lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
321. xxx
(
14/05/2008 16:26)
xxx:vive les tsimanakambo!
vive les pisolelaka! =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-$ :-$ :-$
322. angotiko
(
14/05/2008 16:36)
mampime be le izy fa d sarotsaronana amin'ilay namana iray fa matahotra sao tsy mahazo kil hihihi
menatra aho ra za eo amin'ilay toeran'ilay nitory nefa mbola misisika ihany, ra za alou d nampisehoko ny amboko eh
menatra aho ra za eo amin'ilay toeran'ilay nitory nefa mbola misisika ihany, ra za alou d nampisehoko ny amboko eh
323. xxx
(
14/05/2008 16:55)
tsiafoi1:vive serasera , vive l'amitié ve ? fa inona kay izany atao we amitié zany am nareo ?
Vita soamantsara ny fety. Isaorana ny namana tonga nanatrika na dia natao tao anatin'ny fotoam-piasana aza izany.
Vive Serasera, Vive l'amitié.
ny zavatra tsy azoko de zao: nareo samy mahafantatra ny zavatra nataony ! nitory ny serasera izy izay hilazanareo we Vive Serasera , Vive l'amitié !!! asa ! mba sahy nareo milaza an'io an !
menatra aho raha zah no teo am-toeranareo zay nanatrika an'zany ! amiko miray tsikombakomba aminy nareo satria SERASERA an'ny rehetra ity ! ka raha misy olona mitory ny serasera ka misolelaka @ zany mpitory zany de anisan'mpiray tsikombakomba aminy ! tsy sahy hiverina eto intsony zah ary surtout tsy hanome compte rendu an'zany fihaonana taminy zany !
mahavita zavatra nareo kah ! =D> =D> =D> =D> =D> =D> mahonena..
325. xxx
(
14/05/2008 17:11)
tsiafoi1:nasiaka be zah io ambony io fa tena tsy azoko ny zavatra ataonareo.
Vita soamantsara ny fety. Isaorana ny namana tonga nanatrika
Vive Serasera, Vive l'amitié.
misy olona mitory ny serasera
manao fihaonana namana serasera indray izy
nahoana ? hampisehovana ireo namana zay tonga tany hoe zah no bozycaline nitory ny serasera ry namana ?
sa ve nanao fety t@ victoire-n'io olona nitory ny serasera io ?
@ fomba ahoana kay no iharahana hikorana @ olona nitory ny serasera ? sady @ zay mbola manao tatitra eto ihany hoe vita soamantsara ny korananareo tany ?
326. angotiko
(
14/05/2008 17:16)
za d gaga sy talanjona grave be le izy, efa nitory, efa nanao zay nahazahoana vola tamin'ny serasera, nitory serasera nefa mahavariana le we vive serasera, misy tratran'ny retour d'age angamba ato ka tsy hainy tsony, mitory d nefa mbola ao, misy ny olona d tsy manakambo an, sa fitiavana te ahazo vola d rehefa azo ny vola d miverina indray d mitady zavatra hafa ndray d mitory indray d maka vola ndray, mahavariana an, raha za alou ny teo aminn'y toerany d nasehoko ny amboko d tsy niditra amin'lay serasera notoriako intsony fa namorona hafa hihiii
327. xxx
(
14/05/2008 17:20)
@ fomba ahoana kay no iharahana hikorana @ olona nitory ny serasera ? sady @ zay mbola manao tatitra eto ihany hoe vita soamantsara ny korananareo tany ?
tsy masiaka mintsy ianao ry xxx fa zavatra marina daholo ireo.mahagaga ilay fisainana...amitié amitié.amitié d diable ngamba
328. xxx
(
14/05/2008 17:25)
[size=200]AMIN'NY FOMBA AHOANA KAY NO IHARAHANA HIKORANA @ OLONA NITORY NY SERASERA ???? OHATRAN'HOE FALY NAREO TAM FITORIAN'BOZY NY SERASERA KA TSY MAMPANINONA ANAREO ZANY FA NY KORANA NO ZAVA-DEHIBE!!!!! [/size]
329. angotiko
(
14/05/2008 17:28)
misy wa d tena tsssssssssssss manaaaaaaaaaaaaaaa kambooooooooooooo mitrinyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy
hanafoana ny serasera hono, hanapotika serasera hono, nefa avy eo ndray vive serasera tena doumesel jeferson marina e
hanafoana ny serasera hono, hanapotika serasera hono, nefa avy eo ndray vive serasera tena doumesel jeferson marina e
330. angotiko
(
14/05/2008 17:42)
ka kaly io kou hihihi, zara aza kou fa i XXX ve ahoana eh mdrrrrrrrrrr, inona moa ze serasera voatory any, inona moa zay saika nakaton'ny olo tokana ny serasera, inona mo zay zany, fa kaly io eh, aiza ny nem sy sambos ny kiadi eh,
ny saina wa samy manana dôly fa ny faharanitany sy ny fahadomboany no tsy mitovy, mahavariana ry xxx an, sa ahoana hoy toi eh, vive a wee vive a weee
ny saina wa samy manana dôly fa ny faharanitany sy ny fahadomboany no tsy mitovy, mahavariana ry xxx an, sa ahoana hoy toi eh, vive a wee vive a weee
331. kiadi
(
14/05/2008 18:02)
miala any ny bizina ehh! io nem salade miaraka @ sakay ehhhhh!! avy ry reto fa ampireveko nareo an! gratos afa tsy an'i menopôzy sy ny mpisolelaka aminy!! :-D :-D :-D :-D :-D
vive le bizness!! vives les nems salades misy sakay!!!!!!!! :-D :-D :-D
vive le bizness!! vives les nems salades misy sakay!!!!!!!! :-D :-D :-D
332. xxx
(
14/05/2008 18:32)
329. Mpandefa : angotiko [ Valio ] 14-05-2008 19:42:53
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
ka kaly io kou hihihi, zara aza kou fa i XXX ve ahoana eh mdrrrrrrrrrr, inona moa ze serasera voatory any, inona moa zay saika nakaton'ny olo tokana ny serasera, inona mo zay zany, fa kaly io eh, aiza ny nem sy sambos ny kiadi eh,
marina ny voalazanao ry angotiko.ny sasany efa natahotra mafy mintsy zao oe very fihinanana hahahaahha.voafihina tsara ilay tenda.sitrany ahay :lol:
333. angotiko
(
14/05/2008 18:38)
kiadi nareo zany raha tsy tairiny tsy ivarotra ve eh, efa ela ny ol no niandry fa tena noana
334. kiadi
(
14/05/2008 18:43)
angotiko:
kiadi nareo zany raha tsy tairiny tsy ivarotra ve eh, efa ela ny ol no niandry fa tena noana
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
335. aloalo
(
14/05/2008 20:01)
mbola misy v ilay nem salady ry kiady fa iny zao no mety ana, d aza asiana sakay fa sao mivoaka eo ny mony !
fa ahaona alou ty gratos ty e ! na izany d ataovy doubla ration !
mba dadany koa zany korana @ andro fiasana zany, tsy manakana ny kibon'ny sasany zany rehetra izany e :^) . Tohizo fa tsara d aza adino ny rakitra lol

336. kiadi
(
14/05/2008 20:06)
:-D :-D :-D :-D :-D
gratos ho an'ny namana serasera ka!zah sponce androany!!
gratos ho an'ny namana serasera ka!zah sponce androany!!
337. faniry
(
14/05/2008 20:07)
mba dadany koa zany korana @ andro fiasana zany, tsy manakana ny kibon'ny sasany zany rehetra izany e . Tohizo fa tsara d aza adino ny rakitra lol
nisy aza naka konzé mintsy mba hamenoana ny kibo fa enao nga ahoana :-D namana vidiana am sakafo ireo zany no atao hoe fahavalon'ny serasera :evil:
338. fijo
(
14/05/2008 21:02)
mianara isika miresaka,fa aza avy dia manebaka rehefa miresaka sy mamoak ahevitra.
tsy laviko ary io efa niaraha nahita io ,ny zavatra nataon'ilay olona.za moa dia efa naneho,fa raha miady amin'ny serasera dia miady amintsika.
na dia izany aza anefa,tsy itako ny hanomezana tsiny izay namana nandeha nanatrika tany,tsy tokony izy ireo no henjehana eto.safidy io,ka hajao koa ny safidiny.na dia tsy ekeko aza.nifaly izy,fa izay no tanjona,ka tsy misy tsiny izany.
momba an'i ari malala.tsy misy hidiran'i ari mihintsy ilay resaka,fa nindramina tokoa izy.ary nialatsiny aza ,raha nahita ny fivoaran'ilay dinika.
ka aoka re izay ,ity resabe eto ity,fa rehefa tena dinihina dia ilay olona indray anie no tena mahazo tombony e.izao lasa isika no misavoritaka.