lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé

141. naritsimba ( 07/05/2008 11:12)
Hoy XXX
mazava ho azy, ny namana dago tsy misy olana fa ny namana ivelany no tena be ratsy loha dia rehefa manka rivotra any dago dia mamafy lainga sy mamorona n'izao sy izao, ka tsy ianao mandray tsy raisina ve no diso amin'izany ry naritsimba??????


voamarinao tsara ilay nolazaiko, samy mitantara daholo izay tonga aty ary dia samy milaza ny zava-misy iainanareo izay milaza azy ho namana any ivelany any.
Ny ankamaroany dia zavatra ratsy daholo no resahina rehefa tonga aty, fa misy kosa ny mitantara zavatra tsara an, nefa hatramin'izay mbola tsy nanavakavaka ny namana taty dago fa nandray antanandroa izay tonga.
Efa nilaza aho fa raha hitako i bozy dia ilazako hiditra eto, ary tsy izy no naniraka akory hamoaka an'io hevitra fihaonana aminy io fa fifampitan-kafatra ho an'ny namana aty io.
Raha ny tokony ho izy izany dia mamoaka lisitry ny olona tsy tokony hifandraisana ho anay aty dago ianareo any am-pita hahalalanay hoe iza avy no tsy tokony havoaka ato ny fihaonana aminy, @ izay dia tsy misy olana.
142. ikotoleta ( 07/05/2008 11:16)
Raha ny tokony ho izy izany dia mamoaka lisitry ny olona tsy tokony hifandraisana ho anay aty dago ianareo any am-pita hahalalanay hoe iza avy no tsy tokony havoaka ato ny fihaonana aminy, @ izay dia tsy misy olana.

:arrow: :!: :?: :idea: :°) :-P :^) ;-)
143. lilbon ( 07/05/2008 11:16)
Naritsimba > Ela less akamako za mila mandresy lahatra an ialahy ary disoy izao teniko zao raha diso.

1/nohon 'ny fitoriana nataon i bozy (consequence) ! dia nisy olona voatery nandoa vola hiarovana ny sera2 , onitra (tsy haiko le montant fa tsy azo odiantsy hita°)

raha marina io de zao ra Naritsimba , mampalahelo an ialahy v zany sa tsia !
raha nareo le mandoa vola ? tsy asiana koi ve le vola ?sa ahoana ?raha malahelo ela de mba asehoy io alahelon ialahy io jerena , raha tsy malahelo nareo , de zay zany volamena atoraka ny kisoa le zavatr oll ?de tsy mba mena sazy kel ve ze nahatonga an izany lesy? AZA MANAO BAINDRAHALAHY TSY MARARY LESS BAINA A!

2/raha adin ny samy mpikambana le iz , de maninona ny sera2 no toriana fa tsy ilay mpikambana namoaka azy manokana ?
MAZOTOA LESS



144. ravatorano ( 07/05/2008 11:27)
lasa resaka be izy ty ah
samy mandroritra amin izay tiany ho roritina avy
ny mahatonga ny olana anefa mangatsitsika any e
mlam tsara izy anay
nareo eto miady hevitra mafy ery
izy any makamaka aina manova ps fotsiny d mijery eto indray
d imeezany tsika hoe ouay zato nareo eeeee
za tsy mahita tenenina tsony fa efa ampy isainako ny resaka nandeha teto sy ny efa nifampiresahako taminy !
:D
:wink:
145. rajoelina ( 07/05/2008 11:41)
tokony THE END amzay :)
146. naritsimba ( 07/05/2008 12:16)
hoy lilbon

1/nohon 'ny fitoriana nataon i bozy (consequence) ! dia nisy olona voatery nandoa vola hiarovana ny sera2 , onitra (tsy haiko le montant fa tsy azo odiantsy hita°)


Mbola tsy naheno aho aloha hoe nisy onitra naloa ve? dia ohatrinona? Matoa nisy ny fandoavana onitra amiko izany nisy ny voasazy, raha ny sera² no voasazy tsy adala akory ny fitsarana nanasazy azy satria raha ny fitsarana eto dago dia mety ho voafitak'izany, fa raha ny fitsarana any ivelany inoako fa nitsara araka ny tokony ho izy. Tsy mahalala izay antony aho nefa raha marina io voalazan'ny lilbon io fa voasazy ny sera², dia nisy tsy fanarahan-dalana izany tao, iza no tsy nanara-dalana? Tsy sanatria hanasazy @ tsy misy dikany ny fitsarana.

Tena nisy ve izany fandoavam-bola izany ry Hery ????
147. ari.malala ( 07/05/2008 12:28)
misy fahamarinany ngamba ny tenin'i naritsimba hoe ny namana any andafy ny tena mpiady sns, (nefa koa mety tsy ho izy rehetra no mpiady fa vitsy izay manakona ny images tsara ananan'ny namana mipetraka any ivelany) nefa disoiko ilay hoe rehefa tonga aty d mitantara zavatra ratsy fa misy namana avy any andafy ts 1 fa mba azo lazaina mihoatra ny 1 nihaona tamko fa tsy mitantara zavatra ratsy izany, ary ataoko angamba fa tsy izany mitsy koa no but andehanany aty na hiaonany am namana aty...

Za manokana, sincèrement ts nahalala izany fitoriana izany mintsy raha tsy vao haingana kely! fa tsoriko fa tohina b ah ary malaelo hoe olona 1 naningana tam b sy ny maro, efa nanana pb tam bozy tany ivelan'ny serasrera tany no nitoriany'i bozy ny serasera ary naika nahafoana ny serasera izay sehatra nifankahalalako t@ olona maro, nampifandringotra am-po ahy t@ olona maro izay tsy mboa itan'ny masoko, mampalaelo izany! isaorana an'i naritsimba izany aloha ilay initiative hoe haniraka an'i bozy hiditra ka hanazava izany zavatra rehetra izany, fa ny angatahako izaho manokana, dia teneno izy mba tsy hivatravatra sy tsy hanao soratra menamena mivandravandra be, sy hamerimberina ny disk goaka fameriny hatrizay, mba ho fo tony no hoentiny hanazva ny tiany ambara, d milamina ny resaka. Misaotra tompoko!
148. fahamarinana ( 07/05/2008 12:41)
Hoy i naritsimba:
"Mbola tsy naheno aho aloha hoe nisy onitra naloa ve? dia ohatrinona? Matoa nisy ny fandoavana onitra amiko izany nisy ny voasazy, raha ny sera² no voasazy tsy adala akory ny fitsarana nanasazy azy satria raha ny fitsarana eto dago dia mety ho voafitak'izany, fa raha ny fitsarana any ivelany inoako fa nitsara araka ny tokony ho izy." :arrow: angambany tsy hoe resaka sazy no izy fa vola niarovana hoy i lilbon,izany hoe resaka avocat indray.Tsy haiko izay olana fa efa mitohy ilay serasera dia ataovy amizay zay mety e,izay te hifandray amin'ny bozy sns dia aleo ry zareo hifandray fa any dago koa anie ry reto zany e,aleo ny tsi11 no hanana safidy na inona antony na inona.Dia bonne rencontre dia alefaso ihany ny sary e!Zay akia diam's a,tsiky dia ampy!!! (l)
149. rajoelina ( 07/05/2008 12:42)
ooops inn daolo koa ary zany le?? :-D :-D

hery: tokony halefa any @ hatsikana sy lalao ity dinika ity :)

;-)
150. fahamarinana ( 07/05/2008 12:51)
:arrow: naritsimba :desolé,diso be za fa tsy hitako ilay teniny manaraka an,kay nisy onitra indray zany,na izany na tsy izany dia mifankatiava ry reto a,rehefa tsy azoazo ilay olona dia avelao any dia ho hita eo ndray rehefa tafaverina izy.Lasa mifanditra eto tsika rehetra nefa ilay concernée tsy hita popoka e.Bon courage daholo dia bon long week-end à tous... (l)
151. kiadi ( 07/05/2008 12:57)
reo miseho mpivavaka sy miseho be moral reo wa no tena tsy mahatakatra lavitra le iz eh!
sponsa be angamba bôfy any de miaro be ny sasany!!tsssss:!
averiko indray fa raha te hanao resaka soratra masina sy hanao be moraly enao ra nartsimba de andana i bofy no vavahana sy hanaovana moraly! iz aloha zao no nahatonga zao zavatra zao fa tsy ze oe zay aty ivelany ivelany zany fona no lazaina fa tia ady!tsssss
nenah basy atifikavana ka harangaranga ho hita maso fa tsy manao xxx zany
ary samy manana ze tiny io fa aza ny xxx no atao olana fa miova sizé zany amiko
152. bilakarenjy ( 07/05/2008 16:22)
hono hoa ry hery ; maninona raha foanana aloha io xxx io e!.

Tena tsy mahazo tsirony mihitsy za raha vao misy xxx miditra fotsiny ato anaty forum . Hevitra aloha ny ahy izay,fa anjaranareo ny mandinika ny mahatsara azy .

Fa tohin'ilay resaka kiendihendy teo dia poinsa io ,fa asivo ambiny ny nendasina fa mety taratara vao tonga any ,fa betsaka ny progany aleha sady mbola mampirevy koa zahay @io (REBIKA) .

Mifankatiava f'aza miady e! (LSNT)
153. xxx ( 07/05/2008 16:43)
naritsimba: tsy niteny mihintsy aho hoe aza mifandray amin'ny namana be blem avy aty ivelany ianareo any dago.....
fa alohan'ny hanomezana tsiny ny namana na ny admin dia tokony ho fantarina ny fahamarinan'ny zava-nitranga rehetra, aoriana ny fitantaran'ilay olona be blem nitantara taminareo any....
dia io araka ny voalzan'ny ankizy rehetra etsy ambony io hoe, hanaro fatratra izy izany raha mbola hiaona ianareo.....
154. xxx ( 07/05/2008 17:01)
151. Mpandefa : bilakarenjy [ Valio ] 07-05-2008 18:22:36
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
hono hoa ry hery ; maninona raha foanana aloha io xxx io e!.

Tena tsy mahazo tsirony mihitsy za raha vao misy xxx miditra fotsiny ato anaty forum . Hevitra aloha ny ahy izay,fa anjaranareo ny mandinika ny mahatsara azy .



tsy any mintsy ny olana amin'izao,fa aza avdika ny sizé

138. Mpandefa : naritsimba [ Valio ] 07-05-2008 12:42:38
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
Ary tena misy malahelo mihitsy ato izany an, ny mpanao ratsy aloha no manao xxx a, tsy sahy miseho masoandro, tsy sanatria akory niaro be fahatany aho raha mamoaka hevitra


ka tsy efa fiarovana azy ve izao ataonao izao?
izy no nitory ny serasera dia izy no tokony hanketo.
tsy hainao akory anie ny tena fandehan'ilay tantara fa ny mahamaika anao dia ny hihinan kanina ihany.mody fihaonana fihaonana no dradradraina nefa ny interêt ao ambadika ihany.

Raha ianareo any no miady aza ny namana aty no sakanana tsy hifandray @ olona izay miady aminareo, fitiavana ny namana eto dago no namoahana an'ity resaka fihaonana ity fa rehefa tsy tianareo havoaka eto intsony ange ny fihaonana atao aty dia azo tsy avoaka eh!


aza avdikao ny sizé sa matahotra very fihinana dia héhéhéhéhé

155. bilakarenjy ( 07/05/2008 17:24)
tsy any mintsy ny olana amin'izao,fa aza avdika ny sizé


Zahay koa tsy sarotiny ra xxx an! .Tsentsin-kevitra ny ahy iny ,fa ny revy mitohy ihany sady tsy hanafina ps toa anao koa ny aty na dia manome hevitra aza .Miseho foana e! .

Andao hanao kiendihendy ry reto an! .
156. kiadi ( 07/05/2008 18:07)
=)) =)) =)) =)) =))
157. Veloo ( 07/05/2008 19:24)
tsy any mintsy ny olana amin'izao,fa aza avdika ny sizé


aza mora rombotra e
158. naritsimba ( 08/05/2008 05:00)
bilakarenjy> veloo> aleo marina tsy avadika sujet xxx aloha fa misy manao "double face" ato raha io resaka io fa saingy misy mpahalala ihany.


xxx> tsy mamadika sujet mihitsy raha miresaka xxx, efa nametraka syjet momba an'io manokana aho

hoy xxx:

aza avdikao ny sizé sa matahotra very fihinana dia héhéhéhéhé


Manana ny asako raha izaho manokana, raha ny asako no very dia mety malahelo aho, satria io ny fihinanako, tsy ny fahatongavan'ny namana avy any am-pita akory izay vao mihinana raha izaho manokana, mety misy tokoa angamba ny tsy mihinana raha tsy tonga ny havana na ny namana avy any ivelany, tsy haiko.
Raha sakafo indray dia tanteraka mihitsy ilay hoe nomena ny hanina sahaza, ary mbola mizara ho an'ny hafa izay tsy manan-ko hanina.
Raha fety, no resahina dia sady tompony no mpikarakarara.
Aza dia alefa lavitra ny saina ra xxx ô!
159. ANARIM ( 08/05/2008 05:44)
ampio nem salady kalou kiadi a! :-* d raraho popkorn fa dal b! d coca koa ra possible bbbrrrrrrrrrrrrrrr

kala bozy marina zao efa inoako marimarina fa namaky 100% ireo hevitra rehetra voalaza eto, miditra sômantsara mamaky ny isan'andininy, mety am le manao xxx, mety tsy nanoratra fa namaky 100%, saingy tsy sahy miseho masoandro... efa kekerin'ny feon'ny fieritreretany amzay koa angamba!!!

hé hé hé, io oa tsy misy afa-maina zany fa d any aoriana izy handatsa rehefa tsy laitran'ny balan'ny fananarana tany aloha...

bozin'angatra 8O :lol: 8) :roll:
160. naritsimba ( 08/05/2008 06:01)
FIN


THE END
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4029