lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
61. ikotoleta
(
06/05/2008 08:25)
rajoelina::arrow: Jolly jumper iany no tanteraka otrany donkey akamany shrek 8O :D 8) :roll:
Olona i bozylove fa tsy biby, tsy misy tanteraka isika, ny azo hatao de mifanampy raha tokony hampiana ny sasany ra manana probleme.
Za alou tsy manana bleme amin'iza na amin'iza satry tsy misy rarahiko izay tafitohina noho amiko,
:arrow: siks e 8) 8) 8) 8)
:arrow: mamela ny elony fa tsy fantany ze ataony!aza miady @adala zay fotsiny ;-) :-P :°) :idea: :wink: :roll: :P :lol: 8)
62. notron
(
06/05/2008 08:35)
De coq à l'âne eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee!
Salut dôly njay ôôô!
Rehefa misy ny fihaonana dia samy manana ny tanjony ny tsirairay fa ny hitoviana dia ny hoe "Mba ho tsara ny ambiansa"
Ity fihaonana resahana ety ity dia mbola any an-kibon'ny omby satria mbola be ny tsy fantatra momba azy ka manin moa raha tsy lazaina eto raha tsy poinss e???
Sa alefa aloha ny "sondage"?
Izahay zao mety mba manana pro mifanandrify @zany ka tokony hisafidy izay haleha. Ka rah sanatria i Jodasy kosa ilay andrasana ho avy, tsy aleo miandry an'i Paoly?????
Fa naha izany aza dia tianay foana ny mihaona eeeee!
Manaova pantekoty masaka be daholo eeeeee!

63. naritsimba
(
06/05/2008 08:35)
(tohiny)
raha mahita ity i bozylove dia iangaviana mba tsy hanohy ny resaka intsony, inoako fa vita hatreo, aleo ny lasa homba ny lasa fa ny ho avy no andao ho banjinina.
Tsy misy tsy diso, izay mandia @ tany izay mivary lavo anie no adala indrindra.
Tsy misy mahazo tombony @ fisian'ny ady ho antsika ato afa-tsy ny ratsy saina ihany.
Manantena fitohizan'ny fiaraha-monina ho antsika izay efa nifankahita sy ho an'izay mbola tsy nifankahita.
NARITSIMBA

64. diamondra27
(
06/05/2008 08:48)
naritsimba: mazava dia mazava ny resaka ary antenaiko fa mazava amin'ny rehetra; koa izao ny mba faniriako kosa de mba tsy hitohizan'ilay fitoriana intsony kosa, ary mba hisokatra ny communication entre an'izy dahy
raha ny fahazoako ilay izy ange dia ny iray mijoro t@ heviny satria tsy nahazo valiny nahafapo de nitarika azy hitory satria nisy ilay resaka anarana tena izy nivoaka tany ho any... (fa za aloha tsy nahita le izy nivoaka)
za tsy momba an'i bozy ary tsy momba an'i hery fa za mpi forum sy mpitsaty ka raha azo atao dia aza toriana ny site fa alamino akia fa misy solution ange le izy e!
ho an' ny ankizy rehetra ity mba ifandraisana @gasy erantany surtout we refa irery any lavitra any ny tena nefa tsy misy olona miteny gasy mihintsy am faritra iainanao de mahatsiaro sambatra we tsy very ny tena
ohatra fotsiny zao le ranamana any bagdad efa sahirana amin'ny ady misy any izy nefa mbola hotapahina ny fifandraisany @ gasy hafa de tena tsy rariny kosa zany
ilay any nicaragua koa tahaka izany sns maro samy hafa.
Mifampiresaha tsara indray aloha ianareo dahy(hery sy bozycaline) e! tena marina e de samia mitihy fa tsy hoe: guerre de guerre fa zahay no victime @ le izy
mba nahitana namana mahafinaritra ihany le site manko
de mirary fihavanana sy fifankatiavana @ rehetra e:
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*

65. tsiafoi1
(
06/05/2008 08:52)
Avelao ho entre an'i Bozy sy ny Serasera, na izay manana ady aminy ny ady re re-olona a. I Hery sy Bozy ve zao no miady, de za koa andeha hiady @'i Bozy, na andeha hiady @'i Hery ? Nefa tsy nisy olana teo aminay roa tonta!! Tsia avy hatrany angamba no tokony ho valin-teny logique, raha mbola olon-dehibe misaina sy mahafehy tena koa. Raha ny mifanohitra @'izay de otran'ny ankizikely any @'ny primaire araka ny lazain'i Hery isika mianakavy, le miady manao tamba-be ireny...
L'Ecoute est une valeur sûre, slogan na société malaza iray izy io, ary za mahita we tena mitombina. Satria ny fihainoana ny hafa no hamantarana izay tadiavin'ny olona iray, na koa azoanao mamaly izay hetahetany, na ihany koa manitsy olona iray. Na ahafahanao manomana izay tokony ho atao @'io olona io.
Alefa am-pitiavana ny fanasana, zay tia handeha de mamaly tsotra am-pitiavana izay tsy tia de afaka mijanona, fa ny famaliana ny fanasana de anisan'ilay we ECOUTE, ary mety hampiova zavatra betsaka, fa tsy izay rehetra ampidirina ao an-tsofina, na @'ny maso akory de raiketina am-po, fa fakafakaina lalina ao an-tsaina.
Eo @'ny sehatry ny serasera toy itony koa de ilaina ny esprit de compréhension, idd raha miaraka aminay zokiolona itony, fa tsy nataotao foana anie ny teny we bébé e, rehefa mandroso taona ny olona dia miverina toy ny zazakely. Za zao aza efa tratran'izany marina moa ... (bébé : be dongidony, sarotra tenenina,...). Raiso am-pitiavana arak'izay le izy de ITSIKIANA. Ary tsarovy fa ny fahendrena malagasy, sy ny tenin'Andriamanitra de mandrisika antsika hanaja hatrany ireny Zokiolona ireny satria mbola handalo izany fahanterana izany koa isika tsirairay avy... : :win :wink: :D :)
TSIKY DE AMPY - VIVE SERASERA - ViVE L'AMITIE

66. kiadi
(
06/05/2008 08:52)
i naritsimba ko miseho be moraly tssss!hita zao fa olona mitady andrava ny serasera mbola tadiavinao arovana ihany! refa ratsy de ratsy fa tsy asina hyphocrisie izany! :twisted: :twisted:
enao ve mihevitra fa refa be tatata manao moral be eto enao de hiravona io resaka io?averiko ihany fa refa ratsy de ratsy!

67. diamondra27
(
06/05/2008 09:04)
bozycaline, bzlv: mba nahitandry ny mahasoa ihany tokoa aloha ilay site ary mbola ampiasaindry ihany koa izy hatr@izao ary grace t@ity site ity no nahampinamana antsika ka raha hitandry fa nahafaly andry le fihaonana de aleo hitohy zany fifaliana izany e
68. xxx
(
06/05/2008 09:14)
gravy ko zany an! olona efa mamôka vava fa oe andrava ny serasera de mbola misy miaro any!nenah raha zavatra tiko no tady ho ravana de lasa fahavaliko zay!sa ve sponce be ramenôpôzy tany de harorovana be hotrizao!!
sady tsisy resaka oe hery sy ramenôpôzy iz ty fa oe ramenôpôzy sy serasera!
ozy hery oe refa mikitikitika ny serasera de fahavalo!! de hotrizay ko zany zah!

69. tsiafoi1
(
06/05/2008 09:16)
Kiadi a, ka na toi saro-piaro be @'ny SERASERA io, na i Bozy mbola tsy mahafoy ny SERASERA io, de SAMY TIA NY SERASERA, fa samy manana ny fomba fanehoany ny fitiavany. Ny tia anie tsy voatery safosafo foana e, fa mety rangotina koa na tsongoina indraindray... Ny zaza tiana r'ise no tsy itsitsiana rotsa-kazo a :P :lol: :D
Calme moa RaZoky BEU-ko zany e, fa eto anie sady MANALA no ANALANA... fa saingy TSIKY DE AMPY
Avelao ranga Bozy mba HANALA AZY no sady HANALANA, ilaina ange ny piment indraindray fa mpampazoto homana e! :? :D :lol:

70. xxx
(
06/05/2008 09:36)
Raha resaka fifamelana, dia tsy izaho irery no tsy nahatanty ny zavatra nataon'i bozylove teto. Ny admin rehetra no nohitsahiny an-tampondoha nolazainy fa tsy mahavita ny asany. Hatrany amin'ny admin chat izany ka hatr@ admin forum ka hatr@ admin sary.
raha vao miditra ps hafahafa ao am tsaty io bôfy io ka dakan'ny op d be vava tahaka ny inona.ianareo op miray loha amin'ny hery daholo etc....hitsaty si himémé ny handehanana ao kanefa vao mahita ny firesak'ilay ramatoa io dia leo .Moa ve tsy tokony ianao no hanaja tena voalohany rabôfy mba hanajan'ny olona anao?refa misy ny fifamalianao aman'olona ao am tsaty maninona moa raha atao en privé zany?
62. Mpandefa : naritsimba [ Valio ] 06-05-2008 10:35:23
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
(tohiny)
raha mahita ity i bozylove dia iangaviana mba tsy hanohy ny resaka intsony, inoako fa vita hatreo, aleo ny lasa homba ny lasa fa ny ho avy no andao ho banjinina
ny tsara am bozilove dia araka ny voalazan'ny ankabeazan'ny namana hoe ataovy banni any amzay on n'en parle plus.
71. tsiafoi1
(
06/05/2008 09:43)
Information farany zany e:
Noho ny antony anankiroa eto ambany :
1) Lundi de pentecôte de samy miaraka @'ny famille ny isam-pianakaviana
2) Mety hanahirana ny embouteillage sy ny fiara @'io fotoana io araka ny efa fahita mahazatra.
de hofoanana ilay barbecue en plein air le 12mai, fa hosoloina pot d'adieu en salle (Restaurant Hotel), ka ho an'izay intéressés de afaka mi-contact an'i Naritsimba izy.
Ze tsy miady olom-bodo, fa izay to fo Mpamosavy , ohabolana malagasy io an! Trafon-kena omena ny mahery, de am-bava omana, am-po mieritreritra! :-D :-D :lol: :) :D

72. angotiko
(
06/05/2008 09:56)
kiadi: calin be enao, za mou tsy atao barbecue ndray ô, zany mou ô
diamondra27: tsy ataony barbecue njay hono za fa ataony haingotrano lol

73. tsiafoi1
(
06/05/2008 10:01)
ny tsara am bozilove dia araka ny voalazan'ny ankabeazan'ny namana hoe ataovy banni any amzay on n'en parle plus.
Ka efa bannie anie izy ka inon indray ary e? Fa tsy ny rehetra anie no tsy tia azy eto, fa TSY VITSY KOA ireo TIA azy e. De [u]aleo mangina re re-olona. Aleo hifarana hatreo ny resaka bozy sy ny serasera. Zay te handeha tongava fa raisina am-pitiavana, moa zay tsy te handeha tsy omen-tsiny amam-pondro.
Samy mitondra cadeaux kely zay foy araka ny moyen eo am-pelatanana fa hanao échange de cadeaux isika. Sady HITSIKY sy HIHOMEHY.
74. kiadi
(
06/05/2008 10:09)
efa ol adala zao de bola harovana ihany!!tsy mahafoy an'i serasera iz ko manin mitory!
ba jereo ny zavatra natao fa tsy mpinamana nareo de harovana be hotrizao iz eh!
sô sponsa be aza iz de harovanareo :-D :-D :-D :-D

75. kiadi
(
06/05/2008 10:12)
angotiko>ka efa oe ataoko aingotrano fa i aribota sy sy diams no hatsatsika! :-D :-D :-D
de hita mintsy zany fa misy mila ranoranony @ rabofy ato eh!! :-D :-D :-D

76. kiadi
(
06/05/2008 10:13)
eo aloha le bizina sady alefa ihany eh!! nem vô mafana ty!! :lol: :lol:
78. hery
(
06/05/2008 10:18)
tsiafoi1:
I Hery sy Bozy ve zao no miady, de za koa andeha hiady @\'i Bozy, na andeha hiady @\'i Hery ?
Tsy izaho no notorian\'i bozy fa ny serasera
Donc tsy adinay sy bozy ilay izy fa adin\'i bozy sy ny serasera.
Notorian\'i bozy i serasera fa hoe mamoaka ny vie privée-ny. Kanefa izy ihany no mamoaka ny sariny miaraka amin\'ny fianakaviany (zanany vadiny sns) sy ny namany izany hoe izy ihany no tena mamoaka ny vie privée-ny. Sa ny tian\'i bozy hatao dia hoe tsy tokony hasiana fametrahana sary fa manjary mamoaka ny vie privée-ny ho azy ao izy? :-)
Miady @ namana hafa any i bozy dia avy eo samy mitaraina eo @ pub ry zareo dia manjary fantatry ny olona ny vie privée-n\'i bozy. Dia lazaina koa fa ny serasera no fitaovana famoahan\'ny sasany ny vie privée-ny. Dia noharatsiana tetsy sy teroa hoe site mpanala baraka olona ny serasera. Sa ny tian\'i bozy dia hoe tokony tsy hasiana koa ny pub.
Ary raha ny momba an\'izany vie privée-n\'i bozy t@ forum izany... tsy nisy nahita an\'izany. Na izy tenany aza tsy nahita an\'izany akory. Namaky ny chat nifanaovanay t@ 17 janvier 2007 (oups... efa herintaona mahery) aho io. :-p
ady an-tsena :-)
79. naritsimba
(
06/05/2008 10:20)
kiady>> tsy be moraly aho akory fa mino kosa fa kristiana ny ankamaroantsika na dia tsy 100% amin\'ny mpikambana ato aza.
Ny farafahakeliny ataoko no ataoko fa io vava-kisoa misy sira ka asakasak\'izay hihinana azy, ary tsy voatery hanaraka izay lazaiko ny olona rehetra.
Ho ahy manokana, adidy no ataoko, ary izay no ataoko eto hifanampy @ tsara fa tsy @ ratsy, tsy manery an\'i hery aho na i bozylove, soso-kevitra ihany ny ahy, raha mety raisin\'ny namana, raha tsy mety avereno amiko.
Ny mahavariana ahy fotsiny dia hay ve misy ato ny faly raha misy manana ady @ namany e, faly @ hiadivan\'ny sasany, sao dia @ ireny kosa no tena mihatsaravelatsihy ka faly @ hikatonan\'ny serasera????
Izaho ny tsy iadivana no tanjona ka na miady tahaka ny inona aza dia aleo misoroka izay azo sorohina, nefa

80. naritsimba
(
06/05/2008 10:26)
izaho naritsimba dia tsy nanana ady t@ namana tato na iza na iza hatramin'izao,noho izany raha mitaraina amiko ny olona iray dia tsy ny hoe mialà serasera na hoe torio ny serasera, fa ny atoroko azy dia ny hanovany ny toetrany raha misy tsy mety.