lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé

181. sipagasy ( 08/05/2008 14:31)
bozy annn virtuel na ao @ karajia aza!!!! amboary ny sainao fa sao efa mivika fa tsssssss, mazava ho azy fa rehefa tsy manaraka ny fitsipika dia banni izay amiko, rehefa tsy faly ianao hoy aho im-piiiry akory izay dia mivoaha ny trano/karajia, ppffff, mitomany ho vedety tsss, tsy tafa e!!! efa tratran'ny limite d'age raha tia ho vedety!!!!!! ;-) , mba i Lyz Taylor ahay lol
182. Bozycaline ( 08/05/2008 14:34)
HERY:
Tokony manadihady tsara an'i bozylove aloha i naritsimba vao manoratra mikasika ity tantara ity fa be dia be mihitsy ny zavatra tsy fantatr'i naritsimba

Satria tsy fantatr'i naritsimba akory hoe:
- Tany @ fitsarana ve no nitory Dago sa Andafy
- Ny fitsarana ve no nitsara
- Nisy vola naloa ve? Inona no dikany, onitra ve sa sazy.
- Iza no nandoa an'ilay vola, na iza no nandray, raha nisy vola naloa



Aza matahotra enao Ra HERY fa tantaraiko any NARITSIMBA atsipiriany daolo ny antony sy omeko porofo soratra izy ; Hitako izy @ 14Mai izy sy RAVATORANO , holazaiko azy tsara . Ny- ahy FAHAMARINANA sy NY RARINY no tadiaviko.

Ary maninona moa raha fantatry ny olona rehetra any NICE ny fisian'ny FITORIANA????? Menatra anga enao Ra HERY????

[size=13px]Misy porofo ny email nalefanao ahy milaza tsy miraharaha sy tsy mivaky loha ary ny fanalana baraka ahy eto @ site nao,; ary asa raha ainao fa droit ny mitory efa misy ny diffamation[/size]
183. sipagasy ( 08/05/2008 14:42)
hahahahaha site virtuel veh ry bozy no asiana fitoriana rehefa tsy tianao, dia hidio ny tranonao, euuhh tapaho ny tananao tsy hiditra ato dia milamina annn, tssss, te ho vedety mafy loatra ny fahitako anao kannn hihihihi, tsss ary ny aty avaratr'i frantsa nga tsy mba mahazo mahalala ilay antsipirian'ny fitoriana hihihihihi, pppffff, voalavo tsy maty an-kibo marina hihihihi
184. Bozycaline ( 08/05/2008 14:45)
Aleo tsy hiady hevitra @ ny olona miseho tena milay sy manao abus de pouvoir satrai hoe OP, anao ny fahefana diaataovy izay tinao ra sipagasy an. Mitovy @ Hery mitsy fiasainanao.

1[size=13px]17:17] torio n'aiza n'aiza
[17:17] anah ny serasera
[17:17]
[17:17] inona izao ny antony hi bannie nao ahy
[17:17] ka izay tiako kou
[17:17] nisy nanina teo
[17:17] tsisy nanin fa tsy tiako fotsiny

[17:17] tsy site nao no mpanalabarak
[17:17] aza miditra ao fotsiny dia tsy voa alabaraka[/size]



[size=13px]Ary fomba fisainano ny hoe aloha tena manaraka any Hery tsy mahagaga e , eto izany tsy natao fitadiavana namana fa natao inona??, natao hanalana baraka. Tsy tokony ato hoe Serasera namana, fa serasera FAHAVALO araka tiany HERY [/size]

185. mirana ( 08/05/2008 14:53)
183. Mpandefa : Bozycaline [ Valio ] 08-05-2008 16:45:35
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
Aleo tsy hiady hevitra @ ny olona miseho tena milay sy manao abus de pouvoir satrai hoe OP, anao ny fahefana diaataovy izay tinao ra sipagasy an. Mitovy @ Hery mitsy fiasainanao.



moramora ihany sao tratran'ny crisem-porum raneny an,tena olona be histoire mandreraka be. :-D :-D
186. sipagasy ( 08/05/2008 14:58)
hihih rehefa tsy faly hoa dia tapaho ny tanana tsy hiditra ato @ serasera/karajia intsony, fa mandreraka behhh tssssss,


eo le glasy sy pop korna e!!!!!

tssss a+
187. tomtom ( 08/05/2008 15:03)
mba azavao éto hoe ry bozy inona marina no tena mampisisika anao miditra eo @ serasera ra toa ka efa notorianao zany ngé ny site dia tsy mifanaraka @izay hevitrao zany, nefa raha ny fahalalako ny fandehan'ny resaka teto dia afa banniein-betsaka ihany enao izay.
raha toa ka manala baraka anao ny sita dia rariny enao raha nitory azy, fa avy eo kosa mba manana ambo-po aza mifandray aminy intsony, aza mampiditra sary intsony, aza eto no anamparitahana anasana ny namana eto @ serasera, tsy momba an'i hery aho akory fa momba an'ny serasera, ka no izany ra tsy té ho hafabaraka dia aza misolatsolana ato intsony fa vavy antitra tsy mana-kambo :twisted:
188. sipagasy ( 08/05/2008 15:07)
misolantsolana marina hihihihh, tsy mahalala tsy tiana fa mbola misisika ihany, na dia hoe tsy mialon-jafy aza isika mianakavy ato, mba misy ihany ny atao hoe mba mahalala tsy tiana kannn.....
189. kiadi ( 08/05/2008 15:09)
ory bôfy menopôzy an!!miseho milay enao nefa ange eto ihany no misiska miverina eh! raha tena manakamo enao io de tsy mitonatonana miditra ato tsony! refa banni de manaja tena!enao be vava nefa tsy velona raha tsy serasera!! raha tena milay enao de manokafa site nao de any mirediredy!!
de bamilamina amizay fa efa antitra eh!!efa hananjafikely de bola tsy mahay mihaina ihany!!
190. sipagasy ( 08/05/2008 15:13)
!kiss seliiiikeliko hihihi, misaotra e!!!
191. kiadi ( 08/05/2008 15:17)
:wink:
192. kiadi ( 08/05/2008 15:18)
lazain'i bozy menôpôzy misolelaka op dy admin indray eo zah ! :* :* :*
193. sipagasy ( 08/05/2008 15:20)
hihihihi , aza rarahiana rehefa tsy ataonao e!!!! :* :* ;-) :* :*
194. tomtom ( 08/05/2008 15:27)
ny sary amizany efa zara ra miy mametraka coms mbola asesika ihany tena tsssss 8-)
195. sipagasy ( 08/05/2008 15:28)
ka te ho vedety kannn lol
196. kiadi ( 08/05/2008 15:38)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
aza atao an'izany kosa i menôpôzy fa sponsa be ange iz eh!!mapirevy be zao iz @ lundi :-D :-D
197. kiadi ( 08/05/2008 15:39)
injy ko zao ry selie refa tonga any de sponse be! =)) =)) =)) =))
198. xxx ( 08/05/2008 15:40)
so mba te hifandamourou am Hery azany bozy deee mody miady fa tena misiska be, mbola tsisy otr'ity ka , igagana otrin'ny vazaha michalaka:lol:
tena tsy mazava :} :roll: :roll: sa te hitsentsitra glasy marina fefa mafana ny andro
199. Veloo ( 08/05/2008 15:51)
Tantara tsy mety vita ity ka aleo asina
- Juge, sy
- avocat de defense ary
- prosecuting attorney

oops azafady fa tsy aiko ilay izy @ teny gasy..
200. kiadi ( 08/05/2008 15:56)
ary nisy niendaka ny dinika sasany? efa 200 ty teo de zao lasa199indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.279