Taratry ny toetsaina ve ny fomba fiseraserana???

1. badboy ( 02/05/2008 07:40)
Rehefa mamaky takelaka serasera vahiny "forum", indrindra rehefa misy fanotaniana tiako azahoana valiny, dia afapo rehefa mivoaka ao satria, na dia misy aza ny famaliana mananihany, dia tsy hadinondry zareo mihintsy ny mamaly ilay fanotaniana voalohany. Ny tena mahagaga dia sady haindry zareo ny manome valiny mahafapo anao, satria mahavaly ilay olana mipetraka, no sady ao anatin'ilay valiny izay tena izy no misy hanihany. Ary dia hatrany amboalaohany ka hatr@ farany dia ilay fanotaniana voalohany no mamehy ny valiteny rehetra manaraka na dia mahatratra 100 aza ny isan'ny valiteny.

Dia rehefa mijery ny seraseratsika ka mamaky ilay olana mipetraka sy ilay valiny dia vitsy no mbola nahavita nampifangaro ny mahasoa sy ny mahafinaritra. Ny mahagaga aza dia tsy ny valin'ilay fanotaniana no mizohy atr@ farany fa hafa mihintsy no hitanao aveo ka tsy hainao tsony ra tsy miverina any @ voalohany hoe inona moa ilay tena resaka.

Dia nisy razoky iray namaly ao ambadika ao hoe io ny taratry ny toetsaina sy ny fahalalinatsaina ary ny fahaizana mitana hevitra. Tsy anan'n'y akabeazan'ny tsirairay miserasera ve izany ireo toetra ireo??

Manaiky ireo hevitr'ireo ve ianao?
novalian'i euh ny 19/05/2008 12:43
2. xxx ( 02/05/2008 09:37)
badboy:

Dia rehefa mijery ny seraseratsika ka mamaky ilay olana mipetraka sy ilay valiny dia vitsy no mbola nahavita nampifangaro ny mahasoa sy ny mahafinaritra. Ny mahagaga aza dia tsy ny valin'ilay fanotaniana no mizohy atr@ farany fa hafa mihintsy no hitanao aveo ka tsy hainao tsony ra tsy miverina any @ voalohany hoe inona moa ilay tena resaka.

Dia nisy razoky iray namaly ao ambadika ao hoe io ny taratry ny toetsaina sy ny fahalalinatsaina ary ny fahaizana mitana hevitra. Tsy anan'n'y akabeazan'ny tsirairay miserasera ve izany ireo toetra ireo??
resaka efa nandé teto leisy io a!
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bd2cbf3ebdd
oh zao ito
15. Mpandefa : havanan [ Valio ] 12-03-2008 10:12:22
Lohateny : Re : Tsinay
Isaorana ianareo namaly resaka ahy, fa tsy dia hitako hoe inona no amadihanareo ny resaka e, fomban'ny olona ny mamoaka ny tiany lazaina indraindray. Manahirana ny mila hevitra eto.
:^) :^) :^) :^)

3. badboy ( 02/05/2008 10:24)
dia inona ilay valiteny??
4. kiadi ( 02/05/2008 10:38)
azo ampitovizina @ vazah fa tsy mitovy ny toetsaina gaasy sy vazah!!
5. booboo ( 02/05/2008 10:57)
Ouz ilay oul iraika iray izay foana hoe " eritrereto hoe eny an-tsena ". Dia tahaka izay koa ny ato @ serasera : ahitana karazana fanehoan-kevitra isa-karazany sy ambiance isa-karazany. Na izany na tsy izany, misy lalana mifehy tahaka ny eny an-tsena kounkou.
Sa ve hoe rehefa tsy mitovy @ tsena any la boquera ohatra dia ambany na tsy haiko zay lay tsena ? samy tsena aby na grande surface na inona na inona, fa tsy hoe ny an'ny cora misy an'izao sy izao fa ny ato zao sy zao dia donky rehefa tsy mitovy @ cora dia zao sy izao zay....
Dia ovay forum fotsiny ilay tsena dia mety ho azo² ilay sarin-teny nampiasaiko. Sa ny vazaha tsy mpampiasa sarin-teny dia HS indray io ?

:°)
6. kiadi ( 02/05/2008 11:14)
le ol iraika zay ve tsy i sefo??
7. hery ( 02/05/2008 11:57)
Ny tsy hitovizako hevitra amin'i booboo:

Tsy any amin'ny resaka Cora sy Besarety angamba ity hevitra ity.

Fa any amin'ny hoe (Samy eo antsena ihany):

- Ny sasany any amin'ny mpivarotra charbon no mitady hena hovidiana
- Ny sasany vary no tadiavina dia vatokely no omeny (tsy mba hoe vary misy vato akory farafaharatsiny)
- Ny sasany tsy ny tsena no atao fa ny mpivarotra na ny mpividy indray no omena vava be.
- Ny sasany mitady tsy handoa vola tsotra izao
- Ny sasany tsy mamerina famerim-bola.

Mbola tsena ihany ve izany? Raha tsy hoe tsenan'adala.

Dia averiko foana ataovy toy ny eny an-tsena ny eto.

Afaka tsy mividy koa fa mijery entana fotsiny. Azo atao mihitsy ny manala azy eny an-tsena... mikoty sipa, sns.. fa ilay mangalatra entan'olona, manimba tsena sns no tsy mety.

8. rakaroka ( 02/05/2008 13:08)
hery:

:-D :-D :-D =)) =)) Mba grave koa 'lay tsilalaon-teny , efa hoe :lol: dia ampy
:-D :-D :-D
9. mmmhh ( 02/05/2008 15:17)
ny hitako eto aloha mba misy ihany ny sérieux e, na mi-kidaladala aza ny oul fa reefa misy dinika apetrak'olona sérieux de sérieux koa izy mamaly azy,
betsaka ny olona mangataka fanazavana ato, de hitako hoe mamaly tsara dôly ny mpamaly, zà aza mba gaga ndraindray hoe hay moa ity ..... ty mba sérieux ohatr'izao ihany?
fa misy koa ne ny oul manao dinika kidaladala de miadaladala dôly koa ny sisa e,
tsy ferana koa aloa le migafy dinika @ lazainao e!
10. xxx ( 02/05/2008 15:22)

badboy:

...
Dia nisy razoky iray namaly ao ambadika ao hoe io ny taratry ny toetsaina sy ny fahalalinatsaina ary ny fahaizana mitana hevitra. Tsy anan'n'y akabeazan'ny tsirairay miserasera ve izany ireo toetra ireo??

Manaiky ireo hevitr'ireo ve ianao?

Izany hoe : ambany toetsaina sy marivo saina ve ny ankabeazan'ny tsirairay miserasera ?

Ohatr'ohatr'izay izany ilay fanontanian'i badboy ?
11. sipagasy ( 02/05/2008 17:41)
samia manao izya mahafaly ny sainy avy e!!!
12. zoara ( 02/05/2008 18:39)
marina daholo ny voalaza fa zaho koa mba nahatsikaritra an'io,tsy teto @ serasera.org fa tany @ takelaka gasy hafa toy ny s...com sy m...mg,heureusement fa mba misy ny takelaka fiseraserana hafa mba ahafahana miserasera mahafinaritra
13. ikotoleta ( 03/05/2008 13:01)
badboy:

Rehefa mamaky takelaka serasera vahiny "forum", indrindra rehefa misy fanotaniana tiako azahoana valiny, dia afapo rehefa mivoaka ao satria, na dia misy aza ny famaliana mananihany, dia tsy hadinondry zareo mihintsy ny mamaly ilay fanotaniana voalohany. Ny tena mahagaga dia sady haindry zareo ny manome valiny mahafapo anao, satria mahavaly ilay olana mipetraka, no sady ao anatin'ilay valiny izay tena izy no misy hanihany. Ary dia hatrany amboalaohany ka hatr@ farany dia ilay fanotaniana voalohany no mamehy ny valiteny rehetra manaraka na dia mahatratra 100 aza ny isan'ny valiteny.

Dia rehefa mijery ny seraseratsika ka mamaky ilay olana mipetraka sy ilay valiny dia vitsy no mbola nahavita nampifangaro ny mahasoa sy ny mahafinaritra. Ny mahagaga aza dia tsy ny valin'ilay fanotaniana no mizohy atr@ farany fa hafa mihintsy no hitanao aveo ka tsy hainao tsony ra tsy miverina any @ voalohany hoe inona moa ilay tena resaka.

Dia nisy razoky iray namaly ao ambadika ao hoe io ny taratry ny toetsaina sy ny fahalalinatsaina ary ny fahaizana mitana hevitra. Tsy anan'n'y akabeazan'ny tsirairay miserasera ve izany ireo toetra ireo??

Manaiky ireo hevitr'ireo ve ianao?

:arrow: Za irarà
14. endrika01 ( 04/05/2008 12:22)
hery:

Ny tsy hitovizako hevitra amin'i booboo:

Tsy any amin'ny resaka Cora sy Besarety angamba ity hevitra ity.

Fa any amin'ny hoe (Samy eo antsena ihany):

- Ny sasany any amin'ny mpivarotra charbon no mitady hena hovidiana
- Ny sasany vary no tadiavina dia vatokely no omeny (tsy mba hoe vary misy vato akory farafaharatsiny)
- Ny sasany tsy ny tsena no atao fa ny mpivarotra na ny mpividy indray no omena vava be.
- Ny sasany mitady tsy handoa vola tsotra izao
- Ny sasany tsy mamerina famerim-bola.

Mbola tsena ihany ve izany? Raha tsy hoe tsenan'adala.

Dia averiko foana ataovy toy ny eny an-tsena ny eto.

Afaka tsy mividy koa fa mijery entana fotsiny. Azo atao mihitsy ny manala azy eny an-tsena... mikoty sipa, sns.. fa ilay mangalatra entan'olona, manimba tsena sns no tsy mety.

Lalina indray iny fomba fijery iray iny a,ary tena marina izany!
:D :D
15. endrika01 ( 04/05/2008 12:29)
badboy:

Rehefa mamaky takelaka serasera vahiny "forum", indrindra rehefa misy fanotaniana tiako azahoana valiny, dia afapo rehefa mivoaka ao satria, na dia misy aza ny famaliana mananihany, dia tsy hadinondry zareo mihintsy ny mamaly ilay fanotaniana voalohany. Ny tena mahagaga dia sady haindry zareo ny manome valiny mahafapo anao, satria mahavaly ilay olana mipetraka, no sady ao anatin'ilay valiny izay tena izy no misy hanihany. Ary dia hatrany amboalaohany ka hatr@ farany dia ilay fanotaniana voalohany no mamehy ny valiteny rehetra manaraka na dia mahatratra 100 aza ny isan'ny valiteny.

Dia rehefa mijery ny seraseratsika ka mamaky ilay olana mipetraka sy ilay valiny dia vitsy no mbola nahavita nampifangaro ny mahasoa sy ny mahafinaritra. Ny mahagaga aza dia tsy ny valin'ilay fanotaniana no mizohy atr@ farany fa hafa mihintsy no hitanao aveo ka tsy hainao tsony ra tsy miverina any @ voalohany hoe inona moa ilay tena resaka.

Dia nisy razoky iray namaly ao ambadika ao hoe io ny taratry ny toetsaina sy ny fahalalinatsaina ary ny fahaizana mitana hevitra. Tsy anan'n'y akabeazan'ny tsirairay miserasera ve izany ireo toetra ireo??

Manaiky ireo hevitr'ireo ve ianao?

Ka isika Malagasy tia misafary reh a,tsy tonga dia ny resaka fa somary
mihodikodina eo dia lay teny valiny mety tsy hahafa-po ny hafa fa misy kosa anefa mahatakatra tsara izay tiana hahatongavana dia na tsy voafintina aza
ny tena valiny dia efa voavaly an-tsaina hozizy ah!Asa mety tsy mety anefa io satria ny olona tsirairay tsy mitovy fomba fisainana,na fanakarana ny hevitra tiana hahatongavana.Misy ny manotany dia tonga dia mila valiny avy hatrany,misy koa ny manontany toa fanotaniana zary tenany ihany fa tsy tena lalim-paka ka na ny hamaliana azy aza manalasala be ihany,dia lasa ny valavalan-dresaka isan-karazany dia lasa miova ilay hevitra.
:P :D
16. naughtyboy ( 07/05/2008 17:21)
ka ao anatiny tsenambarotra daoly safary sy resaka fa tsy makaleo v zany mividy de lasa zany otrany vending machine,manala kely tsy maintsy atao fa ny manafitohina no tsy azo atao satria sady tsy raikitra ny varotra no maharatsy fihavanana :lol:
17. endrika01 ( 09/05/2008 10:17)
Hé,avy aiza ndray ary lay oham-pitenenan\'io é,f\'angaha efa niova lay hoe Varotra tsy raikitra tsy atao haharatsy fihavanana,sa koa azo atao hoe Fihavanana tsy raikitra tsy atao hanimba varotra:-P:D:D
18. naughtyboy ( 09/05/2008 12:17)
mety itombona ihany ko zany ka :lol:
oh.tsy voatery ifampiakina ny varotra izay atao oe takalo sy ny fihavanana(fa afaka mifameno) tsy ilaina fifanakalozana fa refa mifankahazo ny andaniny sy ankilany de tsara zay ny fihavanana nefa ko na ny ny frantsay aza milaza oe bons comptes bons amis.. :°)
19. tstn ( 16/05/2008 14:16)
Resaka kolon-tsaina io ry zalahy an!
ary matoa mipetra izany dia mbola voatanan-tsika ihany ilay kolontsaina malagasy na eo aza ny mondialisation.
Maninona rehefa mikabary na @ fety na @ fahoriana ra atambatra ny fotoana lany @ al-tsiny, ny azafady sns efa 2/3 @ tena vetin-kevitra? Toa tsy leo ihany ny ol?
20. xxx ( 19/05/2008 11:54)

tstn >>> lava tsy hoe mivaona rehefa mikabary ka , structuré tsara ny kabary fa tsy hoe miteny pour ne rien dire akory

" Raha lava ny bozaka very ny kisoa,
raha lava ny teny very ny soa "

hoy isika gasy ... matetika dia lava loatra ny bozaka eto ka dia very h@ kisoa, mivaona any @ tsy izy ilay resaka sady lasa resaka am-po be sy mijery interlocuteur fa tsy ny hevitra no ampiadiana ... Hors sujet na out of subject hoy ny vahiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.369