Site SERASERA site VIRTUEL mpanaratsy

1. Bozycaline ( 09/05/2008 12:39)
sipagasy:
182. Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 08-05-2008 16:42:57
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
[size=13px]site virtuel veh ry bozy no asiana fitoriana rehefa tsy tianao, dia hidio ny tranonao, euuhh tapaho ny tananao tsy hiditra ato dia milamina annn, tssss, te ho vedety mafy loatra ny fahitako anao kannn hihihihi, tsss ary ny aty avaratr'i frantsa nga tsy mba mahazo mahalala ilay antsipirian'ny fitoriana i, pppffff, voalavo tsy maty an-kibo marina[/size]


ay ve site Serasera site Virtuel natao hanalana baraka sy hanratsiana , ka na ny tompon'andraikitra aza mpiray saina @ n'izany.
Ary amiko ny tompon"andraikitra no tokony andamina sy hanome image ny siteny , ny tompon'andraikitra sasany eto aza moa hita vantana menatra ny hoe responsable ny site sersasera

ary mitory aho efa misy ny ny diffamation, araka ny lalàna sy fitsipikareo izay miteny fa ny fitarainana dia raisina consideration nefa moa tsy misy izany avy aty @ nareo. Zo-ko ny mitory efa niezaka nitarina tany @ Hery tompon'andraikitra ka tsy nisy firarahina.. Araka lazain'ilay hery moa ny projet ny dia mpiaro ny mpanaratsy , izy tenany mitsy aza moa no nilaza fa hanparitaka site mpanala baraka namana eto izay ataon'ny sasany

[[size=13px]17:25] fantatrao fa misy site hafa manala baraka be anao any?
17:25] tsy holazaiko anao fa tadiavo
[17:25] namboarin'i naina6
[17:25] misy ny mombamomba anao rehetra
[17:25] ny ankizy rehetra mahita an'io daholo
[17:25] ie ka naina6 ko olona arovanareo ka
17:25] ao @ online.fr
[17:41] ie, efa nataoko tsara laza ilay site iray online.fr

[17:41] satri fantatrao tsara ny site naina6 manaratsy ahy
[17:41] nalefako any @ namanao any daholo
[/size]

[size=13px][17:29] raha tena olona tsy momba anilay olona,a enao
[17:29] kanefa izao aleo ho any ihany
[17:30] efa guerre dia guerre
[17:30] inona no antony tsy tenenao ahy anilay site
[17:30] satria nanao déclaration de guerre tamiko ianao
[17:30] nitory ny serasera
[17:30] satria mpisera ratsy no arovanareo
[17:30] tohizo izay lazainao eto
[17:30] quand tu es contre serasera, tu es contre mon projet
[17:30] et tu es contre moi
[17:31] andraso fa haparitako io site io
[17:31] bref , hita mazava
[/size]
[17:31] fa enao mitsy mamporisia any naina6


ary miditra eto fona aho mampiseho fa mijoro hatrany BOZYLOVE na be aza ireo mpanaratsy sy mpanalabaraka. Mitohy manisy sary aho na misy manisy comentaire na tsia; tsy olàna amiko mihitsy. Mampiseho sary ho an'ireo olona namana vitsy izay tsy mitovy fisainana @ nareo.

[size=13px]Ary miditra eto aho fa zo-ko izany ary adidiko ny mampiseho ny zavamisy eto , [size=13px]ho an'ireo namana mihevitra ahita namana eto , mitandrema ihany ianareo fa tsy eto @ ito site sera ito no ahitanareo namana atokisana mefiance[/size][/size]


[size=13px]Hoy ra sipagasy te ho vedety hono aho , ie Vedety mampilaza ny zavamisy eto @ n'ito site ito ho anireo olona te hitady namana, mampitandrina azy ireo ny fomba fisainana eto . ,[/size]

sao enao kosa no te ho vedette eto ra sipagasy??????
novalian'i ftlozy ny 18/05/2008 22:27
2. rajoelina ( 09/05/2008 12:47)
bozy: tsy namako ntsony toi ra mbola manao anzao!!! ;)

SERASERA milay ka! tsy misolelakaka am'lah zah hery na mitady 19, fa milay wa ity sera2 ity hanalan'azy @ ndry ANN sy ry ANN, ary ry ANTI sy ry ANTI.

Mila mazaka fotsiny ^:^

;-)



3. sakaizakely ( 09/05/2008 12:51)
miantomboka aminjdrajoukotra ny fahazakana :-D :-D :-D :-D :-D
4. sakaizakely ( 09/05/2008 12:55)
http://fr.youtube.com/watch?v=ynM-n-YMSJY
5. rush ( 09/05/2008 13:07)
aza mampimé ry bozy a! refa tsy mahazaka ny atao oe virtuel ianao d aza miditra eto akory, ary ianao io ange no tena mpanao zavatra virtuel ka inona no itarainanao eto? inona moa no mbola idiranao eto? aza miatsara velatsihy oa fa mitadiava olona mitovy saranga aminao e!ianao no tena nanaratsy ny tenanao teto, ny zavatra inimaginable no tena nataona teto, sa aseho eto daolo reny? azo atao mitsy zany! ahahahaha!ry bozy e,mamo miantso polisy ianao zany!!!!!!!! :arrow: :arrow: :arrow: :arrow: :evil: :evil: :evil: :evil:
6. rush ( 09/05/2008 13:10)
adino sahady nga ny PS mamoa fadinao?reo namana nasainao d miala fa tsy tody @ nilainao d alànao baraka refa avy eo?mahaiza manaja tena fa mamenatra ny mpiara-monina e! :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 09/05/2008 13:12)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tsiliva/video/xt128_tsiliva-be-geste_music
8. 08051972 ( 09/05/2008 13:48)
hatriza ny herin'ny vola? Tena azo amidy vola ve ny maha anao anao?
9. tess ( 09/05/2008 14:10)
eo kou de hifanasa vangy hiaraka aminy eo!.....tsy valina fotsiny ny fahendrena, tsy mitovy ihany ve raha samy hifanaratsy sy hifanasa vangy eto 8)
10. sipagasy ( 09/05/2008 14:18)
Any ianao ry Bouzy...., izay iantsoana anao na love na caline, tsy dia olana loatra amiko.

Izao hoy aho e!!!! ajanony rehefa tsy tanty fa sao hanapaka lalandrà eo e!!!!, ny taona hany ka miha-mandroso e!!!

Itsikiako aby ny teninao hatrizay, vedety!!!!! hihihih, aleo aho hiomehy fa taolana ny nifiko e! :-D :-D :-D be poera ppffff
11. Veloo ( 09/05/2008 15:58)
tess [ Valio ] 09-05-2008 16:10:07
Lohateny : Re : Site SERASERA site VIRTUEL mpanaratsy
eo kou de hifanasa vangy hiaraka aminy eo!.....tsy valina fotsiny ny fahendrena, tsy mitovy ihany ve raha samy hifanaratsy sy hifanasa vangy eto
:-* =D>

Bozy a mangina aky volamena a oka izay
12. Papoose ( 09/05/2008 16:02)
ny ahy de tsotra, raha mahavita bozy, mba mamorona hoe jerena a?? dia jerena hoe mahasintona olona toy ity ve??Ny projet tsara fototra mantsy tsy ho voarodana fahatany @ resaka tsy loa-body sy ny alahelo efa masiso!
13. cutie ( 09/05/2008 16:52)
veloo
peace and love :wink:
ny ps an'i bozy efa misy love ihany fa de ampiharo le love de mangina @ zay :wink:
14. yuka ( 09/05/2008 16:56)
tsy tinao le site ra-neny nefa tena alatsakao ao ampo mihintsy :roll:
ny namana ve asainao mitandrina,nefa ianao ary tsy mahafoy ity site ity ohatrahy :-P :-D :-D :-D
tandremo ny fahasalamana ra-neny fa virtoaly anie ny eto ee!
VONOY AMIN'IZAY IZAO VOALAVO AO ANKIBONAO AO IZAO FA TSY MAHASALAMA ANAO EEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEH!!!!!!!!!!!!!
15. Veloo ( 09/05/2008 17:00)
cutie [ Valio ] 09-05-2008 18:52:18
Lohateny : Re : Site SERASERA site VIRTUEL mpanaratsy
veloo
peace and love
ny ps an'i bozy efa misy love ihany fa de ampiharo le love de mangina @ zay

ie marina zany :-*
16. Aino ( 09/05/2008 17:08)
bozy mbola @ io faona ve ny resakinjy eh, efa nilaozany ny taona sy ny volana ireny eh!!

revena manja de zay, fa tsy ny rehetra no ratsy ankory.
17. ikaretsaka ( 09/05/2008 17:41)
Papoose:

ny ahy de tsotra, raha mahavita bozy, mba mamorona hoe jerena a?? dia jerena hoe mahasintona olona toy ity ve??Ny projet tsara fototra mantsy tsy ho voarodana fahatany @ resaka tsy loa-body sy ny alahelo efa masiso!



ny ahy koa izay ny hevitro
18. tess ( 09/05/2008 17:54)
ny teny farany ataoko an'i bozy fotsiny satria nanokatra ity dinika ity i bozy dia izao: hitako tsara ny niatombohan'ny tsikera ratsy fanaratsiana, fandotoana, fanalàm-baraka tao amin'ny sarin'i bozy tao, hitako hoe tsy azo leferina aloha ilay izy kosa, fa ny fahadisoina be nataon'i bozy dia i bozy koa mifanjinja niady niaraka taminy tao, samy nifanasa vangy tao ianareo....
raha mba tonga dia nosakanan'i bozy ohatra ilay ps n'i naina6 ary tsy namaly azy dia tsy nihitatrabe ilay izy.....sady tsy afaka nametraka tsikera fanaratsiana tamin'ny sarin'i bozy tsony koa izy, en plus zay tsikera ratsy rehetra tsy tian'i bozy nge afaka tonga de nofafàna e! manjary ny serasera no hampiharan'i bozy ny olanareo tany, izay tena tsy mety tokoa....
dia efa io izany no hevitry i bozy hatramizay ka hatramzao dia akory atao, fa dia assuméo daholo ny rehetra mitranga eto am serasera....
Tadidiko tsara io lay naina6 io nandefa hafatra nanolmpa be ahy koa tany amin'ny hafatra manokana, olona tsy fatako akory hoe iza ilay izy, fa hoy fotsiny aho hoe olona lasa adala itony ka aleo sakanana ny ps-ny sao mamindra ny hadalàny! tsy nanotany akory ny antony nanompany ahy zà !

Ny an'i bozy moa ny eo ihany no miverimberina eo dia izay zany!
19. ikaretsaka ( 09/05/2008 18:06)
za saika hiteny hoe moramora ihany fa sao maty tanora e....
kay moa tsy tanora le olona resahina!
fa na izany aza kalma ihany
20. bilakarenjy ( 09/05/2008 18:13)
f'angaha tsy hoe : hanao kihendihendy indray e!.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2552