Site SERASERA site VIRTUEL mpanaratsy
41. lazounet
(
10/05/2008 09:13)
Azafady indrindra! tsy hoe misalovana na misosososo toa ny vinanto tsy mahare fosa fa mangataka fotsiny aho hoe tsara raha tazonintsika ilay fanajàna sy fifanajàna eo amintsika tsirairay avy. :-*
42. rajoelina
(
10/05/2008 09:29)
lazounet: marina izany lesy fa inn moa no olana amin'ny serasera mahavita fety sy fihaonana milaybe amin'ny faritany lehibe sasantsany, Malagasy tsara terehy daholo, amzay koa fantatra fa mahafinaritra ny firenena Madagaskar ary milaybe le site SERASERA amin'le we GASY Maneratany...
Fa misy ny Malagasy ho avy fotsiny: hamotika, na hanaratsy, na hanenjika, na hilavaniny rehefa tsy faly amnzay misy azy any... na hafa koa probleme hananany.
ohatra:
Virtual le eto wa :-D:-D:-D
Fa misy ny Malagasy ho avy fotsiny: hamotika, na hanaratsy, na hanenjika, na hilavaniny rehefa tsy faly amnzay misy azy any... na hafa koa probleme hananany.
ohatra:
miantomboka aminjdrajoukotra ny fahazakana
Virtual le eto wa :-D:-D:-D
44. xxx
(
10/05/2008 14:30)
Mpandefa : lazounet [ Valio ] 10-05-2008 11:13:32
Lohateny : Re : Site SERASERA site VIRTUEL mpanaratsy
Azafady indrindra! tsy hoe misalovana na misosososo toa ny vinanto tsy mahare fosa fa mangataka fotsiny aho hoe tsara raha tazonintsika ilay fanajàna sy fifanajàna eo amintsika tsirairay avy.
ekena :-*
46. yonikafopl
(
10/05/2008 14:49)
Hs kely za eto an hihihihihih
hitako bozi no tia ady hay avy any Afganistan :-D :-D :-D :-D :-D
hitako bozi no tia ady hay avy any Afganistan :-D :-D :-D :-D :-D
47. xxx
(
10/05/2008 15:30)
[size=200]ny fahendrentsika rehetra eto dia tsy mamaly an'io dinika io fotsiny ! avelao izy hi-wawawa eo fa rehefa vizaka ve tsy hangina eh ?[/size]
48. ratonga
(
10/05/2008 16:56)
yonikafopl: :-D :-D :-D
xxx 46:izy aloa dé tsy mety vizaka é :°) mba tsy bé soratra menamena aza t@ty :-D :-D :-D
rehefa vizaka ve tsy hangina eh ?
49. Zina
(
11/05/2008 01:10)
tsara raha tazonintsika ilay fanajàna sy fifanajàna eo amintsika tsirairay avy
message
ekena tanteraka
51. vale
(
11/05/2008 18:49)
bilakarenjy:
f'angaha tsy hoe : hanao kihendihendy indray e!.
:lol: :-D :-D :-D :-D tsy vao mainka hampiakatra ny temperatiora ve izany ry bilakarenjy ah! :lol: :wink:
52. ftlozy
(
11/05/2008 21:06)
mamela ny helony ry se fa tsy fantany zay ataony ah!raha ts misy ny adala tsy misy ny endry!!! :-*
53. Bozycaline
(
13/05/2008 09:39)
[size=13px]Mahagaga ny fisainana ilay olona , tohizo fitsaranareo sy ny fanaratsiana ary tsy fanajana. Amiko ny malagasy indrindra ny avy aty ampita no tia manaratsy sy hanapotika ny fianan'olona no tanjona. Hisaory site sersasera mamela anareo hanao anizany . (Averino vakio ny soratra rehetra etsy ambony).
Ary ireo dinika ao @ forum sobika izay vakinareo , dia reo olona mapanaratsy sy mpanalabaraka no mpisandoka mpanoratra an'ireny.
Tsy nisy ratsy nataoko ary mijoro ny maha izy ahy aho ny ahy réalité no mi compte. Ka ireo miseho fa manan ny marina eto @ réalité no miresaka. Fa tsy menatra efa mahita vantana ny miady hevitra amiko.
Ary tohizo hatrany ny fanratsiana sy fanalana baraka raha izay no mahasoa anareo isany eto. Misaotra any site sersasera mamela anareo manao anizany.
ary aoka hazava fa tsy izaho mihitsy no nitady ny hanao barbecue , fa ireo namana avy aty tanindrazana no nanao soskovekitra izay tsy hitako no maharatsy azy fihaonana. Fa aza matahotra nareo fa hisy ny fihaonana ataonay namana hiaraka.
Ny antony nitoriana Seresara dia noho ny fietsiky TOMPON'ANDRAIKITRA HERY tokony taratry ito site ito raha izy responsable. ARY matoa koa nahazo sazy dia misy fahamarinana ny fitoriana.
Ary ireo be mitsara @ ny zavatra tsy fantany tokony hanontany aloha fa tsy manoratra zavatra tsy ay.[/size]
TOHIZO NY FANARATSIANA SY FANALANA BARAKA RAHA IZAY MAHAFALY SY MAHASOA NY FIANAN'IREO MPANORATRA ETO

54. kiadi
(
13/05/2008 09:43)
refa hitanao fa manaratsy sy manalabaraka anao ty site ty de inona mbola hidiranao ato raha izany?
sady torinao iz nefa eto ihany enao !!manina raha mandeh any @ site hafa any fa any mety tsisy panaratsy anao!
sady torinao iz nefa eto ihany enao !!manina raha mandeh any @ site hafa any fa any mety tsisy panaratsy anao!
55. rush
(
13/05/2008 11:15)
ka tsy torina aza la sobika fa misy mpisandoka ao ry bozy?d ianao io ve mahateny oe tsy ianao no manao zavatra tsy mendrika tao e????aza miditra eto tsony marina ra tsy tianao sy manaratsy anao ny eto!aza manao mamo miantso polisy fa tssssss!naninona re ra taty ianao no nitory e!
56. rush
(
13/05/2008 11:23)
ary taiza no misy IP mitovy ry bozy?ihihihih, sady mitovy ny ps no mitovy ny ip!!!!rabozy o!manàna fahamenarana kely fotsiny e!
57. Veloo
(
13/05/2008 16:50)
Tsy nisy ratsy nataoko ary mijoro ny maha izy ahy aho ny ahy réalité no mi compte. Ka ireo miseho fa manan ny marina eto @ réalité no miresaka. Fa tsy menatra efa mahita vantana ny miady hevitra amiko.
zay mihitsy atao e
58. Meka
(
17/05/2008 06:29)
Aza mbola miala ato zany enao ry bozy fa zahay mbola tsy naharaka tsara.