lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé

221. cutie ( 08/05/2008 22:30)
amen :)
222. rajoelina ( 08/05/2008 23:02)
Publicidad Publicidad

EURO'08

ALLEZ LES BLEUS


http://es.youtube.com/watch?v=GHLQjfVUQac


;-)
223. Veloo ( 08/05/2008 23:53)

HS ndray rajou!

kiadi [ Valio ] 08-05-2008 23:51:02
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
tsy voavaly fona le fanotaniko oe iza no paiso?


tsisy hamaly io lesy a
224. yuka ( 09/05/2008 00:36)
bebe-RABOZY manaja vatana mba hanajan'olona anao :-P
ary ianao ra-bebe hapirevy bandy an!
sa mapirevy aloha de avieo hampirevena!!!!! :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P
225. kiadi ( 09/05/2008 11:19)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
iza no paiso waaaaaaaaaa =)) =)) =)) =)) =))
226. yuka ( 09/05/2008 11:33)
raha i ra bebe ve no paiso,tsy efa paiso malazo???????
miala tsiny fa za tonga de mivantana rehefa miteny aa!
Aza raisina @hatezerana le we bebe fa fanajana anao zany :-P
TSIKY DE AMPY :D
227. kiadi ( 09/05/2008 11:44)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
nenah pomma no tiko =)) =)) =))
228. yonikafopl ( 09/05/2008 12:05)
poma ndray anontaniana ry kiadi rehefa tsy hay izay paiso aaa hihihihh :-D :-D :-D
229. kiadi ( 09/05/2008 12:15)
de iza indray aza no pomma eh? :-D :-D :-D :-D
230. rush ( 09/05/2008 12:42)
ianao ry bozy efa lasa mi-fahavalo @ serasera, inona no mbola idiranao ato? manàna ambo ary tohizo ny lalànao,fiatsaram-belatsihy ny antony iantsoinao ny namana hanao veloma anao,very ra bozy zao! ianareo ry namana aty dago, aza manaiky velezina d mody safosafoina refa avy eo,menatra aho ra vehivavy lehibe, atao toy ny reny ka hanala-baraka ny tenako eto @ serasera na virtuel fotsiny aza d zà ndray no mamo miantso polisy avy eo!
231. rush ( 09/05/2008 12:45)
o ry namana! dia ny hena no anambatambazana antsika? miaraha @ fianakaviana fa aza mety tambazana @ barbekio, aoka ny fahavalo hizotra ny lalàny fa ny mpianakavy ni hiaraka @ Tompo!
232. Zina ( 09/05/2008 13:51)


(103) oy i tess:

maninona tokoa moa i bozylove raha manokatra dinika hafa mitsy dia miresaka e! c la moindre de chose ho an'ny namana rehetra sy ho an'i admin.....izay no endrasan'ny be sy ny maro eto ny fahazahoako azy!


125. Mpandefa : tess [ Valio ] 06-05-2008 20:11:22
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
ka zay no nanoratako etsy ambony hoe tokony mba manokatra dinika vaovao i bozy de miresaka ......


(126)oy i ainaheri:

Mba angatahako ra mety d tokony hanala ny teniny eto bozy ra azo atao ,tsy mifamaly fa mialatsiny @ mpikambana sy ny tomponandraikitra,satria,Ny heloka ibaboana mody rariny Raha tsy mety aminao mou d nyteniko d ialako tsiny fa mba sosokevitra ny ahy @ maha pinamana eto @ SERASERA


(140) oy i Naritsimba:
Efa nilaza aho fa raha hitako i bozy dia ilazako hiditra eto


(152) oy i xxx:
fa alohan'ny hanomezana tsiny ny namana na ny admin dia tokony ho fantarina ny fahamarinan'ny zava-nitranga rehetra, aoriana ny fitantaran'ilay olona be blem nitantara taminareo any....


etc etc... tsy votsipona intsony...
Za tsy manana preference ....
Tinareo i bozy hilaza ny zavatra niseho, tianareo izy ho tonga eto mba ahafantarana ny zava misy, fa tsy mety kosa avy eo mbola tenenina zavatra mahery sy latsa izy avy nametraka izay zavatra niseho. Olom-dehibe isika ry reto a ka mba raisana ilay zavatra miseho @ ny fisainana olon-dehibe..
Misaotra ny rehetra izay tezitra amin'izany dia azafady fa nanindrona....
233. andryrabe ( 09/05/2008 14:12)
message

Olona i bozylove fa tsy bibylove
marina io voalaza io an.
aza entimpo leretsy a.
kalam fotsiny
234. tess ( 09/05/2008 14:15)
miray hevitra ami'nny zina tanteraka, tsy tsara ny manaratsy na manao ahoana izy na manao ahoana....ny manompa sy ny manambany, tsy mety io !
noho io fanaratsiana sy fanalambaraka fanompàna io ihany anie no nihitatra dia niafara amzao raharaha izao e!
ka raha hanao izany tsika de hitovy am naina 6 izay anisan'ny fototra nahatonga ny blem mitranga amzao fotoana izao
omena moraly mampatonga saina azy fotsiny izy dia ampy....
235. andryrabe ( 09/05/2008 14:23)
aza asiana henomby fa za tsy minana an.
236. Veloo ( 09/05/2008 16:02)
Zina, tess :-* :-* :-*
237. kiadi ( 09/05/2008 16:20)
tess ko be moral nefa nanaovan'i rabofy aza tssss :-D :-D :-D
238. yuka ( 09/05/2008 16:23)
ka olondehibe izy zay ndrindra no hilazako hoe ra-bebe

kanefa koa tsy hoe rehefa olobe dia marina aby,sy hoe mety aby ny raha ataony :roll:
izay manao ny tsy mety tsy maintsy ahintsy e!
Zina dia rehefa avy nandalo zany bozy dia tsy mahazo miditra daholo ny panakiana a??????
virtoaly ozy ilay ranamana zay ka samy manoratra zay tiany soratana
:-P ;-) :-P
239. bilakarenjy ( 09/05/2008 16:24)
Toa lasa nanetroka be le afo dia tsy nahaheno fofon-kendy akory za sa mando ny saribao .

Tena mandatsa-dranomaso mihitsy .

240. Veloo ( 09/05/2008 16:30)
bilakarenjy [ Valio ] 09-05-2008 18:24:34
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
Toa lasa nanetroka be le afo dia tsy nahaheno fofon-kendy akory za sa mando ny saribao .

Tena mandatsa-dranomaso mihitsy .


tsy ratsy ndray iny kle it makes sense

kiadi [ Valio ] 09-05-2008 18:20:46
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
tess ko be moral nefa nanaovan'i rabofy aza tssss

ny an'i kiadi kosa e, efa nifamela ry zareo :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4169