2008 13:38)
mirary tsaty feno fafiny e! ampifaliana fôna
22. ari.malala ( 19/05/2008 09:04)
zay ts tafiditra karajia tsony:snif: :snif:
23. cutie ( 19/05/2008 12:29)
za koa tsy tafiditra karajia tsony fa misy soratra we you are banned :-w :-w :-w :-w :-w nefa mba te hanao op :-D :-D :-D :-D :-D
24. Veloo ( 20/05/2008 17:45)
cutie [ Valio ] 19-05-2008 14:29:47
Lohateny : Re : Ireo op ao amin'ny karajia
za koa tsy tafiditra karajia tsony fa misy soratra we you are banned nefa mba te hanao op


za ko tsy tafiditra intsony "you are banned" io ko no misy ato :twisted: :twisted: :evil: :evil: :evil:
25. hery ( 20/05/2008 18:22)
Zah tafiditra sady misy soratra hoe, "they are banned, not you :-) "

26. cutie ( 20/05/2008 18:39)
misy faly mitsy ny sasany ato fa tsy tafiditra karajia zahay :-D
27. cutie ( 20/05/2008 18:40)
disconnected from IRC ndray zao no soratra eo
Misy an'io koa ny an-jy ry veloo :-D
28. xxx ( 20/05/2008 18:49)
devoly doly zany refa banni :evil: :evil:
29. cutie ( 20/05/2008 18:50)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
30. xxx ( 20/05/2008 19:13)
surtout enao mémé io!
31. cutie ( 20/05/2008 19:18)
reny miafina ambadiky ny xxx reny mitsy no tena devoly :-D
32. xxx ( 22/05/2008 23:11)
banni tsaty zah sefo ohhh! misy migafy be refa vers minuit in de nefa efa tsisy op tsony! jerevo ange ny archive eh!! dodo aloha lotra ny op de manararotra zao adala sns retra zao!
sotra eh!! :wink: :wink:
33. xxx ( 23/05/2008 22:34)
efa afaka ohh
34. milaibe ( 25/05/2008 08:14)
kiadi no fanampin`i op fa mizotra tsara ny ambiance ato ,mandeha tsara ny bizna, za manohana alo e
35. kiadi ( 25/05/2008 17:03)
milaibe:

kiadi no fanampin`i op fa mizotra tsara ny ambiance ato ,mandeha tsara ny bizna, za manohana alo e



:-D :-D :-D :-D :-D
vive milaibe!
da fety be !da fety be raha i milaibe no lasa OP :-D :-D :-D :-D :-D
36. cutie ( 25/05/2008 17:07)
Mpandefa : hery [ Valio ] 20-05-2008 20:22:45
Lohateny : Re : Ireo op ao amin'ny karajia
Zah tafiditra sady misy soratra hoe, "they are banned, not you "

za tafiditra sady misy soratra we you are not banned anymore :-D :-D :-D :-D
37. Alaina ( 31/05/2008 15:54)
vonona ny hanao op raha eken'ny besinimaro mpanao karajia. Nefa miavona be hono hozy ny sasany. Mitady mpanohana
38. Naniie ( 03/07/2008 07:38)
Hoy i Hery : Ny op moa eo amin'ny serasera dia namana mitovy amin'ny rehetra ihany. Azo ifampiresahana tsara, azo anontaniana tsara. Nomena andraikitra fotsiny izy ireo mba hanaraka akaiky sy handrindra ny karajia. Ny asan'ny op voalohany dia tsy hoe ny mandaka sy ny misakana namana, fa ny manao izay hahatamana ny namana rehetra aza indrindra indrindra.
Manana ny asany sy ny fahasahiranany koa anefa ny op ka mila ny fanampian'ny rehetra. Raha sendra misy tsy mety dia lazao manokana izy, antsoy @ pv sns.

Nefa toa otran tsy zany akory ny ataon'ny op sasany, vao maika aza manao zay ts ahatamana sy tsy mandray pv akory, ny sasany zany refa mba resahana d miavonavona beu, na takona ao ambadik ecran ao aza itako foana :D , vao ts titina d banivana, milay kah :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0508