I PHONE

1. lemenakely ( 09/05/2008 13:33)
Azo lazaina fa avo lenta aloha pour le moment satria sady téléphone no lecteur MP3 no vidéo sns....Nefa toa betsaka ihany no mitaraina fa misy olana ity IPHONE ity asa ho an izay manana ve mbà afaka milaza ireo olana hita @ iphone io?
2. xxx ( 09/05/2008 17:46)
ok!mety ho marina ihany aloha ny voalaza hoe misy olana tsy ny I PHONE no misy olana fa ny fomba fampiasana azy no mampisy olana azy; izy io manko tactile tsy hoatr'ireny tactile fahita rehetra ireny fa tonga de hoe écran fotsiny de stylet no hatrany no ampiasaina rehefa hijery ny rep na sms na izay tiana jerena rehetra ao anatiny.Ary matetika ny hoe misy olana de izao eh ny I PHONE misy marque d'origine ary misy sous licence ka ny iphone sous licence ireny misy probleme ireny foana;ary raha tsy mahay mijery tsara ny mpividy de voa hatrany satria de mitovy tanteraka ny vrai mark sy ny sous licence izany hoe eo @ vidiny dia efa hita io.
3. milaibe ( 09/05/2008 19:43)
ny opérateur orange no manana no partenaire officiel @ apple raha eto france ry zareo ihany koa no miassure ny mise à jour misy tena vrai hamidy @ distribution sasany phone &phone zay efa nividy stock betsaka talohan`ny nivoahan`i phone teto france ka io no mamatsy ny distributeur ankoatran`ny orange saingy izay vidina @ ireny tsisy mise à jour, tsy mbola haingana nohon`ny nokia n98 8giga ny fréquence rehefa mi surf ianao
4. lemenakely ( 13/05/2008 16:26)
milaibe:

ok misaotra betsaka @ renseignements ary toa sady tsy misy 3G izy ity no tsy manana option MMS ihany koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1123