lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé

81. hery ( 06/05/2008 10:42)
dia ho any ve i bozy? :-)

(mampité hamono mihitsy ity hery ity :-D :-D :-D )
82. kiadi ( 06/05/2008 10:45)
anotanio i bozy raha kristianina iz ! de raha kristianina iz de iz hanarina fa iz no fotitr'izao retraretra zao!!
zah matoa milaza ny heviko de tsy tiko ny serasera misy manakatona!
ny mahagaga anareo de efa ny mpiandraikitra ny serasera zao ny milaza fa nitory ary mitady ny hanakatona ny serasera iz de nefa iz tô mbola harovarovanareo ihany!
zay no lazaiko oe sô de sponsa be nareo any iz de harovanareo :-D :-D
83. mihajakeli ( 06/05/2008 10:59)
be izay voalaza teo izay klah
samia mieritreritra izay namaky

aoka izay marina fa ampy izay e
akatony ny pejy fa efa betsaka ny voalaza teo !

nefa misy tsetsatsetra tsy aritra ity :-D :-D :-D :-D

tsiafoi1 < fa maninona no atao hoe pot d'adieu ilay izay fa tsy hoe ifarahana mikorana fotsiny !
za manokana aloha mbola tsy nahita mivantana an i bozylove defa hanao adieu aza sahady v :-P :-P :-P
ngô d tsary mety kosany !

izay zany rakizy ah

:D
84. ari.malala ( 06/05/2008 11:46)
hery:

dia ho any ve i bozy? :-)

(mampité hamono mihitsy ity hery ity :-D :-D :-D )



:-D :-D :-D :-D manala azy onnnnnnnn
85. naritsimba ( 06/05/2008 11:52)
TAPITRA

86. glady ( 06/05/2008 12:18)
ary i bozilove vé tsy mba hita mintsy mba manazava ny zavatra nataony fa dé mpisolo vava hatrany no asesika nefa manampotoana miditra ato ihany mametraka sary é! :°) zah alou dé tena miovy hevitra @ kiadi, efa mitory serasera izany vé dé mbola arovana ihany :twisted:
87. diamondra27 ( 06/05/2008 12:32)
de avelao any am zay le guerre

allez peace and love :-* :-* (l) (l) (l)
88. kiadi ( 06/05/2008 12:50)
glady:

ary i bozilove vé tsy mba hita mintsy mba manazava ny zavatra nataony fa dé mpisolo vava hatrany no asesika nefa manampotoana miditra ato ihany mametraka sary é! :°) zah alou dé tena miovy hevitra @ kiadi, efa mitory serasera izany vé dé mbola arovana ihany :twisted:



ka le pisolo vava ange ka akamany mapirevy azy eh!! normal raha harovany!!
manao sponse rabofy any zao :-D :-D
89. tsiafoi1 ( 06/05/2008 13:53)
ka le pisolo vava ange ka akamany mapirevy azy eh!! normal raha harovany!! manao sponse rabofy any zao


O leity ry Glady beuh a, nareo ve nama otran'ny sipa leity e. Ny sipa nama no mpivaro-boandro sy be wawawawa.

ary i bozilove vé tsy mba hita mintsy mba manazava ny zavatra nataony fa dé mpisolo vava hatrany no asesika nefa manampotoana miditra ato ihany mametraka sary é!


Efa bannie forum bozilove r'ise a. Avelao izy ho any. Mivavaha mba hisy fifamelana sy fifandeferana eo a@'izy sy ny Serasera.


TAPITRA HATREO
90. naritsimba ( 06/05/2008 13:55)
kiady> somary ho valiako ihany ianao, fa raha izaho manokana, dia manana ny ampy ahy aho tsy resaka spons no ilako namana. Sao dia ise ary no tonga @ ilay fitenenana hoe: manao havana raha misy patsa.
91. Veloo ( 06/05/2008 14:04)
naritsimba, tsiafoi1
^:^ ^:^ ^:^
92. tsiafoi1 ( 06/05/2008 14:14)
dia ho any ve i bozy?

Hery a misy hafatra tian'ise hampitaina aminy anga? izy aza ho any Majunga koa de awona hofoanana ve le any @'ny volana août? raha ty tokoa...

Aoka ranga zay fa avelao HIFALY sy HAMPIFALY SERASERA BOZY a.
93. tsiafoi1 ( 06/05/2008 14:30)
Atolotra manokana ho antsika namana Serasera rehetra :Romains 12 : 9
Que la charité soit sans hypocrisie. Ayez le mal en horreur; attachez-vous fortement au bien.

Romains 12 : 10
Par amour fraternel, soyez pleins d'affection les uns pour les autres; par honneur, usez de prévenances réciproques.

Romains 12 : 12
Réjouissez-vous en espérance. Soyez patients dans l'affliction. Persévérez dans la prière.

Romains 12 : 14
Priez ceux qui vous persécutent, bénissez et ne maudissez pas.

Romains 12 : 15
Réjouissez-vous avec ceux qui se réjouissent; pleurez avec ceux qui pleurent.

Romains 12 : 16
Ayez les mêmes sentiments les uns envers les autres. N'aspirez pas à ce qui est élevé, mais laissez-vous attirer par ce qui est humble. Ne soyez point sages à vos propres yeux.

Romains 12 : 17
Ne rendez à personne le mal pour le mal. Recherchez ce qui est bien devant tous les hommes.

Romains 12 : 18
S'il est possible, autant que cela dépend de vous, soyez en paix avec tous les hommes.

Romains 12 : 19
Ne vous vengez point vous-mêmes, bien-aimés, mais laissez agir la colère; car il est écrit: A moi la vengeance, à moi la rétribution, dit le Seigneur.

Romains 12 : 20
Mais si ton ennemi a faim, donne-lui à manger; s'il a soif, donne-lui à boire; car en agissant ainsi, ce sont des charbons ardents que tu amasseras sur sa tête.

Romains 12 : 21
Ne te laisse pas vaincre par le mal, mais surmonte le mal par le bien.

Ho an'i Hery sy ny admin, Mamela azy fa tsy fantany zay ataony.
Ho an'i Bozy tsy anao ny famaliana, fa an'i Jehovah. FOANO ZANY FITORIANA ZANY.


94. lilbon ( 06/05/2008 14:36)
MANAO AZAFADY RAHA MANEHO NY HEVITRA NY TENANAY !


ITO SITE ITO RAHA TSY DISO AHO , DIA NANANA NY DISCIPLINE HATRAMIN IZAY(DISCIPLINE INTERNE). RAHA TSY DISO IHANY AHO DIA ANISAN'IZANY NY HOE TSY ASIANA TENY RATSY NA KOA TENY METY HAMOAFADY ? SA TSY IZANY VE ?

ANISAN SAZY AZONAY TAMIN IZANY NY VOADAKA AVY AO AM TSATY, NA KOA METY HO BANNI NY IP.

NEKENA IRENY SATRIA FITSIPI PIFEHEZANA TOKONY AMPIHARINA AMIN IZAY DISO REHETRA TSY ANKANAVAKA .

METY AZO ATAO NY MANAO AZAFADY , METY AZO ATAO IHANY KOA NY MANOME FAMOTSORAN KELOKA (HELOKA HIBABOHANA MODY RARINY )


RAHA KOSA MIZIRIZIRY TSY MAHALALA NY TOKONY HATAO AMIN IZANY DE AZO HEVERINA FA TSY FIRAHARAHIANA ITONY SITE ITONY ,IZAY AZO LAZAINA FA MBA REHAREHA IHANY HO ANTSIKA MALAGASY NAHAVITA ZAVATRA LEHIBE HOATR ITONY .

RAHA KOSA KA MIZIRIZIRY KA MIAFARA AMIN NY FIFAMPITORIANA DIA HEVERINA FA TSY MISY A L'AMIABLE INTSONY IZANY .

NY LALANA ETO HOAN NY REHETRA TSY ANKANAVAKA SA VE MISY HIANGARANA ?


REHEFA DISO DE TSY MILA AROVANA , TSY ASIANA AKAMA2 , IZAY MANAO AN IZANY DE MPIARO AMIN NY TSY MARINA . ATAO HOE COMPLICE IRENY OLONA MIARO NY OLONA FANTATRA FA DISO IRENY . ARY KOSA DIA ATAO HOE TRAÏTRE NA MPAMADIKA IREO OLONA IZAY LAZAINA FA MIARAKA AMIN NY ATAO HOE ADVERSAIRE .
HO AN NY TSI11 DINIHO LE FIHETSIKA HAVOAKA IMASOM BAHOAKA , SY NY FITSARAMBAHOAKA TOY ITONY SAO AMIN NY HIRAN I SAMOELA HOE.
MANINONA NO MIALA AM BE SY NY MARO?
95. lilbon ( 06/05/2008 14:41)
azafady tompoka fa kay lasa majuscule jiaby ty zavatra ty §
diso ny tenanay fa efa lasa . :?
96. tess ( 06/05/2008 15:10)
hery:

Sao dia ilay olona miteny hoe hamono ny serasera :-)

Sa rehefa any Dago dia lasa kalam be?




non! tsy iny ka! fatako fa akama bonne lay izy!


:-P
97. tsiafoi1 ( 06/05/2008 15:19)
ATAO HOE COMPLICE IRENY OLONA MIARO NY OLONA FANTATRA FA DISO IRENY . ARY KOSA DIA ATAO HOE TRAÏTRE NA MPAMADIKA IREO OLONA IZAY LAZAINA FA MIARAKA AMIN NY ATAO HOE ADVERSAIRE


Tsy de nianatra lalàna ny tenanay fa mba mahafantatra sombiny ihany na izany aza. Fa na dia eny @\'ny fitsaran\'olombelona (tribunal) aza de mamela ny olona iray, Hohelohina haka mpisolo-vava na mpiaro azy, eny fa na dia mpamono olona sy criminel aza ny voapanga, ary manana droit de reponse ihany koa izy ireny...Ary na de helohina aza izy ireny, de mbola tsy maintsy hajaina ihany koa ny zo maha-olombelona azy.Tandremo ny fanivahivana olona...

Ary Tsy midika izany fa raha miaro ny olona iray ny mpisolo vava de tratran\'ilay atao hoe loi de complicité izy. Bannie bozy, tsy afaka miteny eto intsony izy. Za kosa no afaka miteny, ary zoako ny miteny, raha misy rariny kely mba tsapako, tsy azon\'iza n\'iza sakanana za raha toa mbola tsy niteny ratsy na nandika ny lalàn\'ny Serasera. Tsy afaka handidy ny mpitsara ihany koa anefa ny tenako manoloana ny didim-pitsarana izay avoakany, fa maso-mandidy amin\'ny toerany sy ny asany ny ts11 avy...

Fahendrena malagasy no tian-kasongadina, de anjaran\'ny tsirairay no mandinika ny ho ataony... Soa kenda hahay mitsako, soa lavo hahay hamindra, ary Aleo very tsikalakalam-bola, toy izay very tsikalakalam-pihavanana

Ny we hiala amin\'ny besinimaro! Tsy hitombina izany 17 à 19000000 eo ho eo ny mponina Malagasy, Mino aho fa na hohesorina ho tsy ho serasera intsony aza satria MITIA NY FAHAVALO, araka ny baikon\'i Jesoa Kristy. Tsy ho tapitra akory ny namana, indrindra moa raha tsy manao ratsy eto @\'ity tany ity. Ny mpi-tchat fotsiny aza no efa ho 15 sur msn tsy hita izay hanaovana azy. Ankoatran\'ny mpiara-mivavaka sy ny mpiara-miasa...Ary mino koa aho fa mba olona nahita fianarana sy misaina ny Mpiandraikitra ny serasera ka tsy hanana toe-tsaina équipe équipe, mirefarefa @\'ny tany toy izany. SERASERA an\'ny malagasy rehetra fa tsy an\'olom-bitsy équipe.

VIVE SERASERA - VIVE L\'AMITIE
98. tess ( 06/05/2008 15:24)
wayy! zà kou tsy namalky ny dinika alohan'ny hanoratra , voavaky ny dinika zay vao kôpy hoe i bozylove no resahina :°)

hafa mitsy ilay akama manja noeritreretiko kay tsy izay izany :-P
99. hery ( 06/05/2008 15:27)
OUPS... TSY BANNIE ETO I BOZY KAH

Tamin'i bozy taty andafy talohan'ny nanavaozana ny forum no bannie i Bozy. Nony nohavaozina ny forum dia efa tsy misy bannie intsony.

Ary raha sanatria bannie izy dia ny IP-ny any andafy no banni fa tsisy IP any Dago banni.

Ary raha sanatria bannie izy dia taloha na bannie aza izy rehefa haneno dia mandeha mandany vola @ cyber (izay no fanazavany). Koa rehefa hi-reconnaitre ny zavatra tsy nety natao ve dia tsy mahavita mandalo cyber akory?

Raha sanatria izany, fa tsy bannie eto @ forum i bozy.
100. ikaretsaka ( 06/05/2008 15:33)
glacholet aourtamsachet oooooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4835