Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Razouzou
(
02/05/2008 08:23)
Vita ramiaramanana
Araka ny vao² dia nesorina tsy ho ministra ny sport ingahy ramiaramanana noho ilay dissolution ny fmf ,izay naha tonga ny gasy tsy afaka mandray anjara am mundial 2010.
Noho ny negociation teo am p...
tohiny
novalian'i ille ny 05/05/2008 17:20
noroharisoa
(
02/05/2008 08:17)
k'atao an zany LOLA
bjr e!
za efa mba ela iany no ntad n tonon'io iran Lola io f ts met maazo e nefa mba tena tiko le iz...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 08/05/2008 14:08
badboy
(
02/05/2008 07:40)
Taratry ny toetsaina ve ny fomba fiseraserana???
Rehefa mamaky takelaka serasera vahiny "forum", indrindra rehefa misy fanotaniana tiako azahoana valiny, dia afapo rehefa mivoaka ao satria, na dia misy aza ny famaliana mananihany, dia tsy hadinondry...
tohiny
novalian'i euh ny 19/05/2008 12:43
Ralay
(
02/05/2008 07:23)
Vakansy Côte d'Azur
Efa tsy ho ela intsony dia ho tonga ny vakasy lehibe (vacances d'été) volana jolay sy aogositra ka ho an'ny namana izay maniry ny hanao izany aty @ faritry NICE côte d'azur dia misy trano (studio) ...
tohiny
novalian'i Ralay ny 01/08/2008 14:49
mmmhh
(
02/05/2008 07:15)
olona tsy mahalala fomba
ahoana nareo @ le olona mitady ny olona ao an-trano izy de tsy mandodona, le olona @ tômôbil no teneniko eto an! fa mi- klaksônina be any ivelany any fotsiny, de ny tena no handrasany hivoaka ny tr...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/05/2008 06:42
ari.malala
(
02/05/2008 06:23)
lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
miarahaba ny namana rehetra,
Misy namana mandalo eto Dago, mi organiser barbecue en plein ari ny lundi de pentecote, manasa antsika namana izy ho tonga amin'io fotoana io fa sady pot d'adieu hon io...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 24/05/2008 16:08
rakaroka
(
02/05/2008 02:08)
Inona kay no tokony atao?...
Misy zaobaviko izay nanafatra ny reniny aty Frantsa: tsy vitany ny "prise en chargen'io reniny io, dia terena ireo anadahiny handray ilay reniny par "tour",ary isan'izany ny vadiko! Ny manahirana ahy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/05/2008 20:30
fijo
(
01/05/2008 21:16)
ny sampy
ny finoan akristianina moa dia samy milaza daholo fa ratsy ny sampy.sns.
ny fanontanian atsotra apetrako dia hoe ,mba omeo fanazavana na profo hoe aho,fa ratsy tokoa izy io?...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2008 21:57
zakomaimanovapsedo
(
01/05/2008 17:59)
Fiangavian'ny fo !
Mba miangavy re ry zareo mba ny [u][b]02 Mai[/b][/u] ho ataontsika [b]Journée Mondiale Sans Teny Ratsy[/b]
[center]J.M.S.T.R[/center]...
tohiny
novalian'i Papoose ny 05/05/2008 10:56
azaz
(
01/05/2008 16:33)
hitia anao indray
hira an'i Aina cook io "hitia anao indray" io e! mba omeo zfd...
tohiny
sytl
(
01/05/2008 15:56)
blague saucisson
ho an'zay mbola tsy nihomehy:
Nisy rangà pd zay zany mpividy saucisson ao @ charcuterie ray zay,de isan'andro io rangà io mividy ao foana.Ndray andro ary narary lé mpivarotra nahazatra azy fa ny z...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 03/05/2008 16:14
endrika01
(
01/05/2008 14:24)
ANKAMATATRA
Iza ary aho ô,ny olona rehetra eran\'izao tontolo izao!Tia ahy avokoa,na mandeha na mipetraka dia hoentiny foana aho!Ao ireo matahotra ahy mafy raha sendra misy tsy mety ny ataony,ao kosa ireo mahats...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 03/05/2008 11:16
Tam84
(
01/05/2008 14:13)
za reto mitady 18.2 zamahiny
Slt daholy Big up fanajana oan ny akama rehetra. zao ry akama. tene mba mitady iran 18.2 zamahiny ny bandy ka mba vonjeo fa misy ilana azy. zay fa miandrya anareo ...
tohiny
xxx
(
01/05/2008 14:01)
Benoit XVI : avant deriner Pape avant la fin de Rome?
Asa na ho marina na tsia ny faminanian'i Saint Malachie :
i Benoit XVI izao no 111eme Pape , izany hoe farany tamin'ny lisitra nomeny .
"Dans la dernière persecution de l'église chrétienne siég...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:50
xxx
(
01/05/2008 13:50)
centre commercial tsy lavitra ny aeroport Roissy?
Sao misy afaka manome eto ny anarana/adresse-na centre commercial akaikin'i Roissy (aeroport)?
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Rafotsy ny 01/05/2008 16:33
xxx
(
01/05/2008 13:48)
centre commercial tsy lavitra ny aeroport Roissy?
Sao misy afaka manome eto ny anarana/adresse-na centre commercial akaikin'i Roissy (aeroport)?
Misaotra mialoha....
tohiny
ratonga
(
01/05/2008 11:56)
tiana vé
http://www.dailymotion.com/relevance/search/TIANA%2BVE%2B-%2BCHE%252C%2BBEL%252C%2BCANTO/video/x4y25v_tiana-ve_music...
tohiny
novalian'i melody ny 01/05/2008 21:07
endrika01
(
01/05/2008 08:41)
MBA MILA VONJY MAIKA é!
Misy namako tena mampalahelo be,in-2 nitondra vohoka izy zay dia lasa foana lay zaza.Zany hoe raha vao tonga eo @fahatelo efatra volana am-bohoka dia tsy mipetraka.Ny tamin\'ny taona lasa dia nanaraka...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 22/09/2008 21:35
ramahafinaritra
(
01/05/2008 06:52)
iza no mahalala ?
Mme Stangeline RALAMBOMANANA RANDRIANARISANDY, Docteur en Etudes Ibériques de l'Université de Paris Sorbonne no lasa minisitre de l'éducation nationale ary Mr Ying Vah ZAFILAHY, ingénieur des mine...
tohiny
novalian'i Papoose ny 01/05/2008 19:00
ikotoleta
(
30/04/2008 23:34)
Avoay rajoelina
Liverpool sa barsaa mandresy?
:arrow: TGV ary ve elà e :lol: 8) :P :roll: :wink: :idea: :?: :!: :arrow: :-D :-P ;-) ...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 03/05/2008 11:17
