Manao ahoana daholo ny namana eto,
mitady ny lohanteny sy ny mpihira ilay hira ity aho.
'n'aiza misy ahy ho tsaroako foana ianao,
ny elananelantany tsy hanova ny fitiavako
amin'ny alina mangina ianao no ao an-tratrako ao
,fitavako ianao etc....'
fa tiako angatahina @ radio vazo gasy.
Misaotra mialoha.
Tom