lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
421. xxx
(
20/05/2008 17:08)
tsiafoi1:fa inn marina kay no tadiavinao eh ? nilanonana t@ namanao enao de faly ! tsy ampy ve zay ?
-Ho fanampin'izay voalaza de mangataka ny mba hampahafantaranareo ny lisitry ny fahavalonareo raha misy izany, izay tsy voatery ho fahavalonay, mba tsy hampifanjevo.
TAPITRA
422. xxx
(
20/05/2008 17:59)
ka efa oe mùanao halahelokanina ko! lasa bozy de tsisy revy! :-D :{ :-D :-D :-D
423. tess
(
20/05/2008 19:18)
tsiafoi: i glou aky no prezidà hantonina na i zoky ravatorano rehefa hanao fiaonana ah! izy no mahalala ny lisitry ny ankizy efa mpandeha rehetra.....
raha nanao fiaonana zà tany madà dia naka hevitra tam namana dago dia hoe izahay aty anie misy prezidà e! dia aleo izy ireny no resahina...... 8)
i bozy anie toa efa niresaka tam glou kosa momba ito fiaonanareo ito e!
i glou mitsy no niresaka tamiko an'io tam fiaonana nandehanako 2007 hoe ho avy i bozy mba hanao fihaonana hono am 2008.....de izay no tsy azoko hoe nahoana i glou tsy kopy nin nin tamity fihaonan'ny bozy ity.....
de aleo hidaboka any ry zareo ity resaka hanina resaka hanina ity ah!
revy mianga araka ny voalazan'ny namana etsy abmony kosa io.....tsy hoe tsy mpihinankanina ny namana dago akory fa namana tia milanonana ry zareo sy tia mifandray......ka zay namana tonga any tsy atosi-boho-tanana izany fa raisinjareo dool ngamba. Zay te handeha mandeha zay tsy te hande tsy mande, na vahavalo io na tsy fahavalo.....samy manao zé tiny sy mahafinaritra ny sainy.

424. fijo
(
20/05/2008 22:03)
lay izy anie tsy fahadisoan'i tsiafoy na i naritsimba e,izay no hilazako hoe aza ireo no anaovana teny tsy mety.
ilay olona no efa nitetika ny hoe aleo misy namana hilazako manokana.mety efa niresaka tamin'i glou izy,(efa hainy ny fisian'i presida)fa nony tena tonga tany dia tsy nasiany resaka intsony le izy.de tsy hain'i glou intsony izay fandehany.
fa averiko,fa marina ny filazan'ny namana hoe ,raha tsy tianareo,aza izahay no sakanana.(ny ankizy tany tsy nisy nahalala izay zavatra nitranga taty,ny tenanay koa dia teto vao nahalala ny zavatra nisy)
tsy izy ireo akory no niady na nifandramatra tamin'iza,ka aoka tsy aholaka any aminy ny rihatra.
ilay olona izao mibitaka satria izy no nandresy(nandresy satria tanterany ny tiany natao)

425. xxx
(
20/05/2008 23:23)
Miala tsiny aho raha hiteny eto, fa misy zavatra tokony ho mazava kokoa kosa angamba :
- Momba an'ilay fitoriana : mety voalamin'ny admin serasera ihany ny momba an'izay, kanefa ny serasera tsy ny admin fotsiny fa miampy ny namana sns izay ekeko fa somary compliqué ihany ny frontieres-ny. Tokony ihany angamba nisy fampahafantarana kely ny namana hoe nisy izany fitoriana izany nahazo ny serasera avy amin'i Ranona. Mety ni-eviter olana ihany angamba raha nasiana an'izay communication kely izay.
- Momba ilay fihaonana : tokony hoe raha misy fihetsiketsehana tahaka izany atao, na fihaonana na fambolen-kazo na zavatra hafa, ka mitondra ny anaran'ny serasera, dia tokony maka alalana avy amin'ny tompon'andraikitra serasera. Nitondra anarana Serasera mihitsy manko raha ilay gateau tamin'ity fihaonana nampisy polemika ity, araka ny hita tao amin'ny sary. Mety tsy voalaza explicitement anaty fitsipika any ho any io angamba, kanefa asa raha ho tsara ihany ny hanampiana zavatra ohatr'ohatra an'izany.
Fa raha ilay hoe "ankinina amin'ny fahendren'ny namana tsirairay" aloha ny fiaraha-monina, dia hita ny limite-ny tamin'ity indray mitoraka ity e. Misy mila fanamboarana kely :P

426. naritsimba
(
21/05/2008 05:04)
Hoy xxx
Dia mbola hoy xxx ihany :
Raha ny fijeriko an'i xxx izany eto dia tsotra, rehefa avy nampirehetiny ny afo ka nidedaka dia tadiaviny ho vonoina satria mikatsaka ny tena hevitra fonosin'ilay voalaza ery ambony hoe:
Raha io mantsy dia izahay izay niresaka sy nifandray taminy no voaenjika.
Noho izany dia tsy maintsy mamaly ihany ny tena, tsy niaro izay heverin'ny sasany ho fahavalo akory ny tenako, fa raha io resaka io dia natsangan'ny sasany ho fahavalo na koa adversaire, raha te hahafantatra anie dia tsy maintsy miezaka manantona ny olona izay tokony hahalalana ny zava-misy eh!
Tsy nomba ny atsy na ny aroa izahay izay niresaka t@ bozy ary tsy afaka manasazy na iza na iza, fitia te hahalala mba tsy handraisana an-tendrony, koa maninona no raisina ho ADVERSAIRE?
mahagaga nareo an ! de mbola tohizanareo foana ve zao eh ? zao ve no atao we "tsiky de ampy" eh ?
TAPITRA
Dia mbola hoy xxx ihany :
fa inn marina kay no tadiavinao eh ? nilanonana t@ namanao enao de faly ! tsy ampy ve zay ?
TAPITRA
Raha ny fijeriko an'i xxx izany eto dia tsotra, rehefa avy nampirehetiny ny afo ka nidedaka dia tadiaviny ho vonoina satria mikatsaka ny tena hevitra fonosin'ilay voalaza ery ambony hoe:
REHEFA DISO DE TSY MILA AROVANA , TSY ASIANA AKAMA2 , IZAY MANAO AN IZANY DE MPIARO AMIN NY TSY MARINA . ATAO HOE COMPLICE IRENY OLONA MIARO NY OLONA FANTATRA FA DISO IRENY . ARY KOSA DIA ATAO HOE TRAÏTRE NA MPAMADIKA IREO OLONA IZAY LAZAINA FA MIARAKA AMIN NY ATAO HOE ADVERSAIRE .
Raha io mantsy dia izahay izay niresaka sy nifandray taminy no voaenjika.
Noho izany dia tsy maintsy mamaly ihany ny tena, tsy niaro izay heverin'ny sasany ho fahavalo akory ny tenako, fa raha io resaka io dia natsangan'ny sasany ho fahavalo na koa adversaire, raha te hahafantatra anie dia tsy maintsy miezaka manantona ny olona izay tokony hahalalana ny zava-misy eh!
Tsy nomba ny atsy na ny aroa izahay izay niresaka t@ bozy ary tsy afaka manasazy na iza na iza, fitia te hahalala mba tsy handraisana an-tendrony, koa maninona no raisina ho ADVERSAIRE?
427. andryrabe
(
21/05/2008 05:04)
sendra nitsidika indray de saika lany teto ny andro manontolo vao voavaky ny sasantsasany tamin'ny resaka. efa lava loatra ry tony fa mba aoka izay a,
ilay olona hanaovana ady hevitra ve zao hoy ianareo mba tonga mamaky ato ihany sa isika fotsiny no mifanjinja ampitoerana eto?
misy ilay fitenenana hoe "raha olona iray no tsy tia mitotoa koba hatavy" fa ity toa efa olona marobe no tsy tia....., de inona zany no totoina? sa ....koba be de be ?..... :-D

428. diamondra27
(
21/05/2008 06:58)
bla bla bla tsy mety vita ny tantara
niravona ny resaka fitoriana zao ndray resaka we aona ny conditio refa hanao fihaonana de aveo ndray inon ny manaraka?
fa le izy ve tsy ze tian'le ol hihaonana ihany io e!
za zao manana namana eto tsy afaka avoriko doly ny namana retra fa 2 clans le izy nefa samy ato am serasera doly de samy namana
de ahoana blem ve zany?
raha nanao fihaonana i watafon olona vitsy no tany tsy nisy blem fa tao kosa aloha i glou an
raha nisy nanao fihaonana ho ahy ary isaorako azy ireo , tsy nisy olana koa zany,
fa ny tsy azoko de we ty ndray mitoraka ty no blem
raha any ambadika any zao misy namana serasera de mifanome contact msn any ry zareo de reny ihany no nihaona de blem koa ve zany?
de IN KOA ZAO NO TOKONY BLEM @ manaraka
sa de blem foana le fianana aminareo fa tsy mba asiana solution e
aza asarotina wa le resaka
efa efa resaka fitoriana no tsy nety de zay , niravona iny
zao lasa we katsaka tsaramaso voanjobory
alefaso amin'zay ny kihendihendy sy kitoza sy masikita nem
harary fo am zany eo nareo an!
za aloha de pour 100% am le we: mba omena hasiny le raprezy raha hanao fihaonana sa ahoana hoy nareo?
samy manana ny raison-ny ny olona de aza mifanome tsiny wa

429. fasaly
(
21/05/2008 10:46)
diamondra: tsy azon'i diamondra ilay hoe fiaonana manokana entre samy namana manokana sy ny hoe fihaonana ho an'ny namana rehetra serasera, iny miankina am lay ankizy ihany hoe izay namako manokana ihany donc tsy mila publié-na eto am forum ilay fiaonana fa coup de fone de ampy....
fa ny an'i bozy nanao antso avo ho an'ny namana serasera izy de izay no hitako hafahafa, ka na i glou aza tsy au courant ety ambony raha tsy nanao an'i ari.malala hoe mba bitsio amiko hoe izany....
ny tiko lazaina hoe raha te hanao fihaoana amin'ny alalan'ny serasera indrindra fa havoaka dinika eto am forum dia i glou no hantonina fa izy no mahalala ny lisitry ny ankizy sady efa hoe prezidà ny namana dago, hajain'ny namana dago tanteraka ny fisian'ny prezidà njareo! hitako izany tamzà tany ary tsy hitako ny maharatsy azy! ary misy ny fifanajàna sy ny fahamatorana aminjareo ......
izany hoe ity fihaoana faharoa resahiko ity dia ho an'ny namana rehetra izay te ho tonga mitsiny fa tsy namana manokana fotsiny.
azondry ve ry diam an!
:wink:

431. kelly13
(
21/05/2008 15:35)
"za zao manana namana eto tsy afaka avoriko doly ny namana retra fa 2 clans le izy nefa samy ato am serasera doly de samy namana
de ahoana blem ve zany?"
clan aôna ankia zany ry diamondra27?
:wink:
de ahoana blem ve zany?"
clan aôna ankia zany ry diamondra27?
:wink:
432. tess
(
21/05/2008 15:45)
2 clans aon ndray ky zany ry kelly13 :wink: :-D zà zao klan ny ankavanan asa ankavia :roll:
433. kelly13
(
21/05/2008 15:47)
tess>za aza ankia mba manontany an'i diamondra27 fa taraiky b @ zany resaka clan clan zany indray kle :wink:
434. diamondra27
(
21/05/2008 17:31)
kelly13 , tess: clan ny lazaina fa fahavalo sy clan ny tsy fahavalo e! nefa samy tiako daholo nareo fa tsy afaka mamory miaraka fa manajary manimba ambiance hiii
435. xxx
(
21/05/2008 18:29)
"diamondra27":
koa mino aho fa tsy hanisy sira intsony angamba fa hilamina @zay izy ity.
"diamondra27":
bla bla bla tsy mety vita ny tantara
"diamondra27":
clan ny lazaina fa fahavalo
"diamondra27":
tsy afaka mamory miaraka fa manajary manimba ambiance
"diamondra27":
koa mino aho fa tsy hanisy sira intsony angamba fa hilamina @zay izy ity
436. fijo
(
21/05/2008 20:02)
aoka izay ry zareo fa efa vita iny .ndao ny lesona no sintomina amin'izay.
1)-raha misy zavatra ataon'olona ,na mihantra amin'ny serasera ,dia tokony hampandre ny namana rehetra ny tomponandraikitra.ahalalan'ny rehetra izay zavatra nisy.
2)raha misy fihaonana hoatao,amin'ny anaran'ny serasera,dia na mampandre an'i hery,na mampandre an'i glou.
3)ny fihaonana manokana moa dia aoka halalaka,fa iny an'izay te hiaona any ihany.raha te havoakany eto dia malalaka ny famoahana azy.
4)aoka tsy hisaraka noho ny zavatra nataon'olona iray isika.

440. diamondra27
(
22/05/2008 05:08)
le xxx ma,nao amen koa no tena :-D :-D @izao
fijo : zay mitsy wa
tess : oviana ndray aloha ny fihaonana any aminareo sy ds sy ry la douce e! :wink: , omakomany kely ihany sao de possible surtout le refa periode ny moule frite +leffe+kir à la violette f'efa ho avy zao ny braderie de lille de mitsoriaka any belg any
:-* :-* :-*
kiss foana ho anareo retra namana e!