lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé

201. lanto ( 08/05/2008 15:56)
ohatry ny hoe vao tamin'ireo resaka ireo no nanomboka ny tantaran'i bozy :-)
202. kiadi ( 08/05/2008 15:56)
:-D :-D :-D :-D :-D
203. sipagasy ( 08/05/2008 16:02)
kikouuu zolie, tss kiadi injay manonjana looool hihihih
204. hery ( 08/05/2008 16:22)
zay ahay mba namaly i bozy :-)

De aiza am'zay ary no tokony haloa ilay onitra moa izy teo? :-p

(misy oul dia paiso mihitsy)
205. Veloo ( 08/05/2008 17:05)
kiadi [ Valio ] 08-05-2008 17:56:19
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
ary nisy niendaka ny dinika sasany? efa 200 ty teo de zao lasa199indray


ie secret lesy iny a, za ko nahita...avelao any zany

misy oul dia paiso mihitsy)


eeeeeeee kosa aza manao an'izany e
206. kiadi ( 08/05/2008 18:09)
sipagasy:

kikouuu zolie, tss kiadi injay manonjana looool hihihih

oups!! gaga fotsiny zah fa manondrana manin ko zah?zah fanina ko!

:-D :-D
207. kiadi ( 08/05/2008 18:12)
(misy oul dia paiso mihitsy)

iza zany paiso zany? zay ve?
208. sipagasy ( 08/05/2008 18:26)
hihihih io izany tsy mety ilay atao hoe 'minoa fotsiny ihany' hihihihih
209. kiadi ( 08/05/2008 19:17)
fa iza wa no paiso?
210. yonikafopl ( 08/05/2008 20:05)
tssssssssssssssssssssssssssssssssssssss
tena tara filmE njay za kleeeeeee

211. ratonga ( 08/05/2008 20:21)
fa taiza ary njy ry ykf t@ ora nidona lozana makany @ dantista nefa efa tsara nify :-D :-D :-D
212. cutie ( 08/05/2008 20:41)
de in tsara ry ratonga ny ato fa zao zay vo tonga :-D :-D :-D
veloo help me :-D :-D :-D :-D :-D :wink: :wink: :wink: :wink:
213. yonikafopl ( 08/05/2008 20:52)
ratonga ,kou za aza mbola niandry we toa tsy misy dentiste mahay ngamba matoa tsy nipoitra mba hanampy ahy kou :^) :^) :^)
zao za saika tara filmE , :-D :-D
214. xxx ( 08/05/2008 21:20)
Hery>

handoa onitra aninn ?
taiza Bozy no nametraka fitarainana ? Fitsarana aiza no nitsara ? firenena iza no mi heberger an'i Serasera ? Mifanaraka ve ny legislation'ny roa tonta ?
Dia ho an'iza hono ilay onitra ?
Tsy ho voatery handoa Serasera satria tsy paiso



Fa hono ho aho Chefo ? Privé ity Serasera-nao ity, inona no manakana anao hanao izay sitraponao ? Tranonao ity, azonao ampidirina ze tinao, sakano ze tinao sakanana, afaka haninona anefa izy raha sakanana foana ? Raha tsy maharaka chefo, za vonona hanampy


[17:30] quand tu es contre serasera, tu es contre mon projet
[17:30] et tu es contre moi


dacodac à 150 000 %
j'aurais dit exactement la même chose

Projet-n'i chefo nandaniany andro sy fotoana de tadiavin'ny sasany somparana fotsiny izao :evil: :evil: :evil: :evil:

Vonona hanolotra fanampiana ho fanohanana an'i Serasera raha toa ka ilaina izany, mangataka firaisankina am ze mafana fo rehetra
.
215. ikotoleta ( 08/05/2008 21:22)
Bozycaline:
[size=13px]Tsy tokony ato hoe Serasera namana, fa serasera FAHAVALO araka tiany HERY [/size]

:arrow: barbecue ny FAHAVALO serasera zany fa miara mirevy ny pifaha8 =)) =)) =)) =))
216. ratonga ( 08/05/2008 21:23)
zah ko ngé mba mamaky zé volaza ato fotsiny fa tsy misy idirako ato ka :°) :-D :-D :-D
217. hery ( 08/05/2008 21:25)
/me manisy sira :-p

Voafintin'i bozy tsara ilay tantara :-)

Ho be kil @ lundi de pentecote raha izao :-p

Sao dia tokony hamaly ny email rehetra voaraiko ary aho... :-p (pi-maso ho an'ilay akama anakiray tsy voavaly mihitsy ny email-ny dia mitady fika hafa :lol: )



218. kiadi ( 08/05/2008 21:51)
tsy voavaly fona le fanotaniko oe iza no paiso?
219. ratonga ( 08/05/2008 21:56)
:-D :-D :-D
220. fijo ( 08/05/2008 22:24)
izao ry zareo an,ity serasera ity ,no hany site misy hatramin\'izao,ka ahafahantsika rehetra miserasera ary mifandray.(efa nitady aho fatsy nahita hafa)

noho izany,dia antsika ity.ts y olon iray no admin ato,ary ny admin dia mpitantana fa tsy polisy.

koa rah amisy zavatra tsy tiana dia ilazao ny admin.fa aza ny serasera no haratsiana.

ny adinareo,raha misy izany,dia ataovy any.olombelona isika tsy hialandromoromo
fa aza ampidirina eto,ary indrindra indrindra,aza ny serasera no ampidirina.

izany akory tsy misakana izay olona te hiaona sy hifandray.izay rahateo no tanjona eto.fa aza mifanaratsy any.

malalaka isika eto,nefa aoka ahay hanaja izany fahalalahana izany..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9096