lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
121. ikotoleta
(
06/05/2008 17:17)
Momba ity resaka hoe \"AVELAO NY HELONY FA TSY FANTANY IZAY ATAONY\" ity. Dia tena fitiavanareo an\'i bozy tokoa ve ny filazanareo fa tsy mahalala ny ataony i bozy?
:arrow: Fa iza koa no tia an\'i Bozy
efa soara be sady tss
:arrow: anontanio rajoelina mitsiny oa :?: :idea: :wink: :roll: :twisted: :P 8) :lol: :x :? 8O :o :D
Ohatry ny hoe heverinareo fa zazakely na misy fahavoazana angaha izy?
:arrow: Finona mitsy e
122. angotiko
(
06/05/2008 17:38)
hono wa ry reto a, fa ahoana marina ity we mifamela sy ny we mamelà ny helony sy ny sisa sy ny sisa ity, fa le we famelana ve d tonotonon'ny vava fahatany fotsiny eh, raha tsy mihaiky ny helony sy ny fahadisoany ve ny olona iray dia inona ny hamelana azy eo; mila mihaiky aloa vao avela, ka ny zavatra nataony aza tsy fantany akory ka avela amin'ny ahoana aza, famelana amin'ny ahoana aza, ohatrany we lasa resabe sy wawawa ary sanatria ohatrany kilalao le we famelana,
124. angotiko
(
06/05/2008 17:47)
ho antsika eh, samy olondehibe tandremo sao d ampijabahan'ny sy ataon'ny olona fitaovana d miroboka e, diniho d eritrereto tsara ny saika fahavoazana, fa na za na ianao na isika rehetra saika efa...tohizo fa hainao tsara
na iza na iza manana fahadisoana na fahadisoana inona io na fahadisoana io dia manana zo hanana mpisolo vava saingy ny tena izy le tompony fahadisoana aloa no miteny zay ny mpisolo vava rehetra vao wawawa,

125. ikaretsaka
(
06/05/2008 18:04)
angotiko:
hono wa ry reto a, fa ahoana marina ity we mifamela sy ny we mamelà ny helony sy ny sisa sy ny sisa ity, fa le we famelana ve d tonotonon'ny vava fahatany fotsiny eh, raha tsy mihaiky ny helony sy ny fahadisoany ve ny olona iray dia inona ny hamelana azy eo; mila mihaiky aloa vao avela, ka ny zavatra nataony aza tsy fantany akory ka avela amin'ny ahoana aza, famelana amin'ny ahoana aza, ohatrany we lasa resabe sy wawawa ary sanatria ohatrany kilalao le we famelana,
amiko io ..(raha tsy heo andriamanitra angaha ianao satria andriamanitra mahalala ny zavatra rehetra ) dia impossible ny hangatahanao famelan-keloka sy hilazanao hoe tsy hanao intsony... nefa ilay heloka nataonao ary tsy fantatrao akory!
ny fahatsapan-tena hoe meloka sy hoe ireto ny heloko dia avelao aho fa miezaka tsy hanao intsony no important aloha tsara indrindra amiko..
nohon'ny misy olona miteny anao heo voavela heloka, ka mahatonga anao hanontany hoe ..."haaa heloka inona, heloka ahoana?"
sy mainka aza manao ilay izy
126. tess
(
06/05/2008 18:11)
ka zay no nanoratako etsy ambony hoe tokony mba manokatra dinika vaovao i bozy de miresaka ......
127. ainaheri
(
06/05/2008 19:25)
kay lé hay misy an\'zao tato,tara ndray za t@ iny klé,Reveo manja fotsiny ry zareo
Tsisy idirako le resaka fa mandray kely fotsiny zany ee;
Mba angatahako ra mety d tokony hanala ny teniny eto bozy ra azo atao ,tsy mifamaly fa mialatsiny @ mpikambana sy ny tomponandraikitra,satria,Ny heloka ibaboana mody rariny Raha tsy mety aminao mou d nyteniko d ialako tsiny fa mba sosokevitra ny ahy @ maha pinamana eto @ SERASERA
ASIO TSIKY D AMPY
:lol:

128. naritsimba
(
07/05/2008 05:09)
fasaly>> na i bozy na i diamondra27 dia samy mandalo aty mada @ zao, fihaonana tsotra no efa nataon'izy ireo toy ny fihaonana @ ireo namana vitsy² izay mpiresaka ao @ tchat, ny an'i diamondra moa dia sendra ny prô efa voaoman'ny namana dago izy dia nandeha tany Analamanga Parc.
Izay no hoe aleo @ fotoana andehanan'izy ireo no atao dia ampiarahiina satria ny fotoana koa tena vonjivonjena fa ao anattin'ny fanomanana fanadinana ny mpianatra ary ny mananjanaka mikarakara ny fanadinan'ny ankizy.

129. tess
(
07/05/2008 05:33)
naritsimba: ah ok! pot d'adieu n'izy roa vavy izany lay izy????
de manaova fety milay izany ho anzé hande retra e! tsy mahita lazaina tsony....ankoatra ireo efa voalazako;

130. xxx
(
07/05/2008 05:35)
fanamarihana kely fts, nahoana izy fahiny ireny rehefa hitatatata ny "ZAVA-MISY" @ soratra menamena be mahay miditra forum ko manin ankehitriny tsy afaka miditra forum? sure aho fa efa nisy namana eto MAda niresaka taminy momba ito dinika ito, ary raha hoe milona ny cyber, excuse bidon zany amiko, maninona no afaka mampiditra sary izy tsy mimenomenona hoe milona ny cyber? sa rehefa hampidera sary de mahay miditra cyber? niandry iany aho ka niandry hoe iny hono fa niditra i bozy hanazava ny marina, na hanokatra dinika vaovao aza tsy nisy... nefa sura hoa za fa efa au courant an'ito dinika ito izy...
131. ANARIM
(
07/05/2008 07:21)
!seen bozy
bozy a été vue la dernière fois en train de barbecuer le serasera...
ô ry kala bozy e! d sahinao v? ny anona ono tsy misy fa ny anona no miverina atansiôooo fô pa kompliké la vie

133. naritsimba
(
07/05/2008 09:24)
Mahavariana ihany ilay fiafenana ao anatin'ny xxx, na dia azoko an-tsaina ihany aza ny olona manao an'io. Efa betsaka ireo namana avy any am-pita, izay tsy niditra sera² noho ny antony manokana no nandalo teto Mada, nihaona t@ izy ireny ny tenako raha tsy hilaza hoe tafahaona tamiko ny 90% ho an'ireo olona nanana olana t@ sera², tsy nentina teto mihitsy ny fitarainan'izy ireny, fa zavatra tsotra no natoro azy ireny ary nitovizana dia ny hoe: Aza miala izany satria vao maika mahazo vahana ireo ratsy saina. Raha izaho manokana dia manoratra foana raha tsy hoe angaha tsy mahazo miditra intsony, tsy hitsahatra ny tsy hiteny aho satria izay no anisan'ny iraka ampanaovina ny olona rehetra: « Fa ny Fariseo sasany, izay teo amin'ny vahoaka, nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, rarao ny mpianatrao. »
« Fa Izy namaly ka nanao hoe: Lazaiko aminareo fa raha mangina ireo, dia ny vato no hiantsoantso. » ((Lioka 19:39-40)
Aleo fa rehefa tafahaona @ bozy aho dia ilazako izy hiditra ka hanokatra hevitra hafa raha mety.

134. kiadi
(
07/05/2008 09:39)
aza eto wa enao no be moral fa andana i bozy no anaovana moraly sy hitorinao teny fa tsy zahay no nanao ratsy ary tsy izahay no nitory ny serasera!
resaka fivavahana zany tsy mandaitra zany eto! tsy oe refa mamôka andiny ao @ baiboly de mahavita in !

135. xxx
(
07/05/2008 10:16)
domazy ho an'i naritsimba aloha izany fa namana ratsy daholo no mody mitaraina any aminao izany....????? namana avy ivleany mandeha dago io tiko lazaina io fa tsy ny any samy any akory....
sao mba marina ihany ilay hoe namako raha misy patsa ary!!!!!!
efa nitaraina ianao tamin'ny namana iray nanokafanao dinika indray mande, anefa fantatry ny be sy ny maro fa izy nitaraina tany a minao no diso, dia eto indray fa hita izao fa nanana ny fahadisoany ihany koa i bozy.....
tsy hoe rehefa velon-taraina any izy ireo dia hanana ny marina.....
jereo ny zava-misy eto amin'ny sera alohan'ny hilazàna an'izao sy izao...
niandrasana ireny olona be taraina nanao ny nataony ireny mba hiresaka eto amin'ny forum tsy misy miseho na ny iray azy fa mpislo vava daholo no
hita mikabary eto.....inona koa no dikan'izany.....!
farafaharatsiny mba maneho ny heviny izy ho an'ny namana sy ho an'ny admin dia vita ny resaka.....asakasak'izay hamela azy sy tsy hamela azy amin'izay avy eo.

136. xxx
(
07/05/2008 10:25)
ka mety oe sauce be zay tonga aty de mapirevy sns de tsy maintsy ba harovana kely aloha! :-D :-D :-D
zay le havana raha misy patsa! :-D :-D
zay le havana raha misy patsa! :-D :-D
137. tslem
(
07/05/2008 10:27)
kiadi:
aza eto wa enao no be moral fa andana i bozy no anaovana moraly sy hitorinao teny fa tsy zahay no nanao ratsy ary tsy izahay no nitory ny serasera!
resaka fivavahana zany tsy mandaitra zany eto! tsy oe refa mamôka andiny ao @ baiboly de mahavita in !
mila mpiandry mintsy ity kiadi ity fa tady hidiran ny devoly d lasa masika be
:-D :-D :-D
139. naritsimba
(
07/05/2008 10:42)
Ary tena misy malahelo mihitsy ato izany an, ny mpanao ratsy aloha no manao xxx a, tsy sahy miseho masoandro, tsy sanatria akory niaro be fahatany aho raha mamoaka hevitra, ny tian'ny xxx ho lazaina dia ny handohalika aminy mihitsy angamba ny olona dia izay izy vao hiaiky, tsy hampanao an'izany aloha raha izaho satria olombelona ihany isika eto ka tsy tokony hiankohofana na handohalehana, ary na xxx aza.
Ny mahagaga koa dia izao, ny namana aty tsy manisy olana fa dia ry zareo samy any ivelany any no tena marary fo @ le resaka, nareo any ange no tena mpiady lava e, fa zahay aty tsy misy olana, asa re nahoana???? sa dia tonga @ ilay fiteny hoe....................!!!!!!!!!!!!!! aleo tsy lazaina.
Sao dia tokony hisaina ary ianareo any.
Raha ianareo any no miady aza ny namana aty no sakanana tsy hifandray @ olona izay miady aminareo, fitiavana ny namana eto dago no namoahana an'ity resaka fihaonana ity fa rehefa tsy tianareo havoaka eto intsony ange ny fihaonana atao aty dia azo tsy avoaka eh! Izaho afaka mihaona @ izay olona tiako hihaonana, mety fahavalo no handraisanareo azy fa namana no handraisan'ny hafa azy.
Raha ny resaka vola no anontaniana, tsy dia manam-be aho akory nefa kosa tsy mbola nangataka taminao raha ny ho ahy manokana, ary matetika aza manampy ny hafa no ataoko, satria izay no ilana namana hifanampy fa tsy hifanala baraka na sanatria hifaneso satria toa izay ilay fisainana ho an'ireo olona sasantsasany, tsy monina aty Madagasikara.

140. xxx
(
07/05/2008 10:49)
nartsimba ah! tsy fangatahana azy ireo handohalika no tediavian'ny rehetra fa mba ny firesahany eto amin'ny forum fa mba diso izy ka miezaka ny tsy hamerina ny zava-niseho intsony, jereo ity i bozy izany nanao fitoriana an'i serasera anefa mbola i serasera ihany no ampiasaina hanaovana pub ny fanasàna sns.....tsy fohy ihany anie izany ilay namana natao tsinontsinona e!
serasera= namana
tsy izay manao xxx rehetra dia ratsy, fa azo hatao tsara ny anonyme raha te hilaza ny heviny ka tsy mandika ny lalàna mifehy.
mazava ho azy, ny namana dago tsy misy olana fa ny namana ivelany no tena be ratsy loha dia rehefa manka rivotra any dago dia mamafy lainga sy mamorona n'izao sy izao, ka tsy ianao mandray tsy raisina ve no diso amin'izany ry naritsimba??????