lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
1. ari.malala
(
02/05/2008 06:23)
miarahaba ny namana rehetra,
Misy namana mandalo eto Dago, mi organiser barbecue en plein ari ny lundi de pentecote, manasa antsika namana izy ho tonga amin'io fotoana io fa sady pot d'adieu hon io f aefa hody izy afaka kelikely e! dia manatena ny famaliana ny antsony hono izany e! Tsy ambara hoe iza ilay namana fa tongava d mahalala hoe iza izy hihihi! ilaina fantatra mialoha ny isan'ny olona handeha ahafahana manomana ny fiara hitatitra. Ny toerana hambara refaveo fa mbola michat zay roa lol

novalian'i diamondra27 ny 24/05/2008 16:08
3. milaibe
(
02/05/2008 08:00)
tsara ndray zany surprise zany kle ,ataovy masaka ny prog fa zay aloha mbola mihaino2 e, d aza adino ny sary lol
4. diamondra27
(
02/05/2008 08:02)
arimalala : ka aiza aloha le toerana e!
zahay sy ry tsiafo zao mety ho any ampefy de ahoana sao de any koa nareo
de mba mifankahita any hiiii
hery : hummm f'angah manana fahavalo zany? Tsy ankanonona ps hono e! nefa fantatra ihany nge le izy we iza e!hiiii efa azonao sary an-tsaina angamba

5. Mimhie
(
02/05/2008 08:47)
ari! misaotra nampilaza e! mampamangy any @ ilay namana fa zahay moa tsy afaka fa efa misy programa miaraka @ fianakaviana! de aza hadino ny sary e! tazatazanina eto
7. kiadi
(
02/05/2008 11:20)
zah andeh ra i aribota no atsatsika ao!! :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =))
8. fahamarinana
(
02/05/2008 13:33)
:arrow: :-D :-D naika tapaka ny tsinaiko,tsy mety hendry mihintsy kiadi an,nahoana no atsatsika i ari.? :-D :-D (l)
9. ari.malala
(
02/05/2008 13:51)
hery:
iza kaloha izany fa sao dia tsy namana fa fahavalo :-)
fahavalo aona ry hery? ts azoko... afaka azavaina v? fanga tsy hoe namana moa isika no ato?
10. ari.malala
(
02/05/2008 13:56)
kiadi, afaka tonga enao k!
fahamarinana, zay no mahatrimobe anazy ky a! minana olona=))=))=))

11. tsiafoi1
(
02/05/2008 14:06)
hahahah :lol: :D :) Tapaka ny tsinaiko ry Kiadi a, iza no tena bota kalongany Kiadi sa i Ari ?
13. glou
(
02/05/2008 14:12)
ari malala> iza le olona??? bitsibitsio @ sms ko fa sao le olona efa niantso ahy koa :lol:
14. hery
(
02/05/2008 14:19)
:-)
Tiako ho fantatra mihitsy hoe sao dia ilay olona manaratsy ny serasera etsy sy eroa nefa rehefa avy eo miditra sy mampiasa serasera ihany.
Dia izao indray miantso fihaonana.
Angamba tsy izy kah
16. tsiafoi1
(
02/05/2008 14:27)
O ry Hery a, avelao any re izany e, nareo Mpitarika NAMANA ndray ve nama no hamorona FAHAVALO a. Vitao par silence any le entre nareo nama, fa avelao ny NAMANA hifaly a. Ahoana le hira tao ao @'ny CD Fihaonana t@''i Dadie zay we : " Raha tianao ny ho namako tsy mba manda fihavananao. Ze te hiady miady, fa ze te hihavana mihavana, fiainana fohy sy mandalo ty ve nama, ka asiana romoromo...
VIVE SERASERA - VIVE L'AMITIE
VIVE SERASERA - VIVE L'AMITIE
17. hery
(
02/05/2008 14:45)
tsiafoi1> zah tena d'accord aminao mihitsy kah... tsiky dia ampy foana :-) zah angaha moa te hiady. Zah aza mba nisy nitory kou :-p
Ny tsy tiako fotsiny dia ilay fihatsaram-belantsihy. Hoe tsy miady tsy miady nefa ny kobay ankelika ihany.
Impiry aho no tsy faly rehefa mihaona ny namana surtout hoe namana avy aty an-dafy no mihaona @ namana dago? Ary misy tamin'ireny tsy nifankahazo tamiko, tsy blem ho ahy satria izaho no tsy tiany fa tsy ny serasera.
Fa ity indray mitoraka ity, raha hoe ilay olona noeritreretiko (enga anie mba tsy ho izy :-p) Sady mitory ny serasera ianao, mizesta etsy sy eroa hoe hofoanako ny serasera @ ity 2008 ity. Dia rehefa tonga any Dago dia hoe serasera indray... zany ve tsy contradictoire?
Izay foana no teneniko hatr@ izay hoe raha miady amiko sy ny fianakaviako tsy blem, fa raha ny serasera no kitihina dia tsy izaho irery intsony izay. Raha ny admin no simbaina mbola tsy olana, fa raha ny serasera no simbaina dia inona intsony?
Zah namana foana kah... :-)

18. tsiafoi1
(
02/05/2008 15:02)
Ok Hery a : de hitsikio :D :lol: :D re raha sendra izay e , Saingy karazana pot d'adieu anie le izy, ka le mijanona no manomana ho an'ilay manainga e, fa de efa avy masiaka ery ange ise @'le we FAHAVALO e, contradictoire be @'le we NAMANA. Rehefa tezitra izay anie ka miteny izay tsy tokony hotenenina...
Azafady ange ry Hery mba fafao le etsy ambony, fa lasa trois fois le izy fa otran'ny we bloqué zany za teo tsy haiko Merci.

19. diamondra27
(
02/05/2008 15:14)
hery: efa mba nolazaina kosa izy e! dia efa mba nisy fiovàna kosa fa tsy nameno forum tato intsony fa le fitoriana indray aloha resakareo ka aleo tsy hidirana saingy efa mba nilaza koa ny tena fa hoe: gasy erantany no miresaka eto fa tsy olombitsy ihany.
Mety mba niova hevitra kosa izy e!
tsiafoi1: d'ac amindry aloha za e, aza manana fahavalo zany moa ô! refa tsy mitovy longueur d'onde fotsiny de samy maka ho azy dia izay samy manana ny lalany avy eo
tsiky de ampy zany e
ari.malala : merci am ny info e!mampamangy ny namana tsy hita any
:-* :-* :-*

20. hery
(
02/05/2008 15:16)
tsiafoi1> non, tsy resaka hatezerana kosa io kah :-)
tena misy fahavalo mihitsy ny serasera... izay mitory ny serasera any @ polisy ve dia tsy fahavalon'ny serasera? (na dia hoe tsy mahavoa aza :-p ) Fa amin'ny maha-kristianina dia tiavina daholo na dia ny fahavalo aza.
En tout cas, izaho tsy misakana na inona na inona, ny niatombohan'ilay resaka fotsiny dia hoe "Misy namana mandalo eto Dago"... dia hoy aho hoe "Sao dia tsy namana fa fahavalo"... Rehefa tsy namana dia fahavalo, fa izany akory tsy miteny hoe aza mifangaroharo amin'ny fahavalo. Na hoe ankahalao fa fahavalo. Fahavalo fotsiny no anarana entiny :-)
Aoka izay fa toa hahazo teny menamena be hoe "MILAZA NY ZAVAMISY AHO" ity izaho irehefa kelikely eo :-)