n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao

1. tomJoad ( 14/05/2008 10:34)
Manao ahoana daholo ny namana eto,
mitady ny lohanteny sy ny mpihira ilay hira ity aho.
'n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao,
ny elananelantany tsy hanova ny fitiavako
amin'ny alina mangina ianao no ao an-tratrako ao
,fitavako ianao etc....'
fa tiako angatahina @ radio vazo gasy.
Misaotra mialoha.
Tom
novalian'i kalovao ny 14/05/2008 13:36
2. ikotoleta ( 14/05/2008 10:46)
:arrow: http://www.google.com/search?q=%22ny+elanelan-tany+tsy+hanova+ny+fitiavako%22
:D :) 8O :? :x :lol: 8) :P :roll: :wink: :idea: :°) :!:
3. tomJoad ( 14/05/2008 13:26)
Misaotra ,Mankasitraka , ary mankatelina.
Tom
4. kalovao ( 14/05/2008 13:36)
tsy ratsy kosa lay tonony :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1019