lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
261. kiadi
(
09/05/2008 21:19)
asio dinika ko in blog in !!
nenah ba tiko hita zay pasi'ndry nartsimba amizao?ba tiko haneo ny heviny iz aminio!! aza ba adala ny ol mapirevy avy aty ampita ry nartsimba fa ba jereo ihany ny zavatra nataony an!! :wink: :wink: :wink:

262. tess
(
09/05/2008 21:34)
ka io ilay ataoko hoe jerena tsara aloha ny source nlay zistoara fa zé lasa mande dago ka mody mitaraina manao ranomaso fe heloka any anie ka tsary de manana ny marina akory e! dia aleo tsy hidirana lay afera.....tsorina aminy hoe aferanareo any zany tsy de hidiranay aty....tsy tonga de aviavy be handeha hanoratra eto am forum.
263. kiadi
(
09/05/2008 21:40)
zay no tena nidirako tokoa ange eh!! reto le namana any dago niaro be anazy sy ny oe tsika aty ampita tsy mahay mifandray fa miady doly!! jereo ange ao ambony ao nen'i nartsimba eh!!
aleo fa refa mody any zah de ampireventsika iz eh :wink: :wink:

266. tess
(
09/05/2008 22:04)
teboka famaranana iny ny ahy e! ozy rush hoe mise au point ny eto de ny ahy point final iny :wink: :-D :-D
nde dodo aho fa bonne nuit dool sao ratsy tarehy tsy ampy torimaso eto radem anefa mba oe fete de mère ono zany am dimanche ny tena ratsy tarehy be :-D :?
asio fimehezana sisa e! :-D

267. kiadi
(
09/05/2008 22:05)
de aza adino aza ny miarahaba an'i ra menôpôzy fa fetiny @ alahady zany :-D :-D :-D
268. tess
(
09/05/2008 22:09)
ny ahy ny nahagaga ahy fatratra sy nahavariana ahy ary nampmé be ahy de lay bozylove mano hoe "kitabozinao enao" am lay forum la sobika io :-D :-D :-D
tsy nampoiziko hoe ramatoa efa lebe ve hiteny anzany!
sa ve zà no venansy be tsy maharaka lamodimpitenenana fa tsary hisahy hiteny an'io zà ka! :-D

269. kiadi
(
09/05/2008 22:17)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
aza adino wa meraba azy fa ramama in =)) =))

272. tess
(
10/05/2008 05:11)
kay zavatra mirehitra angamba zany ny dinakan'io raha io lazain'i papoose io!
labozia sy kitay arehetina zany mirehitra be! mety handoro barbcue izany :°) :lol:

273. aloalo
(
10/05/2008 06:34)
tess > sao d oul kafa mihindrana ny pseudo ny kosa aza io, fa zany kitaboziny zany v tsy fitenin'ny bandy kely ? mety nindramina andotona azy ! tsy aiko alou e !
fa ilay disk goaka sy soratra b mena alou no tena manafotoana ahy e, tokony @ ring jareo any no ataony ny adiny fa tsy ato ; @ zay bozy afaka mamafa sy manala ny dinika maloto fa tsy azoko hoe maninn no avela ao, @ zay ny admin no mahazo tsiny. Manana ny asany kosa anie izy ireo fa tsy d tsy maintsy hijery ny dinika sy sary antsipiriany e !
:-o

274. tess
(
10/05/2008 07:24)
aloalo: tsy hay tsy hay alou fa ny numero n'ny ip no milaza ny marina.
275. XxxX
(
10/05/2008 08:28)
ny ahy ny ts laitrako d le ol b moraly ato ! efa hita zao ny zvtr nataony d in indray ? sady le ol b moraly ko nefa efa nanaratsy b ny sera2 tary @ wanadoo tary :evil: :evil: :evil: :evil:
277. lilbon
(
10/05/2008 10:14)
ok voaray daholo zany n zavatra niseho!
de nahita zahay vahoaka tsy mandady harona fa:
i Bozycaline moa de efa ela no fantatra hoe mpanompa oll be hono , sady miady aman oll marobe foana na eto am sera2 na am tany hafa.
Ny op izany de tsy nandray ny fitarainana nataon i bozy satria toa efa nisy antecedent na vava koa nataon i bozy talohan izany ,
Rehefa izany dia nitory i bozy .
VALINY de mety nahazo sazy ny serasera .
HO AN 'BOZYCALINE
Ary raha tsy mahay lalàna ny tenako , dé tsy maninn fa izao no ataoko ho an 'i bozy
I bozy nitory n serasera , de la loi du talion
Ny serasera hitory an 'i bozy fa misy indray ireto olona vitsi2 na maro2 manao petition fa nompain i bozy
eo anivon ny fitsarana zany izao de lasa hoe FITORIANA RECIPROK ny an'ny serasera sy bozy , i bozy seule contre oll manao petition eo am 112 personne eo , hihihi
de ny valin ny fitsarana : ze resy de mety handoa onitra (tsy voafetra loatra ,)
hHita koa i bozy fa somary nanambany gasy , REFLEXION RACISTE envers 1ou plusieurs personnes de tantara hafa koa iny eo am tribnaly
A LA GUERRE COMME A LA GUERRE ARY
QUE LES MEILLEURS GAGNENT
ZA SUR FA MIVOAKA MPANDRESY NY SERA2 RAHA RAIKITRA LE AFFAIRE POUR PLAINTE RECIPROQUE"
METY HHAMPIGADRA IO ZE RESY EO AN ? NY ONITRA ALOHA DE OMANO NY AMPAOSY
Iza no ekipan i bozy hanampy azy fa hazefajefatra le onitra e?
Raha eto dago enao ry bozy de miomana fa henjana kely aloha le famotorana ao am BC .
sa tsy mino enao raha tsy mahita n ngidiny ?hihihi
:arrow: :arrow:

278. xxx
(
10/05/2008 10:16)
kiadi:
ka aleo zay ba hanala ny hasorenanay eh!!njy efa voa de ba nitaraina de noraisinay ny fitarainana-njy de notohananay njy tamizay! de zao zay no ba mitaraina de zahay tsy manery an'i tess hiaro anay fa i tess raha manao moral eto de hotran'ny oe miaro an'i menopozy i tess de lasa hotran'ny oe zahay indray no diso!!
Ny bofy sy ny bebean'i kiady ngaha moa tsy efa monopozy koa!!!!!!!! mahaiza iany mifanaja raha manandreny e .
279. aloalo
(
10/05/2008 11:20)
kiady > ka no mahatonga ana hiteny an'izany ange, tsy azoko an-tsaina hoe oul lehibe hiteniteny foana e ! fa raha io tenin'ny namana iraika manao tatitra io hoe mpiteny ratsy sy mpanompa izy, dia gaga indray ao.
tsy maintsy mi-assume zany !
efa tsy mande ny kendiendy d aiza ny glacholé o !

280. tess
(
10/05/2008 11:42)
he he he he! mazava izany tatitra nataon'i lilbon io fa de efa nifanaovana ny azy roa raha izany i bozy sy i naina6 io....
ho anzé mpanompa dia mitandrema sao hisy mpitory kounkou vao ho gaga eo! indrindra ireny mpanompa diso mihoa-pefy tafahoatra ireny, mikasika ny vie privé n'ny hafa :-p