Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikotoleta ( 03/05/2008 13:55)
Nukleary
:arrow: kobo ande hody le kofboay mpiasany centrale nukleary kay lery efa star :°) 8-) :-P :-o ;-) ^^ :{ :-D [img]http://i26.tinypic.com/256hc1i.jpg[/img] ... tohiny
novalian'i ikotoleta ny 05/05/2008 12:06
ronaldo09 ( 03/05/2008 11:22)
Isaorana ny Filoham-pirenena!!!!
Araka ny vaovao notaterin-dRazouzou namana mavitrika atsy @ sehatra fanatanjahantena moa dia raikitra ihany fa handray anjara amin'ny eliminatoire mondl 2010 i Madagasikara satria nisy ny fandresen... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/05/2008 23:53
ronaldo09 ( 03/05/2008 11:05)
Nolavin'ny FIFA ilay baolina matin'i Scholes!!!!!
Ho anareo mpankafy Barca ,toa an-dry rajoelina , razouzou,sy ny namany : Tena tafakatra i Barca satria nolavin'ny FIFA ilay baolina matin'i Scholes =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Nolavin'n... tohiny
novalian'i rajoelina ny 05/05/2008 07:49
roxyk ( 03/05/2008 10:31)
taiza indray? de henri ratsimbazafy
tairo mbo pasio eo n parole nio ze mahalala eeee!!! sotr....... tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/05/2008 12:04
ni81 ( 03/05/2008 10:05)
Mba mangataka ny hiran'ny VHF
Mba mangataka ny tononkiran'ny VHF manao hoe "EFA ELA" raha misy manana. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/05/2008 17:16
Rakotofaly ( 03/05/2008 07:58)
Marary vavony
Manahoana daholo isika rehetra mpiserasera ! Tsy izany mantsy fa tena mila vonjy e, marary vavony aho ka tena lasa miteraka korontana tanteraka ato anaty vatako manontolo ilay aretim-bavony. Misy rivo... tohiny
novalian'i manigasy ny 27/11/2017 06:34
xxx ( 03/05/2008 07:57)
Pasitera
[center] [img]http://i26.tinypic.com/2h8a1ko.jpg[/img] =)) =)) =))[/center] ... tohiny
novalian'i kanota ny 03/05/2008 09:43
ni81 ( 03/05/2008 07:09)
Sao mba misy mahafantatra ianareo
Taloha ny vehivavy malagasy tao Imerina sy ny manodidina dia toa mitafy lamba sy manao tanavoho daholo. Ankehitriny moa dia tena azo isaina @ ratsan-tanana sisa no manao an'io fitafy io. Mba misy maha... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2008 07:56
Jeankely ( 03/05/2008 06:43)
Tsisy kiana intsony angaha ny Governemanta vaovao ?
Efa leo ve ny oway oway oway sa efa tsisy kiana intsony ny Governemanta vaovao ireo. Mbola tsy voahantso ministra angaha Ra-baradaka izay ? :-D :-D :-D . Mety ho manja koa raha mizaitra eo ny resaka... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/05/2008 12:30
fijo ( 03/05/2008 04:22)
ilay akama kely
hoan'ilay akamakely avy any antsohihy http://www.dailymotion.com/playlist/x72tb_rubiis_rubiis1/video/xr3wa_anao-tiako_music... tohiny
novalian'i fijo ny 02/07/2008 20:37
niryna ( 03/05/2008 03:14)
Ny fitenenan-dratsy
Ny fitenenan-dratsy ve ry ireto fahazarana ,toy ny zavatra efa miraviravy ao anaty vava ,na ao anaty fo sa ahoana,misy toa tsy mety raha tsy asiana teny ratsy kely foana ilay phrase teneniny dia hoy i... tohiny
novalian'i niryna ny 16/05/2008 00:15
razamble ( 02/05/2008 21:35)
Mitady tranonkala manokana an'ny poeta gasy ankehitriny
Jiaby, Tia tononkalo gasy aho ka mba misy afaka manoro ahy ireo tranonkala manokan'ny poeta gasy ve ?... tohiny
novalian'i zoukimi ny 09/09/2008 20:04
badboy ( 02/05/2008 18:21)
Mba fantatrareo marina ve hoe iza ilay A/tra resahanareo??
Tena mba fantatrareo marina ve hoe iza ilay A/tra resahanao?? Dia tena mino ve ianao fa ny toriteny ataonao eto dia tena mifanaraka @ hetahetan'ilay A/tra resahanao??? Tsy adinonao ve ilay hoe "AZA MA... tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:48
natiora ( 02/05/2008 15:59)
zany e!
hono hoa hoa ry reto a, ilaina lehibe ve ny zavatry ny lehilahy vao mahazo tsirony ny vehivavy... tohiny
novalian'i kiadi ny 03/05/2008 23:44
rush ( 02/05/2008 15:53)
fihomezana kely
milazà karazan-taolana! hoy ramose - Taolana lava ramose! - Tsara! - Tsara..An'i Bitaka! - Taolan-tehezana ramose! Niresaka reto zaalahy kely telo... - Inona avy ny karazan'alika raha mahay l... tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/05/2008 12:34
dziana ( 02/05/2008 14:19)
Vary amin'anana!
Bjr nareo .Mba omeo recette vary amin'anana ze mba mahita hafa e! Ny ahy ny fanaoko dia sauté na ny anana refa voaetika madinika sy efa nasiana ze assaisonnement tiana .Dia refa akaiky masaka ny var... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:19
sytl ( 02/05/2008 12:51)
ranomanitra
akory aby! in no tena ranomanitra tsara zé mitazona ela be ny fofony @ reto:chanel:nina ricci,gyvenchy,dior...@ vevavy? in kou ny tsy voalazako... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2008 16:47
dziana ( 02/05/2008 11:41)
Nofoanana ny mpivarotra amoron-dalana
Enjehina toy ny manenjika mpangalatra ny mpivarotra amoron-dalana.Ny mahagaga anefa dia maninona ny mpanendaka sy ny mpi-sam toa jerena fotsiny. Nefa tsy aleo ary ve le olona ivarotra kely eny fa mba ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/05/2008 13:41
badboy ( 02/05/2008 10:19)
Mahaankona tanteraka ny fahitan'ny fotsy ny mainty!!!
Mety ho marina tanteraka ve ireto voalaza ato ireto?? Vakio tsara dia omeo ny hevitrao aveo fa ohatry ny tena mitombona rehefa mahita ny mitranga @ samy malagasy ao paris ohatra!!! [b]Les Noirs ne ... tohiny
novalian'i sandman ny 12/06/2008 15:52
nenipita ( 02/05/2008 10:14)
machine à coudre
salut nareo . hono hoa aiza kay no ahitana machine à coudre tsara ? mahita ihany eny @ mpivarotra eny fa tsy haiko hoe inona no marque na qualité tsara amin'izy ireny; Misaotra ... tohiny
novalian'i Aliy ny 20/05/2016 13:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1654