lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
101. tsiafoi1
(
06/05/2008 15:35)
Mba miangavy anie Hery mba fafao indray fa lasa in-2 ny valin-teniko fa somary bloqué kely indray le connexion teo.
MERCI
MERCI
102. hery
(
06/05/2008 15:36)
:-)
Ary raha toa ka mihevitra ny tenany ho bannie eto @ forum ve i bozy, maninona no tsy mandamina izany @ admin aloha vao miantso fihaonana?
Sa tsy misy idiran'ny serasera ilay fihaonana?
Momba ity resaka hoe "AVELAO NY HELONY FA TSY FANTANY IZAY ATAONY" ity. Dia tena fitiavanareo an'i bozy tokoa ve ny filazanareo fa tsy mahalala ny ataony i bozy? Ohatry ny hoe heverinareo fa zazakely na misy fahavoazana angaha izy? Amiko dia olona tena tonga saina i bozy. Mahalala izy raha nisy tsy mety ny ataony. Ka tsy i bozy mihitsy no heverina fa hoe tsy mahalala izay ataony amin'io hoe avelao ny helony io.
Mety hodiany fanina fotsiny ianareo na mety hodiany adala fotsiny koa. Raha tsy izany ve ilazany @ kely foana hoe bannie eto @ serasera izy dia hino tokoa.

103. ikaretsaka
(
06/05/2008 15:50)

iombonako hevitra io.. na iza na iza fa tsy ilay olona voakasika eto ihany
raha tena tianareo izy dia ny fanampiana azy hahita sy hihaiky ny hadisoany (raha tsy mbola hitany) aloha ny atao dia avy eo ny famporisihana azy haka resolution aloha no imasoana fa tsy ny fanarontsaromana ny zavatra tsy mety nataony .. dia avela de manao de avela de manao de avela de manao...
satria nahoana.. avelanareo le olona hanao ny zavatra ataony
tsy remede no tadiavina fa cure!
104. tess
(
06/05/2008 15:51)
hummmm! tantara indray ity .....vaovao amiko, tara train be ny tenanay...
alamino , alamino rey olona ah!
maninona tokoa moa i bozylove raha manokatra dinika hafa mitsy dia miresaka e! c la moindre de chose ho an'ny namana rehetra sy ho an'i admin.....izay no endrasan'ny be sy ny maro eto ny fahazahoako azy!

105. lilbon
(
06/05/2008 15:53)
hono ho aho ry namana !
fantatrao ve ? fa raha misy mamy de ny zanaka , fa raha zanaka aza ka manaiki nono akifika ! sa tsy zany ?
Vive l'amitié ekeko , fa tsy vive l'amitié wa zany we mifampitory am tribnaly zany , na inn zava miseho eto na inn .
De raha sanatria moa foana zany le serasera na mandoa honitra am bozy ? de vive l'amitié ve i bozy .Zay zany le very tsikalakalam-bola e? sao de mba hanampy kosa toi aloha handrotsaka vola raha misy honitra alohan ny sera2 na koa hoe hiaraka hoe eny am tribnaly de hanao we fohano le fitoriana rabozy, amzay tena vive l'amitié ? sa ve le valinteny hoe ze voa manodidina ve, raha sanatria ka am le lalana fitoriana nen 'ise ? de hamela heloka ve ise sa ise olo-masina ka efa hampandoavin oll ohatra amina millions de ca va , omena koa 10 millions am le hoe atolotra ny takolaka avia refa voatefaka ny havanana .

108. kiadi
(
06/05/2008 16:04)
naritsimba:
kiady> somary ho valiako ihany ianao, fa raha izaho manokana, dia manana ny ampy ahy aho tsy resaka spons no ilako namana. Sao dia ise ary no tonga @ ilay fitenenana hoe: manao havana raha misy patsa.
na misy patsa na tsisy patsa namako doly! refa tsy adala ny saina de namako!
109. kiadi
(
06/05/2008 16:17)
tsiafo1>tsy olana amiko ny lazaina oe sarimbavy fa zah aloha tsy misolelaka an'i bozy eh!
naritsimba>raha manao havana rah misy patsa zah de efa namako be nolelafiko hatramin'izay tiny iny bôfy iny;
ol efa hita zao fa nitory ny serasera de bola harovana ihany!!iza no manao havana raha misy patsa amizany?

110. kiadi
(
06/05/2008 16:23)
hainy sasany ery mananatra be ato sy manomé zao karazana soratra masina retra zao fa manin tsy ibozy no hanarina sy torianteny!
111. fasaly
(
06/05/2008 16:25)
ary neveriko fa efa nanao fety fiaonana am namana madà nge i bozy e! mahita sary arokatra mantsy aho miaraka am namana sasantsasany sa hafa indray ny fety pot d'adieu :P
112. kiadi
(
06/05/2008 16:28)
tapitra nenah eh!! zah tsy hibizina ato ry ika fga avelako @ elah ny bizina ato fa tsssss!
tsisy mividy ny nemko ato fa akaman'ny bozy doly ny betsaka :-D :-D :-D
tsy hamaly tsony zah fa aleo himenomenona ze menomenona eo!

113. tsiafoi1
(
06/05/2008 16:28)
Tena marina tokoa io fanamarihana nataon'ise io ry Hery a
Bannie bozy araka ny filazany @'ny ordi anankiray any andafy any, fa misy iray ihany ahafahany miditra soamantsara, tsy haiko we le any ampiasana moa sa le any an-trano izy zay, tsy de tadidiko tsara...
Fa le eto kosa nilaza izy fa tsy tafiditra forum mihitsy tsy hainy we awona, nilaza ihany koa izy fa milona be mihitsy le any @'ny cyber any. izay no filazany sy fitarainany.
Sady zao koa anie ry Hery e, ilay eritreritra dia niainga taminay mpikambana taty Dago, we misy namana roa mandalo eto, ka maninona moa raha manomana fihaonana @'izy ireo, fantam-pantatra fa hody @'ity volana mai ity daolo izy mirahavavy ireo. De ho tsininay tsy manana olana @'izy ireo ve ny mba milanonana miaraka @'izy roa. Ary tsy vitsy izahay no mifandray @'izy ireo. Tsy ny FIHAVANANA = AMITIE ve no tanjontsika eto e? Ka tsy hitako loatra raha ny fahitako azy izay olana raha miantso fihaonana eto izahay. Fa nororitintsika moa le izy ka de izao no niafarany. ALEO HIFALY nama fa borkeo any @'izay ty resaka ty... Rehefa tonga io fotoana 14mai io de tena hiresaka mivantana @'i Bozy za de holazaiko azy we : Ny heloka hibabohana mody rariny, fa ny rariny hitompoana mody heloka? Mitombona izany teny izany na @'ny andaniny na @'ny ankilany. Sa tsy izay!
Tsy de misy antony manokana hiandaniako @'i bozy, na @'i Hery, fa ny FIHAVANANA sy FIFANDEFERANA malagasy no maha-saropiaro ahy mafy, kanefa rehefa tsy mety atao akory fa de combat jusqu'à la mort zany.
Mbola tsy ni-forum lava toy izao za h@'izay naha-pikambana fa aleo faranana hatreto. In love :-* :-* (l) (l) (l) :-* VITA TOMPOKO

114. ikaretsaka
(
06/05/2008 16:31)
izay nge hoa ry kiadi e..
amiko raha tena tia azy tokoa.. dia ny mananatra azy hahatsiaro ny tsy mety nataony no atao, dia mananatra azy sy mitondra azy any @ tsy fanaovana izany intsonuy
fa tsy ny hoe na maditra aza izy na ahoana ataony de hoe ka izy ange nga izy ange ... aoka re ry reto an sns...
tsy fitiavana izany amiko fa fampihantana ary vao mainka aza famporisihina azy .. lasa vao mainka aza manome vahana azy tsy ho tompon'antoka @ zavatra ataony aza izay...
tsy haiko aloha fa izay no fijeriko ny hoe fitiava-namana sy fifamelana e...
Raha tena tia tokoa..
za tsy pli vava loatra @ ity soratra masina anareo ity.. fa ny ahy solution pratique amin'ny fampianarana vokatry ny soratra masina no ampihariko.
tsy misy hafa @ mikonfesy io e.. tsy vitan'ny hoe avelao ny helokay de zay fotsiny @ fomba ahoana hoa no hangalanao tsy hanaovanao intsony ilay adalana nefa le adalana aza tsy fantatra hoe inona de aiza?? asio lojika re olona an!

115. kelly13
(
06/05/2008 16:37)
lalina izy zany ka! kay v nitory sera² i bozy? mba mahita atao mintsy! zay le nolazaiko tany ananonanona tany oe "kely atao" tssssss
116. fasaly
(
06/05/2008 16:44)
kelly13: hay nadroky kou zao vao nahalala ity ntantara ity :-D samy natory andro tsika oa zany :-D
117. ikaretsaka
(
06/05/2008 16:46)
"mahita atao" vyy sa "kely atao" e... tsy hay tsony koa ra terezy ity indrainfdray... :wink:
118. kelly13
(
06/05/2008 16:49)
atao mitovy ny sens-ny eto re ry verrou a! angalako tandramokotra enao io ny farany an :-P
119. kiadi
(
06/05/2008 17:02)
eo le nem aloha faraparany fa aiza no de andeh tsy hanao bizina le! :-D :-D
120. fasaly
(
06/05/2008 17:17)
57. Mpandefa : naritsimba [ Valio ] 06-05-2008 10:05:44
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
Misaotra an'i hery t@ fanazavana nataony.
Ny tiako ho lazaina dia tsotra, raha misy tsy fifankahazoana amintsika tsirairay dia mba iangaviana tsy havoaka @ site tahaka itony fa vitao any ambadika any ny adinareo.
Rehefa nataoko mantsy ny fandinihana satria tafaresaka t@ bozylove aho ary tafaresaka t@ hery dia tsy adiny hery sy bozylove ilay izy fa ady teo @ bozylove, sy namana hafa, tao anatin'izay dia navoakan'io namana io ny momba an'i bozylove rehetra izany hoe ny momba azy @ antsipirihany, nisy nahita izany ka dia nisy nanaparitaka ihany koa. Eto izany dia tiako ny milaza amintsika fa ny famoahana fiainan'olona manokana(fanaratsiana) izay marihana moa fa matoa atao an'izany dia ao antony.
zà alou nahita an'iny kombaka be nataon'i namana raika iny tamin'i sarin'i bozy kosa e! tena tsy rariny lay fanalàm-baraka nataony tam sary, fa i bozy koa anefa afaka namafa tsara an'ilay izy satria afaka manao admin am sariny iahny fa navelan'i bozy hoe ny admin mpamafa sary no hamafa ny sary dia lasa nihitatra be ny tantara....
ny adin'i bozy sy ilay namana raika iny toa efa tany am tsatty tany no niatombohany! izay tsy harako na ny pitiny aza, fa ilay fanalambaràka sy famoahana ny vie privé n'i bozy no hitako tam tsikeran'ny sarin'i bozy.....