lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
241. tess
(
09/05/2008 16:38)
kiadi:
tess ko be moral nefa nanaovan'i rabofy aza tssss :-D :-D :-D
8) an a an! tena am foko ny ilazàko an'io ka!
tsy hoe be morala fa efa voaompa sy nosorampotaka zà tato dia
henoko hoe marary ihany na odina fanina aza ilay ompa ireny mè bon! aleo mifanaja iany e! tsy manaiky resy i bozy ary am eritreritra mandalo de aleo izy hijorosy hiziriziry am heviny ao..... samy sorena dool iany fa aleo asiana fanajàna ihany sa ahoana aky ry kiadi :wink: :-P
242. bilakarenjy
(
09/05/2008 16:43)
aleo iray ihany no mpikopaka afo fa manjary tsy voakopaka tsara e!.
243. kiadi
(
09/05/2008 16:46)
ka aleo zay ba hanala ny hasorenanay eh!!njy efa voa de ba nitaraina de noraisinay ny fitarainana-njy de notohananay njy tamizay! de zao zay no ba mitaraina de zahay tsy manery an'i tess hiaro anay fa i tess raha manao moral eto de hotran'ny oe miaro an'i menopozy i tess de lasa hotran'ny oe zahay indray no diso!!
ilay fifanajana ange ry tess refa tsy manajana anao ny ankilany de hojerenao fotsiny ve? ba olombelona ny tena de ba manakihana ko refa tsy hajain'ny sasany!!
eto ange resaka virtuel eh fa misy no tsy mahay manavaka an'izany fa de tena mihevitra fa hotran'ny fiainany andavan'andro!
ataoko angamba fa enao io no anisany tezitra voalohany raha ty ka niteny ny tribunal oe fohano ito serasera ito!!
zah tsy miaro an'i hery akory fa ny site no ba harovako araka zay azoko atao satria ba manala ny fahanginako ty

244. xxx
(
09/05/2008 17:33)
183. Mpandefa : Bozycaline [ Valio ] 08-05-2008 16:45:35
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
Aleo tsy hiady hevitra @ ny olona miseho tena milay sy manao abus de pouvoir satrai hoe OP, anao ny fahefana diaataovy izay tinao ra sipagasy an. Mitovy @ Hery mitsy fiasainanao.
117:17] torio n'aiza n'aiza
[17:17] anah ny serasera
[17:17]
[17:17] inona izao ny antony hi bannie nao ahy
[17:17] ka izay tiako kou
[17:17] nisy nanina teo
[17:17] tsisy nanin fa tsy tiako fotsiny
[17:17] tsy site nao no mpanalabarak
[17:17] aza miditra ao fotsiny dia tsy voa alabaraka
Mba afaka ataoko copie coller eto koa ve ny resak'i bozy mahatonga azy ho bannie?
ny abus de pouvoir zao foana no ventesina,nga lany pasy ra bôfy à,op é admin é
kely sisa dia hivoaka cd ngamba. :-D
245. tess
(
09/05/2008 18:10)
kiadi:
ka aleo zay ba hanala ny hasorenanay eh!!njy efa voa de ba nitaraina de noraisinay ny fitarainana-njy de notohananay njy tamizay! de zao zay no ba mitaraina de zahay tsy manery an'i tess hiaro anay fa i tess raha manao moral eto de hotran'ny oe miaro an'i menopozy i tess de lasa hotran'ny oe zahay indray no diso!!
ilay fifanajana ange ry tess refa tsy manajana anao ny ankilany de hojerenao fotsiny ve? ba olombelona ny tena de ba manakihana ko refa tsy hajain'ny sasany!!
eto ange resaka virtuel eh fa misy no tsy mahay manavaka an'izany fa de tena mihevitra fa hotran'ny fiainany andavan'andro!
ataoko angamba fa enao io no anisany tezitra voalohany raha ty ka niteny ny tribunal oe fohano ito serasera ito!!
zah tsy miaro an'i hery akory fa ny site no ba harovako araka zay azoko atao satria ba manala ny fahanginako ty
kiadi: zà tsy miaro an'i bozy sanatria fa ilay fanajàna no mba ezahina ny tsy hiverenan'ny otran'ny tam taloha.....ka!
izaho koa anie namana otran'i kiadi ihany samy victime bozy teo dool raha foana ity sera ity e! fa tsy any ilay resaka hoe otran'ny miaro an'i bozy aho!
snatria tsy izany mitsy no tiko lazaina,
ny disadisako tamzany fotoana tsy nitaraina tamin'iza kosa aloha zà fa izaho no nijoro mitsy tam hevitro ni revoltévako mba hampitsahatra ilay olona mpnaompa tamreny, fa betsaka ihany koa ny victime dia lasa hoe firaisankina no hery tamreny, raha ny sitrapoko anie tsy ho hisy ireny disadisa ireny e! ary faly mitsy aho hoe nitsahatra ilay fanompàna ireny, raha tsy natao otran'ireny angaha tsy nitohy teo foana...de raha samy hifanompa eto ihany tsik dia ny eo ihany no eo....ny ahy indray ny imagen'i site no jereko amin'io hevitro io fa tsy hoe be moraly mitsy ry kiadi an!
:-P mazava veuh! :wink:
jereo fotsiny lay blog felakasytehaka io! ho faly ery indray izy hamoaka dinika ho an'ny pokona any am sisiny any hoe miady ritra ao ndray ry sersera felaka kely aloha! efa anisan'ny site fahavalo kou mantsy io manaratsy ny sera....de avy ny olona liana hijery anzany...
246. rush
(
09/05/2008 18:47)
ra tsy tany dago zany hery d nikatona tokoa ny serasera!!!ekena ve ny nataony bozy t@ fitorina ve? tokony zay olona nanompa azy sy nanaratsy azy no notoriny fa tsy ny serasera!mazotoa ianao rabozy fa manajà tena @ manaraka a!
247. ds
(
09/05/2008 18:47)
Ramatoa bozycaline/bozylove,
Mba mahalala manaja tena amin'izay Tompoko. Betsaka ny raiamandreny tahaka anao eto sy manerana ny aterineto, izay manongotena mahita ny fihetsikao. Jereo etsy ambany ny santionany. Tsy ny tenanao irery anefa no afa-baraka fa ny firaisamonina rehetra andraisanao anjara. Koa tsara aminao mihitsy ny tsy miditra ato intsony. Amin'izay ianao tsy manala baraka tena sy olon-kafa intsony. Tsarovy koa fa ny lalàna samy mahay fa ny isan'ny andininy no samy hafa.
Ity manaraka iy, dia azo atao porofo (pièce à conviction) eny amin'ny fitsarana aty Frantsa. Voatahiry tsara manko ny adiresy IP ary ny mpanoratra rahateo nanao sonia tamin'ny anarany.
Forum Sobika (16 mai 2007) : http://forum.lixium.fr/d-10536016.htm

248. sipagasy
(
09/05/2008 19:16)
misaotra eeeeeeee!!!!!!!! tampina @ izay ny domin'ikala bouzy e! hihihihi
Inona indray no havaly an'io e!!!!! mazava beh ny foto-kevitra ijoroany hihihi :-D :{ :-D
Inona indray no havaly an'io e!!!!! mazava beh ny foto-kevitra ijoroany hihihi :-D :{ :-D
251. kiadi
(
09/05/2008 19:38)
tsy mahay domy io!! na tampona aza bola hidrany ihany!!!! :-D :-D :-D :-D
254. rush
(
09/05/2008 19:52)
afaka mijery ny sisiny ka! tsy misy miady eto @ serasera fa manao "mise au point" @ namana somary nidila ny làlana sy fitsipika ! manao teli-moka zao no ataony rabozy an!!!!!!!
256. mirana
(
09/05/2008 19:58)
251. Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 09-05-2008 21:42:17
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
mitelina doubla enina veh io seliiiikeliko???
tahaka izao v zany 66?efa tsisy nify zany :-D
258. mirana
(
09/05/2008 20:17)
ela nitoratorahana ianao ry mamabozy :-D aza manambe ry vevavy lebe tsy manaja tena :-D
259. fijo
(
09/05/2008 20:51)
ô ry zareo an,efa misy ary hiarahan'ny namana rehetra mahita izao,ny zavatra nisy.fa tsy azo hafenina intsony.ka aoka izay,fa mino aho,fa mba hahay hiova amin'izay izay nanao ny tsy nety.
ary aoka tsy hisy intsony ny toa izao,fa manalabaraka antsika gasy mihintsy le izy.
ary aoka tsy hisy intsony ny toa izao,fa manalabaraka antsika gasy mihintsy le izy.
260. tess
(
09/05/2008 20:58)
fa izay wa mantsy ry fijo! enga anie ho tonga saina dool ny mapano ratsy na ny eo ampanaovana ratsy :°) (eo ampanaovana ratsy hoy aho fa mahita lay blogy raika ary zà de otran'ny oe misy ifandraisany lay tantara sa?????)