lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé

441. tess ( 22/05/2008 05:32)
diamondra: fangah i ds aty aminay raha tsy any aminareo.... :°)
zahay sy la douce ngamba mifanalavitra be mitsiny, i rurik kou aty fa mifanalavitra be dool zay! :-P zà né ka adiny 5 avy ao paris no misy ahy e! :wink: raha mande voiture iio an! fa raha mande tgv adiny roa sy sasany monja.
442. majesty ( 22/05/2008 05:38)
pfff voavakiko ihany t@ farany rehefa nandany ora 1 sy sasany aho :D
ô ra Hery a,hozy Ravalo hoe in-pito hono mety ho perte fa ny fanimbalony tafatraka foana amin\'zay,dia korazy foana fa raha misy mitory im-pito zany @ fanimbalony tsy voatory intsony,sady porofo anankiray fa miha-mati-hanina foana enao eo @ projet ataonao dia ny fisian\'ny olana goavana izay tsy maintsy sedraina,fa ao anatin\'ny olana no ahitan-tsika ny vahaolana :D

Bozycaline: aza mandray fanapahan-kevitra mintsy raha mbola ao anatin\'ny hatezerana fa ny teny anie toy ny atody e,raha foy manan\'elatra sady ny teny no tsy atao be ny hamerina azy no sarotra,fa mandrary lasa henatra ho anao ary lasa fanakahalana ho an\'ny manodidina.Nanana ny fahendreny ny Ntaolo matoa nilaza hoe avadiho im-pito aloha ny lela :D

Ry mpisera namana isany: Ataovy ho anatra io fialokalofana ao ambadiky ny ps io ka manao tsy ho tratran\'ny aloka mihitsy fa hoe iza no mahafantatra ahy ato kanefa tsy ilaozan\'ny marina tsy hiseho aiza,fa ny virtoaly ihany ity no lasa tena izy.

Projet-ko manaraka zao hamadika an\'ito loha-hevitra ity ho lasa oronan-tsary toy ireny serie télévizé ireny,dia mba misy hakan\'ny be sy ny maro lesona izay tandrify azy eo,dia ny vola azo angamba hanohanana ny serasera t@ ilay onitra :D

Dia aoka izay ry zareo fa efa azon\'ity lohahevitra ity ngamba ny record @ halavana t@ ity taona 2008 ity.
Tsiky d ampy dia ho ela velona foana ny serasera :D :D :D
443. yonikafopl ( 22/05/2008 06:23)
oooouuuffffffff, vo tsy teo kely za de lasa lava beeeeeeeeeeeeeeeeeeeee le resaka an, tena kamo be za hamaky ny retraretra fa le izy fotsiny we refa misy tsy mifanaraka am ze trinareo ato de ndana miala kely kalou maka fisainana de reha mangatsiatsiaka de miverena njay .
444. xxx ( 22/05/2008 06:27)
AMEN ^:^ :-D :-D :-D
445. sasa ( 22/05/2008 16:01)
ouffffffffff hanky va re! saika tsy voavaky ity izy fa lava lotra, mandalo mametraka sonia fotsiny e!
kiss doly
446. fijo ( 22/05/2008 20:53)
zayyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy
447. ravatorano ( 24/05/2008 10:46)


fijo < zay tokoa vare
za mino fa mbola hisy hanohy ao

izao fotsiny za manokana dia tsy manangana fahavalo izay olona niresaka na niserasera tamin i bozycalina na bozylove.izaho aza nantsoiny hiresaka taminy fa tsy teto antoerana aho .

Famapatsiahivana kely : momba ilay hoe fampiasana ny \"namana serasera dago\" dia efa ao anatin ny fitsipiky ny fikambanana izay efa miorina eto io ary tokony ho fantatry ny mpikambanan amana rehetra fa manana ny biraony izany ary i glou no filoha ao, ary i naritsimba isan\'ny membre de bureau ao toy izany koa ny tenako izay mpanolo tsaina ao.Raha misy zavatra atao ka atao amin\'ny alalan\'ny naman serasera dago dia tsy maintsy io birao io no manapakevitra amin izany ary misy fivoriana foana atao amin izany fa tsy hoe ataotao foana akoriny na we eny antsisin dalana eny dia avy d raikitra ny hetsika .Raha misy hetsika na ketrika karakarain ny namana serasera dago dia tsy maintsy alefa eto amin\'ny forum sy andefasana hafatra ny tsirairay mba hiantsoana ny namana rehetra fa raha kosa fihaonana amin i rakoto na rabe na rasoatsitononina dia miankina betsaka amin ilay olona mangataka fihaonana io satria misy mantsy hoe te hifankahita amin ireo namana mpi forum sy mpitsaty akaiky azy izy d izay ihany,izay nefa tsy ho lazaina amin\'ny forum na koa hoe ho fantatry ny rehetra !

fanamarihina miarao fanazavana kely fotsiny iny !


zay


:wink:
448. tess ( 24/05/2008 11:13)
ka izay indrindra no tiko nomarihina atmin'ity dinika fihaoanana bozycaline ity ry ravatorano, tsy hoe sanatria dinganina fotsiny ny biraon'ny fikambanana serasera namana dago, fa matoa nasiana io dia tokony handalo any aloha ny projet vao tanterahana :wink:
449. mihajakeli ( 24/05/2008 11:42)
mazava izany zay e
sa mbola misy hanohy indray :-P :-P :-P :-P
450. diamondra27 ( 24/05/2008 16:08)
tsy hita le fiafaran'ny dinika tam le fanamboarana, fa de le flesy no aisakisaka de tsy hita tsony ny fefaran'ny soratra :lol:
toa lasa nanao pyramide le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1215