lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé

301. andryrabe ( 12/05/2008 20:51)
kiady > za kalou efa voan'ilay nem masisonao


loza izany
302. andryrabe ( 12/05/2008 21:17)
kely sisa de tsy hisy kil intsny ty dinika ray ty fa lava lotsa
303. Veloo ( 13/05/2008 01:52)
aleo tsisy any fa tssssssssssss
304. mihajakeli ( 13/05/2008 06:23)
ary nanao ahona klouh ilay barbecue e
ry ari malala zao maafantatra an\'izany fa izy ve tsy ho tany ary hisaorana lehibe azy ny hilazany vaovao avy tany
^:^ ^:^ ^:^
305. yonikafopl ( 13/05/2008 08:39)
miandry tatitry ny barbekoui marina zao :-D :-D :-D
306. rush ( 13/05/2008 11:16)
ka tsy any rabozy hono ny hevitra e!aona io ry ari????
307. ANARIM ( 13/05/2008 11:23)
i ari.malala tsy hanao barbecue fa zahay roa mbola hampiaraka,d zà koa moa zany mazava ho azy tsy hanao barbecue fa hampiaraka...

tiako hazava fotsiny, tsy misy idiran'i ari.malala ny organisation an'le barbecue, fa nindramina i ari.malala hametraka ny invitation teto, fa toa hoe sahirana be angaha ireo voakasika mivantana ka dia noho ny fahatsoran'i ari.malala sy noho ny tsy fahalalany ny fisian'ny fitoriana ny serasera nataon'i bozy no namoahany ny fanasana teto...

raha ny fahalalako azy dia rahampitso ilay "fety sy fihaonana" mirary soa ho an'ny rehetra...

fa tadidio hatrany, ny soa atao, ilevenam-bola, fa ny ratsy atao, loza mihantona...

sipagasy : gilasy sa mofo akonjo??????
308. XxxX ( 13/05/2008 12:18)
ANARIM:

raha ny fahalalako azy dia rahampitso ilay "fety sy fihaonana" mirary soa ho an'ny rehetra...
d ho hita eo oé iza no tany ra sahy manao konty rendu tany zareo e!


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
309. xxx ( 13/05/2008 13:51)
antso avo ho antsika rehetra mpisera: andao hanao ezaka handoavana ny sazy amin'i bozylove zany,ireo olona miaro azy no tokony hanao bebe!misaotra antsika!
310. lo ( 14/05/2008 04:20)
de sa fé zany mo aona
311. mihajakeli ( 14/05/2008 07:45)
lo < safé zany tsika maindry tatitra e
anarim < ka i ari malala zany nindramina fotsiny zany hoe nijabaka sa ....!
ny aza tratrany ihany v zany e !

ka efa nisy an ireny sary nivoaka any ireny aloha any amin'ny sary rehetra ary efa izy ireny eh ! innn no olana tokoa moa !
samy amin ny reviny io an !
:roll:
312. paris10 ( 14/05/2008 08:41)
iza no mandainga e????hoy ari-malala hoe misy namana mandalo eto dago mi-organiser barbecue sy hanao pot d'adieu nefa bozycaline milaza hoe tsy izy fa ny namana no mi-organiser hanaovana veloma azy!!!!!!!!!!!
313. angotiko ( 14/05/2008 09:53)
fa nareo ve ahoana ee, te ahazo kil izy d mody we namana no miorganiser azy eh, hehehehe, izy ol fetsy kou manao zay azahoana kil d avoaka ao anaty serasera ny sary d we amin'zay be pitia, asa na iza ndray no ambijabahany ao fa i ari malala mou iny efa voa,
314. kiadi ( 14/05/2008 10:05)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
315. kiadi ( 14/05/2008 10:05)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
316. kiadi ( 14/05/2008 10:05)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
317. xxx ( 14/05/2008 10:47)
d mbola sahy mandainga ihany fa tsy izy ilay ao mpiteny ratsy be...mampahonena ny tratran'ny retour d'âge,manajà tena rer ry rabôfy an.maninona raha mangata-pamelàna tsotra zao nefa.

fa nareo ve ahoana ee, te ahazo kil izy d mody we namana no miorganiser azy eh, hehehehe, izy ol fetsy kou manao zay azahoana kil d avoaka ao anaty serasera ny sary d we amin'zay be pitia, asa na iza ndray no ambijabahany ao fa i ari malala mou iny efa voa,



izay anie ilay atao hoe mividy namana.nankaiza daholo tokoa ireny avocat an'i bôfy reny?
318. mihajakeli ( 14/05/2008 13:44)
inn moa ilay hoe avocat -ny alou :?:
tsiss olana anie ireny e ! toy ny namana reetra iany ireny samy manan ny safidiny ny tsi1-1 fa aleo mlam d misesey zareo ah
:-P :-P :-P
319. tsiafoi1 ( 14/05/2008 16:14)
Vita soamantsara ny fety. Isaorana ny namana tonga nanatrika na dia natao tao anatin'ny fotoam-piasana aza izany. Isaorana koa ireo tsy tonga ary tsy omen-tsiny fa samy manao zay mahafalifaly ny fony io, isaorana ireo nanisy sira, karibonetra, sakay sns... izy daolo zany zalahy a! Mahaiza mifankatia fa ny tany indramina.

Isaorana ny serasera nahafahana nifandray tamin'ny namana samihafa.

Soavadia Bozy sy Diams, tongava soa any @'ny fianakaviana

Vive Serasera, Vive l'amitié.
320. xxx ( 14/05/2008 16:22)
vive les pisolelaka! =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4732