HONO HO AHO RY ZALAHY
4. Bazily
(
14/05/2008 13:40)
Zaho zalahy tsy miditra amin-draha karah'io ah! Aleoko fô zaho miôgnono amin-draha nomen-dRanahary . Io tsy maintsy misy effet-ny any afara any.
6. milaibe
(
14/05/2008 16:12)
ho an`izay impuissant sy kely entana zany, tsisy mahasoa nohon`ny natioraly ihany lesy raha mbola tsy sembana
7. Jeankely
(
14/05/2008 16:18)
Hanakarana ny tsy takatra ao antrano sa hitetezana lohasaha sy tendrombohitra 12 isankerinandro ? :-D :-D :-D
10. Jeankely
(
15/05/2008 01:08)
Mety mandray vola any koa RATOVOARY amin'ny fanisihana "pub" akolaka ho fantatry ny hafa. Raha izy mihintsy no manana olana dia mba ampindramo entana mavesadanja kely izy ho tsapan'ny vadiny na sipany. :-D :-D :-D
12. Jeankely
(
15/05/2008 05:04)
Hahaha miaina @'ny natoraly ngah i patrick2002 mpanisa firy vao ampy. Io no tena mila manamboatra fitaovampiasana. :-D :-D :-D . Aza adino kanota sy bavinao patrick2002 ooo :-D :-D :-D
13. RATOVOARY
(
15/05/2008 05:56)
Jeankely:
Mety mandray vola any koa RATOVOARY amin'ny fanisihana "pub" akolaka ho fantatry ny hafa. Raha izy mihintsy no manana olana dia mba ampindramo entana mavesadanja kely izy ho tsapan'ny vadiny na sipany. :-D :-D :-D
Diso fijery ianao.Tsy sanatria handraisam-bola no nandefasako an'io eto na koa hoe "kely entana" de te-hanao fanandramana. Jereo tsara fa na de ny titre nitondrako azy aza mbola fanontaniana manamafy
HONO HO AHO RY ZALAHY. Zah aza sady tsy mino no tsy mankasitraka ny momba an'io. Nisy namako izay nandefa azy taty amiko ka zay no nampitsiry ny hevitro hoe aleo haposaka any @ sera² anontaniana ny fahitan'ny namana azy
14. Jeankely
(
15/05/2008 11:26)
Izahay angaha mahalala biby afatsy sahola e. Amiko finaritra ry zalahy satria mitombo ny olona mahita ny vokatra ary mety hisy ny ho voasarika voalohany. Faharoa, efa ela nieritretana sy sendra ny mamono moka RATOVOARY ka faly sy nibitaka ary nitondra fanontaniana ho an'ny hafa. :-D :-D :-D
15. xxxx1
(
15/05/2008 14:18)
razanety indray zay tia manebaka olona izay
ary ny andramosénao ao ve ampy tsara no eto foana no misasa vangy :roll:
ary ny andramosénao ao ve ampy tsara no eto foana no misasa vangy :roll:
16. xxx
(
15/05/2008 15:07)
Jeankely:
Izahay angaha mahalala biby afatsy sahola e. Amiko finaritra ry zalahy satria mitombo ny olona mahita ny vokatra ary mety hisy ny ho voasarika voalohany. Faharoa, efa ela nieritretana sy sendra ny mamono moka RATOVOARY ka faly sy nibitaka ary nitondra fanontaniana ho an'ny hafa. :-D :-D :-D
Tony olona itony de tsy misy atao afa-tsy mamelively ol.
Ampiharo @io ny am-badinao fa mety tonga de tifi-davitra de vita
17. RATOVOARY
(
15/05/2008 15:10)
Jeankely:
Izahay angaha mahalala biby afatsy sahola e. Amiko finaritra ry zalahy satria mitombo ny olona mahita ny vokatra ary mety hisy ny ho voasarika voalohany. Faharoa, efa ela nieritretana sy sendra ny mamono moka RATOVOARY ka faly sy nibitaka ary nitondra fanontaniana ho an'ny hafa. :-D :-D :-D
Tsy hoe akory hoe: "SAMBANY NAHAZO TENISY KA ENY AMPANDIANA AVY NO TSY HIALA KIRARO" , Fa araka ny voalaza taloha de samy mamosaka ny fomba fahitany azy
18. patrick2002
(
15/05/2008 15:19)
Ka ny an'i lejeankely sady mihira izy hoe mifalia mihobia no mamango an'i madama ko :-D
20. xxx
(
16/05/2008 07:00)
Hoy Jeankely:
Afaka mamango daholo na ny lahy na ny vavy. Tsy voatery ho tsy maintsy ny lahy foana no mamango. Misy ireny somary azon'ny fahasembanana ireny ( malemy) nefa manambady amanjanaka @ fomba ahoana no hiakarany eo fa tsy maintsy ravehivavy no miakatra.
Hoy patrick2002:
Fantatrao ve aloha razanety eh! ( vavy io fa tsy lahy )
Ny lahy sa ny vavy no mamango fa toa miparitaka ry tsy ampy ampy a
Afaka mamango daholo na ny lahy na ny vavy. Tsy voatery ho tsy maintsy ny lahy foana no mamango. Misy ireny somary azon'ny fahasembanana ireny ( malemy) nefa manambady amanjanaka @ fomba ahoana no hiakarany eo fa tsy maintsy ravehivavy no miakatra.
Hoy patrick2002:
Ka ny an'i lejeankely sady mihira izy hoe mifalia mihobia no mamango an'i madama ko
Fantatrao ve aloha razanety eh! ( vavy io fa tsy lahy )