lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
161. ainaheri
(
08/05/2008 06:04)
Mba aoka zay ry reto fa tsy ahita vahaolana @ zao nareo ra ifanasa vangy eo fona aa!!! Bozy mou tsy miseo nefa d ny lasa tsika tsy maninn tsy maninn ato ndray no mifamaly nama aa
Naritsimba> Raha azo atao azafady, satria tsy mikasika anao ilay resaka d aza valina tsony azafady indrindra "Aza misolo vaika ny akalana ianao,avelao Bozy haneho ny heviny Misaotra anao ampanajana
Samy pikambana ato doli isika ,raha ny 1 no nanao ny ataony d lasa hifandritatra ray trano ato tsika!!! Mba teny atsipy ny ahy iny mba ho fanajana ilay tranokala mba tsy ataon'ny olona resaka any @ site hafa ambadika any!!
Misaotra nohon'ny fahendren'ny tsirairay :-* :-* :-*

163. kiadi
(
08/05/2008 10:51)
anarim>enao ve mihevitra fa ny ol adala zany de misy eritreritra?? de ahona? andeh ho any ve tsika zany aloha sa tsia eh? zah tsy andeh raha tsy i bozinangatra no miantoka ny revy retraretra an!! avy any andafy ihany ve akia iz de tsy hiantoka revy klé! raoftsy sponce be iny! :-D :-D :-D
zah tsy hitondra nem ry ANARIM an!i ramenopozy no miantoka! :-D

164. kiadi
(
08/05/2008 10:52)
mapimé ko ange ny namana sasany fa tratran'ny marary fo de lasa mamôka sary mintsy! nefa hevitra tsy mitovy no hiadivana =)) =)) =))
165. hery
(
08/05/2008 11:14)
naritsimba:
Mbola tsy naheno aho aloha hoe nisy onitra naloa ve? dia ohatrinona? Matoa nisy ny fandoavana onitra amiko izany nisy ny voasazy, raha ny sera² no voasazy tsy adala akory ny fitsarana nanasazy azy satria raha ny fitsarana eto dago dia mety ho voafitak'izany, fa raha ny fitsarana any ivelany inoako fa nitsara araka ny tokony ho izy. Tsy mahalala izay antony aho nefa raha marina io voalazan'ny lilbon io fa voasazy ny sera², dia nisy tsy fanarahan-dalana izany tao, iza no tsy nanara-dalana? Tsy sanatria hanasazy @ tsy misy dikany ny fitsarana.
Tena nisy ve izany fandoavam-bola izany ry Hery ????
Io anie no mahagaga ahy e. Hay tsy arak'i naritsimba ilay tantara kanefa i naritsimba no misolo vaika ny akalana eto. Maninona raha avela i bozylove no hiteny eto ahitana izay holazainy?
Anontanio i bozylove hoe nisy fandoavam-bola ve sa tsy nisy. Dia anontanio azy hoe ohatrinona. Toa nitenenany an'izany daholo ny namana rehetra tany Nice sy izay fantany. Mahagaga ahy ny tsy nitenenany an'izany an'i naritsimba.
Tokony manadihady tsara an'i bozylove aloha i naritsimba vao manoratra mikasika ity tantara ity fa be dia be mihitsy ny zavatra tsy fantatr'i naritsimba :-)
Satria tsy fantatr'i naritsimba akory hoe:
- Tany @ fitsarana ve no nitory Dago sa Andafy
- Ny fitsarana ve no nitsara
- Nisy vola naloa ve? Inona no dikany, onitra ve sa sazy.
- Iza no nandoa an'ilay vola, na iza no nandray, raha nisy vola naloa
166. kiadi
(
08/05/2008 11:31)
tsy te halala an'izany iz eh!!resaka sponce io!mapirevy rafotsy any de tsy maintsy harovana! raha tena nieritreritra iz tsy niaroharo fatany fotsiny fa ba nandinika sy nanotany tsara oe in no antony !
167. sakaizakely
(
08/05/2008 12:31)
kiadi:
mapimé ko ange ny namana sasany fa tratran'ny marary fo de lasa mamôka sary mintsy! nefa hevitra tsy mitovy no hiadivana =)) =)) =))
aiza kou no misy sary eo ry devoly be kibo :?:
168. kiadi
(
08/05/2008 12:40)
hita mintsy le sakaiza fa devoly kely tsy mahay lilila!tsss! fa mitapona in ty maso!! andana jereo any @ sary
170. sakaizakely
(
08/05/2008 12:56)
mitapona in ty maso
tapin'ny kitapo... ranona a :-P
hay ve le ary e ! naveriko fa kisarsary hafa ko :°)
ary aza matsindrana refa mamlay fa otran ny nidiran'i losifera ity izy :-D
175. sipagasy
(
08/05/2008 13:54)
tss tsy aleo ve isika aloha hi-bizina pop korna kely e!!!!!, tss sa moa efa mafana aty amintsika .fr aty ka aeo avoaka injay ny glasy e!!!!!
ny resaka io tsy hifarana raha mbola eo ihany i da-mama aloha e!!! lol
namana aby e!!!! :-* itsikio ny fiainana dia milay e! hihih

176. Bozycaline
(
08/05/2008 14:00)
Aleo aho hilaza ny tena zavamisy sy ny antony nitoriako ny serasera , nisy diffamation ahy teto ary ilay Hery mihitsy no tsy miraharaha sy tsy mamaly , ka niteny t@ tompon'andrikitra hita maso aho ftma izay niteny ankitsirano hoe torio efa tsy faly , dia notoriako serasera. Fa araka ny filazany i ftma dia firyfiry ny mpanaratsy sy mapnalabaraka eto fa tsy hamakiana loha hono , izany ve dia mety ???ary matoa nahazo amende ny site marina ny ny fitoriako fa angambany kosa tsy hamapandoa amende anareo izy raha tsy misy ny rariny sy ny marina .
ary ra HERY mitsy no niresaka PV tamiko nilaza sy niteny fa misy site mapnala baraka ahy antaon'ilay NAINA6 izay namany satrai tsy mety miteny ahy ilay site izy fa hoe "oneline.fr" fotsiny
ito ataoko copie coller ny santinonana ny resakay sy HERY miteny fa site natao fanalana baraka ito site ito. Ary matoa aho maketo tsy noho ireo mpitondra ireo fa mba misy ihany olona mendrika , fa moa ny tarigetranireo Mpitondra mpiaro mpanalbarak no tanjona dai aloe tsy maketo marina.
ito ataoko copier coller :
D[size=13px]iscution en pv avec webmaster site SERASERA 20/02/2008
[17:12] Ary toa notorianao tokoa ny serasera?
[17:12] voatery nandoa 250 Euros izahay kanefa ny vola ampiasaina aza tsy ampy
[17:14] fantatrao tsara
[17:14] ny antony
17:25] site natao hanala barak
[17:25] kou manin no idirana raha mpanala baraka?
[17:25]
[17:25] izay moa
[17:25] fantatrao fa misy site hafa manala baraka be anao any?
17:25] tsy holazaiko anao fa tadiavo
[17:25] namboarin'i naina6
[17:25] misy ny mombamomba anao rehetra
[17:25] ny ankizy rehetra mahita an'io daholo
[17:25] ie ka naina6 ko olona arovanareo ka
17:25] ao @ online.fr
[17:41] ie, efa nataoko tsara laza ilay site iray online.fr
[17:41] satri fantatrao tsara ny site naina6 manaratsy ahy
[17:41] nalefako any @ namanao any daholo[/size]Underlined text
Ary misy porofo aty amiko entiko ampiseho anizay te ahalala ny antony mahatonga ahy nitory any serasasera dai noho ny fietskireo tompôn'andraikitra izay tsy miaraharaha ny email alefan'ny mpisera.
Ar eto foan aho na sakananan'ireo aza mampiseho fa na sakananareo aza aho tsy manaiky fa mijoro hatrany mampiseho ny zavamisy eto.
[size=13px]Tena fahavalonao aho ra HERY satria aho tsy manaiky ny olona mpanalabaraka izay arovanao sahala naina6, ary araka filazanao fantatrao tsara fa misy site ny any manalabaraka ahy fa tsy holazainao ahy ,ny anarany ; inona no dikan'izany?? tsy fiarovana??[/size]Bold textUnderlined text
[size=13px]Misaotra anao naritsimba nilaza anito forum ito, Izaho moa tsy miditra firy eto intsony satrai efa sakanan'ilay HERY tsy aketo, fa izaho eto Dago izao vao niditra indray.[/size]Bold text
Kay misy fanratsina be ohatra izao ato efa tsy eto aho.
@ 14 Mai izao dia homeko sy lazaiko an'ireo tompon'andraikitra eto antoerana ny porofo rehetra milaza ny antony nitoriako SERASERA aoka hazava ny reqsaka ny ahy sty virtuel fa réel

177. sipagasy
(
08/05/2008 14:08)
ouups kay misy ankanao am-po beh izy ity ra bozy!!!!! resaka virtuel ny anao ka avadika ho zavatra hafa, hhhmmm, mba isaino kely ihany vao manoratra indraindray e!!!, mahavariana ianao kannn,
Tsarovy fa matoa nivoaka ny tsiambaratelonao dia nohon'ny vavanao, inona izao no nilazana tsiambaratelo t@ ilay olona aloha voalohany indrindra???? sa fitiavana te ho lasa vedety, hihihih, tsy hainao angaha ny teny Malagasy hoe maro ny ataovy ho namana fa tokana no ataovy sakaiza!!!!!
ppfff aoka izay fa miandry mpividy glasy zah io fa tssss.....
:-* aby e!!!

178. Bozycaline
(
08/05/2008 14:16)
Bold text[size=13px]Size 13px[/size] Ary aoka hazava tsara ny resaka matoa aho tsy maketo satria tsy tantin'ilay HERY ny tsikera atoko momba ny fietsiny eto , jereo tompon'andraikitra ve dai hietny hoe "Fahavalo" ny olona miditra eto, fa tsy tokony hoe moderateur izy???
Ito mbola santionany ny resany tamiko PV tsy miraharaha olona sy miseho fa azy SERASERA tsy mivaky loha izay fitarainan ny mpisera eto sy mpiarao ny mpanalabaraka
ito copier coller
17:39] izaho tsy mamaly email
[17:39] c pas mon boulot
[17:39] manorata @ ankizy mpiandraikitra
[17:39] tsy nokaramaina hamaly email aho
[17:39] tsy ianao irery no tsy valiako
[17:39] izay atao webmaster jereo ny asany
[17:40] tsy fantatrao ve ny dikan'izany webmaster?
[17:40] mpanamboatra site
[17:40] fa tsy mpamaly email
Red color[size=13px]Size 13px[/size]
ary ito averiko ny resany miteny fa fantany tsara ny olona mpanalabaraka eto izay arovany ka tsy mety milaza amiko misy anilay site
[size=13px][17:25] tsy holazaiko anao fa tadiavo
[17:25] namboarin'i naina6
[17:25] misy ny mombamomba anao rehetra
[17:25] ny ankizy rehetra mahita an'io daholo
[17:25] ao @ online.fr
[17:26] hitanao fantatra fa tsy lazainao
[17:26] manaiky enao
[17:26] ka tsy polisy aho
17:29] raha tena olona tsy momba anilay olona,a enao
[17:29] kanefa izao aleo ho any ihany
[17:30] efa guerre dia guerre
[17:30] inona no antony tsy tenenao ahy anilay site
[17:30] satria nanao déclaration de guerre tamiko ianao
[17:30] nitory ny serasera
[17:30] satria mpisera ratsy no arovanareo
[17:30] tohizo izay lazainao eto
[17:30] tsisy idirany izany fa entre antsika sy ianao
[17:30] quand tu es contre serasera, tu es contre mon projet
[17:30] et tu es contre moi
[17:31] andraso fa haparitako io site io
[17:31] bref , hita mazava
[17:31] fa enao mitsy mamporisia any naina6
[/size]Bold textRed color
[size=13px]Entre pas aloha raha tena manan ny maha izy azy HERY sy mi-assumer ny zavatra nolazainy tsy tokony hamafa ito soratako ito.[/size]Bold text

179. Bozycaline
(
08/05/2008 14:20)
Sipagasy, efa mi arrange anao dia hoe hoe VIRTUEL pffffffffffff[size=13px]Size 13px[/size]
Fa efa ao karajia enao impiry mi-Bannie nefa hoe virtuel raha hoe tsy raisinao réel

180. sakaizakely
(
08/05/2008 14:24)
ary ito averiko ny resany miteny fa fantany tsara ny olona mpanalabaraka eto izay arovany ka tsy mety milaza amiko misy anilay site
aiza eo izy miteny hoe fantatro tsara io oul io ?