Mba mangataka ny hiran'ny VHF
1. ni81
(
03/05/2008 10:05)
Mba mangataka ny tononkiran'ny VHF manao hoe "EFA ELA" raha misy manana.
Misaotra mialoha.
Misaotra mialoha.
novalian'i ni81 ny 05/05/2008 17:16
3. sariaka
(
04/05/2008 12:14)
refa tena tsy mahita olona afaka hanome eto dia jereo ny video dia adikao tsikelikely e :)
5. ni81
(
05/05/2008 15:51)
VHF= Vavaka Hira Fiderana. Fa ilay tononkira nangatahiko io dia ataon'i Bodo sy ireo miaraka aminy ao.
http://www.dailymotion.com/playlist/x646a_masombahiny_hira-masina/video/x3e982_v-h-f-groupe-efa-ela
http://www.dailymotion.com/playlist/x646a_masombahiny_hira-masina/video/x3e982_v-h-f-groupe-efa-ela
refa tena tsy mahita olona afaka hanome eto dia jereo ny video dia adikao tsikelikely eDia ho adika tsikelikely izany ny tonony ry sariaka a. :lol:
6. hery
(
05/05/2008 16:04)
FA atao inona fotsiny ary io site tononkira io :-)
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=4207
Hery
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=4207
Hery
7. ni81
(
05/05/2008 17:16)
Misaotra betsaka fa tsy hitako hoe nisy tao e! :lol: Ary @ manaraka hojerena aloha ao zay vao mangataka.
