lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé

381. xxx ( 16/05/2008 13:54)
rush:

diso koa zany isika rehetra miaro ny serasera!
ié ! isika no diso fa tsy blèm zany rush an ! ny tsy miaro ny serasera no manao we "Vive l'amitié !! vive Serasera !!!! de zany hono no fanomezana hasina ny serasera !!! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>

aleo @ zay zah hangina fa...zany eh ! TSIKY DE AMPY !!!! (hono)


382. tess ( 16/05/2008 14:36)
anarim: marina mitsy ny voalazanjy aky a! MIRAY HEVITRA AMINDRY ZA TAMIN INY

resaka bozy nitory no resaka eto fa ny an'ny sasany dia
vaky vava hoe mpiray tsikombakomba matoa niaraka nanao fety taminy e! ôry e! ôra e!
tsy misy fahadisoan'ny namana niaraka nifety taminy mitsy fa zay safin'ilay namana ihany io.....tsy noterena ry zareo ny nandeha tany koa anefa....
revy miainga araka ny filazan'i anarim azy.

hitako tsy mety be lay fisainana.....

383. kiadi ( 16/05/2008 15:12)
na misy polemika na tsisy de zay io amiko!misy ny misolelaka de zay!! zay faly faly zay tsy faly tsy faly!
tsisy resaka fanambanina nenah oe ny avy aty finda mapirevy de tonga misolelaka ny any dago!
sô i anarim aza ka matsiaro vo @ zany!
tsisy nisy resaka mintsy teo oe ny ze avy aty ampita de mpapirevy de ze any dago de manataka!! tsy niteny zany zah fa aza mandray vilana!
tsy zah no mipolemika fa nareo!
nenah zay niseho niaro be anazy teto ka namonjy ny fetiny sady mitondra ny anarana oe namana serasera no nanaovako an'io fa aza matsiaro voadona @ zany fa tsisy hidiran'ny hafa zany!
nareo mandray tsy raisina
ary zah tsy niteny ireo niaraka nisakafo taminy FA IREO ZAY NIARO AZY!! vakio tsara ny zavatra nosoratako!! zay niaro azyyy!! zay ihany!!
bon aleo amizay avalona teo ito resaka ito fa tsssss!be no mahatsiaro voatsindrona
rien a foutre na tsy mety aza le fisainako fa fa neny bozy sy ny mpiaro azy mety !
384. lilbon ( 16/05/2008 15:26)
kiadi a ! inn voten 'lah alou ?
COUPABLE BOZ ou NON COUPABLE?
385. bilakarenjy ( 16/05/2008 15:31)
Tonga tao @ ilay fety tokoa izahay (fiara telo) ,fa difotry ny setroka sy fofon-kendy dia naleonay nivoaka taty ivelany nanamafy t@ beks sy Sambo (1L) ,ary niandry izay hitondra izay voahendy tao ,hatao tsaky , fa ny anay resaka hafa sy vazo miainga no natao .

Revy samy manana ny azy io e! .
386. kiadi ( 16/05/2008 15:49)
coupable!!
de perpet no tadiaviko! :-D :-D
387. ds ( 16/05/2008 17:23)
Mba hialao azafady ity fahazarana manebatebaka olona ity rehefa maneho hevitra. Tsy hoe rehefa tia na manohana Serasera, dia afaka manao izay danin'ny kibony. Aoka mba samy hifanaja e.
Ny olana eto (ho ahy) dia Ramatoa bozylove izay tokony hololohavina an-tampon'ny loha amin'ny maha reny azy kanefa tsy tsara hiaraha-monina. Tsy tsara na ho azy na ho antsika rehetra eto, ny handraisany anjara ato. Efa hatry ny taona lasa ny admin rehetra ato no nangataka ny anesorana azy mandrakizay (ad vitam aeternam) satria samy tofoka amin'ny ataony. Izay te hiombona aminy afaka manao izany ivelan'ny Serasera ary tsy tokony asiana resaka eto akory.
Fiarovana azy sy ny firaisamonina no hanalana azy eto fa tsy hoe tsy fitiavana sy tsy fahaiza-mamela araka ny hevitry ny sasany. Hoy mantsy i Matio (Matio 5:29-30) :
"29 Fa raha ny masonao ankavanana no manafintohina anao, dia esory hiala izy, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao; ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin'ny helo.
30 Ary raha ny tànanao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho izy, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no ho lasa ho any amin'ny helo." Vakio ato
388. xxx ( 16/05/2008 18:10)
tokony we natao tany ambadimbadika tany zany le fihaonana raha zany fa tsy tokony nentina teto, fa nga moa i ari-malala nahalala ny fandehan-javatra sy ny nataon'i bozy?
389. tess ( 16/05/2008 18:21)
ds: ekena mitsiny^:^


xxxfarany: enao ihany de afaka mamaly ny hevitrao!

i ari. no nanmpiditra ny dinika
i ari. tsy nahalala ny fitoriana nataon'i bozy sy ny fandehanjavatra
390. rush ( 16/05/2008 19:19)
ds: misaotra tompoko! tsy hanalàna ary ampiana!
391. mihanta ( 16/05/2008 19:29)
je vote coupable bozilove koa

ds merci fa tena naharavona ny zavatra tiana lazaina .
392. fijo ( 16/05/2008 20:51)
lilbon an,za koa toa an'ialahy ka,za tsy momba azy mihintsy,ary ireo namana tany ireo koa raha azoko tsara dia tsy hoe momba azy,fa te ahalala izay heviny.
tsy hoe mpisolelaka akory rehefa mihaona aminy,lasa resaka extremista le izy.

ka izay no ekeko.amiko rehefa misy olana dia aleo hatrehana ilay izy fa tsy ahilika fotsiny.averiko fa tsy manome rariny an'izay milaza fa hitory ny serasera mihintsy aho.
fa aoka kosa hoajaina ireo nihoana taminy.na inona antony na inona.

hoy ds"Mba hialao azafady ity fahazarana manebatebaka olona ity rehefa maneho hevitra. " io letsy ds tokony mba ezahana mafy mihintsy ny mba hampiarana azy eto fa tena manahirana be;

ary raha azon'ny admin atao koa ,ny manala ny olona mampisy savorovoro eto,amiko dia tsara raha hampiarina izay.fa mandreraka hoe olona iray no hanakorontana antsika rehetra eto.
393. fasaly ( 16/05/2008 21:01)
Fijo : tena marina mitsiny!

toa ny samy namana ndray no mifampitifitra sy miady eto mantsy!
:roll:
394. fijo ( 16/05/2008 22:18)
izay no tanjony de izay no mitranga.ka mampalahelo
395. Belami ( 16/05/2008 22:23)
fa tsy efa samedi ve androany no mbola mitarika be le resaka lundi e, sa lundi prochain io resaka io ???
396. kiadi ( 16/05/2008 23:03)
ty vô tena farany!
nenah basy hatifi-kavana ka arangaranga hita maso!
zay tsy mahatanty moa de akory atao! samy manana ny fomba nitezaina azy io!!zah tsy hypocrithe na koa tia mamôka zao andalana sy andininy ao @ baiboly zao fa refa manahirana ny saiko na nanelingelina ny fiainako sy ny mafinaritra ary koa ny mahasoa anah de miala any zah miaraka @ angandy sy ny arona! tsy de mandraitra @ anah lotra fa vô maika aza masorena ireo manao môraly sy reo manatra sns..........
raha ohatra moa ka mahatafitohana ny mpiandraikitra ny fomba firesako de akory atao! zay nenah zay! zay ny fomba fisainako!refa misy manelingelina anah de tebahako,tsisy afaka hanakana anah amizany nizaniza!raha tsy oe anga halana tsy ho ato @ serasera tsony ny tenako,
ny filôzofiako de zao: ze minamana amiko de namako,ze mikitika anah de kitihako,ary zay fahavalon'ny namako de fahavaloko!
virtoaly ny eto fa na de izany aza misy ny tsy azo ekena de mitrôtra!
ze tsy faly moa de zay zany! :wink: :wink: asio tsiky de ampy fotsiny ehhh
397. Belami ( 16/05/2008 23:41)
kiadi : =D> =D> =D> misaotra leroa !!!
398. ravatorano ( 17/05/2008 06:40)
inn klou ilay isaorana fa tsy azoko
kiadi < ilay resak i anarim no mety tsy azonareo kosa angamba
Ny zavatra mampmé kely ahy eto dia lasa ifandroritana be ilay izy
lasa "sira" no betsaka ary lasa "tebaka" sy "fizahozahona ankolaka " no misy
Manao azafady e !
Nenah zao fotsiny diso i bozylove dia ampy izay
hifona na hiaki an'izay amin'ny serrasera izy dia anazy izay
tsy hanao an'izany izy dia anazy izay
fa araky ny tenin ny sasany moa dia virotaly ity ka misy "manararaotra " an'izay , mahatanty moa izay iantefan'ilay sira d izay zany tsy mahatanty d izay zany ! mahazo andininy daholo tato na "mpampirevy" na ny "ampirevena" izay saika nampivoana ilay resaka.
Arahabaiko manokana i ari malal fa izy irery izao no hitako aloha hatramin'izao fa nisy olona nandray anajara mihoatra ny 400 ny lohahevitra izay nasehony !

Farany : raha misy olona te hihaoana amin izatsy na izaroa mba hialalna ny toy izao dia mba miresaha aloha amin'ny tompon'andraikitry ny namana serasera eto Dago fara faharatsiny .

Misaotra antsika
:D :wink:
399. rush ( 17/05/2008 06:45)
ds:TSY HANALANA ary TSY AMPIANA; misaotra anao tompoko, naveriko fa diso fanoratana, miova mitsy ny hevitra an!miala tsiny rey olona!
400. tess ( 17/05/2008 10:55)
ravatorano: ka izay mitsy! no tokony nataon'i bozy
hay i prezidà aza tsy nahalala akory hoe hisy fiaonana ho fanaovambeloma an'i bozy! fa tonga dia i ari.malala no nirahina,
fantatra anefa fa noho ny fisian'ny prezidà any dago izay tsy misy maharatsy anlay izy dia tsy maintsy mba i glou foana no hampahafantarana azy voalohany ary izy no mi contact ny ankizy rehetra te hande , izay efa hananany ny lisitry ny ankizy mapndeha fihaonana rehetra kom d'hab.
Iny koa dia itako zvtr tsy mety nataon'i bozy, dinganina fotsiny ilay prezidà, asa aloha e! raha niresaka tam namana dago aho hoe fangah misy prezidà ny namana dago de hoy izy hoe: ié ny anay misy ka! ary hitako mahatsara zvtr ilay izy, misy ny fahamatorana am zvtr hatao rehetra....manaja ny prezida ny ankizy rehetra.... 8)
dia ny namana dago no ho inviténa dia i prezidà tsy kopy akory tam dinika vao nivoaka 8)

kiadi an! ok aky samy manana ny fony dool ny oul fa aleo gerer-na ihany na izany aza an! :wink: de tsiky kely zany :wink: :-D :-*
aleo ihany mijery anao mivanivany mifalifaly toy izay mi s'enerve :-D
aleo hilam iany wa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2311