zany e!

1. natiora ( 02/05/2008 15:59)
hono hoa hoa ry reto a, ilaina lehibe ve ny zavatry ny lehilahy vao mahazo tsirony ny vehivavy
novalian'i kiadi ny 03/05/2008 23:44
2. XxxX ( 02/05/2008 16:06)
andramo oé =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. ainaheri ( 02/05/2008 17:30)
tsy voatery ka,miankina @ revy miainga eo io,ka na pecto aza no tonga eo refa hain-drangah mamindra vitesy ,misy fafiny fona ho an'ny vavy io :roll: :P
4. Kwasi ( 02/05/2008 18:52)
Marina tokoa ry ainaheri fa Na tahaka ny crayon aza ange hono io zavatra io rehefa hain'ny tompony ny miangaly ny lalao voadepa ny lanitra fahafito e.
Ilay zavatra idirana tsinona tsy hoe cylindre akory ka hoe samihafa ny diametre, fa zavatra mikatona afaka mihitatra.
Fa ilay habe izany mba bonus e.
5. Belami ( 02/05/2008 19:05)
natiora:

hono hoa hoa ry reto a, ilaina lehibe ve ny zavatry ny lehilahy vao mahazo tsirony ny vehivavy



mety tsy tongatonga ho azy le fanontaniana fa misy antony, fa tena tsy misy mahazo tsirony mihitsy ve aloha e :?: :?:
6. milaibe ( 03/05/2008 07:10)
bonus le basin`apondra
7. xxx ( 03/05/2008 16:07)
non, ny zohim-pahafinaretan'ny vehivavy tsy any anatiny any mintsy, tsisy idirany @ alehibeazan'ny fikan'le bandy zany mintsy.
Ety ivelany ny azy ny zohim-pahafinaretany reefa manao RS, ka na fohikely io, na basy be, na pecto, na crayon, na lava be, reefa hain'le bandy ny mapirevy an'le sipa de milay fôna ny revy e! fa izy fotsiny "bonus" @ voalazan'i kwasi. Fa tsy de any lôtra le fafiny.
kwasi:
Fa ilay habe izany mba bonus e.
:wink:

8. princesseN ( 03/05/2008 16:15)
de ts hay tsony alou ze tena marina e! :roll: :roll:
9. Papoose ( 03/05/2008 22:18)
vao hitako t@ pub hoe andramo hono ny extenZe fa io mampangeza dia jereo ny result-ny ho an'izay mila fanalebehazana
10. kiadi ( 03/05/2008 23:44)
papoose>dada efa nanandrana fa tsy mety lava :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1644