lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
21. tsiafoi1
(
02/05/2008 15:17)
Arimalala: Soso-kevitra toerana (Ampefy, PK34 route d'Antsirabe, lac Arivonimamo) raha barbecue en plein air
Sao de mba toerana akaiky no tokony aleha de atao JOGGING SERASERA en famille vao maraina no sady faranana amin'ny excursion kely, fa danz be ny embouteillage @'io an!
Sao de mba toerana akaiky no tokony aleha de atao JOGGING SERASERA en famille vao maraina no sady faranana amin'ny excursion kely, fa danz be ny embouteillage @'io an!
22. lanto
(
02/05/2008 15:26)
ari.malala:
Tsy ambara hoe iza ilay namana fa tongava d mahalala hoe iza izy hihihi! ilaina fantatra mialoha ny isan'ny olona handeha ahafahana manomana ny fiara hitatitra. Ny toerana hambara refaveo fa mbola michat zay roa lol
Maninona no tsy ambara ilay namana e ? tsy azoko !!! sa tsy le namana no aleha any fa le barbecue ? raha izay ndray de azoko ;-)
24. Veloo
(
02/05/2008 16:12)
Fa ity indray mitoraka ity, raha hoe ilay olona noeritreretiko (enga anie mba tsy ho izy ) Sady mitory ny serasera ianao, mizesta etsy sy eroa hoe hofoanako ny serasera @ ity 2008 ity. Dia rehefa tonga any Dago dia hoe serasera indray... zany ve tsy contradictoire
hery asivo karetsaka be lesy ny sera2 dia tsy afaka foanan\'izany a hihihihi
ary raha itanao any dia tonga fotsy dia ataovy oe za tiko foana ny fahavaloko hihihihihihih
25. cutie
(
02/05/2008 16:36)
namana 2 no eritreretiko @ zany zao fa tsy haiko iza @ izy roa :-D :-D :-D
26. angotiko
(
02/05/2008 18:25)
diamondra27: angotiko koa andeha ho any ampefy hanaraka lol
ari.malala: fa iza le izy eh, fa manina aki raha lazaina fa manjary miteraka resabe, ny ahy zao no fantako we tonga ento tanana d olona 2 dia i diamondra27 sy bozycaline, nefa raha maharaka tsara ny fandehan'ny resaka eto za d i diamondra milaza ho any ampefy, donc raha tsy misy olokafa tonga akoatran'izy roa ka raha atao ny + sy ny - de i bozycaline zany, ka d tsy haiko fa dia miandry ny surprise ho lazaindry, tsy aleo ve aki lazaina fa sanatria ohatrany we le barbecue no tena aleha fa tsy fihaoanana amin'ilay olona, sady toa lasa resabe le izy, eritreritra ny ahy iny alou fa d miandry ilay we iza marina le olona eh

27. fijo
(
02/05/2008 20:11)
ahhhh,hay ve nisy an'izany nitory serasera izany indray tato e????????de inoan no mbola ataony ato????tsy mitsipaka ery izy??????
lazao ra hery ,fa aza afenina any an.izay manaratsy serasera dia manaratsy antsika,ka amiko rehefa manaratsy dia ratsy.
lazao ra hery ,fa aza afenina any an.izay manaratsy serasera dia manaratsy antsika,ka amiko rehefa manaratsy dia ratsy.
28. kiadi
(
03/05/2008 04:02)
rah zah ny sefo tsy asina hypocrisie io fa refa fahavalo de fahavalo! tsy ampidirina serasera tsony!in ol in ihany no nahatonga anah nametraka le fanotanina ray iny oe misy mahita ve raha manakana ol ray eto!
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47d85b539d54c
io jerena fa nohon'iny bofy be iny no ananaovako an'io dinika io!!
mitory iz nefa mizesista mamoka sary bedebe ato!alao tsy ho namana fa in ary ty!!!
mpadevi-tay antsalaka zany!
zah aloha ho avy fa i aribota zany ho any de hi aribota no atsatsika atao barbak any! :-D :-D :-D

29. kiadi
(
03/05/2008 04:04)
tsiafoi1:
hahahah :lol: :D :) Tapaka ny tsinaiko ry Kiadi a, iza no tena bota kalongany Kiadi sa i Ari ?
zah be kibo fa i aribota ange bolangilangina mafatifaty eh!! misy atsatsika tsara mintsy! atao mechoui!! :-D :-D :-D
30. tslem
(
03/05/2008 05:10)
ari:
manasa antsika namana izy ho tonga amin'io fotoana io
Tsy ambara hoe iza ilay namana fa tongava d mahalala hoe iza izy
fa maninona koa izy no mangataka mpisolovava fa tsy izy tenany no manoratra eto e:roll:
ary raha zany oul nitory ny serasera zany tokoa,na gratos aza ny barbecue-any,mbay tany ry anona ouz samoela zay,eh zany izy oe torianao ny serasera avy eo enao mitady namana serasera "ça va pas la tête???"
Aoka izay fa toa hahazo teny menamena be hoe "MILAZA NY ZAVAMISY AHO" ity izaho irehefa kelikely eo :-D:-D:-D
31. tslem
(
03/05/2008 05:30)
hery::-D :-D :-D
Aoka izay fa toa hahazo teny menamena be hoe "MILAZA NY ZAVAMISY AHO" ity izaho irehefa kelikely eo
32. hery
(
03/05/2008 06:20)
diamondra27:
fa le fitoriana indray aloha resakareo ka aleo tsy hidirana
Raha hoe izaho manokana no notoriany dia tsy blem amiko... fa tsy izaho fa ny serasera, izay ilay olana. Raha tsy nanao intervention malaky dia efa tsy teto intsony ity site ity.
Ary ny hoe efa notenenina sns. Aty amiko aloha mbola tsy nisy resaka avy aminy mihitsy fa mbola menaces aza no mitohy tamin'ny chat nifanaovana farany :-)
Izay anie no mahagaga ahy e.
kiady> efa reraka manala fa dia io izy caline io indray e :-)
Nahitsin'i hery
novalian'i hery ny 03/05/2008 06:20
33. diamondra27
(
03/05/2008 08:49)
hery: marina tokoa kay fa serasera ilay notoriana fa tsy ianao fa za no tsy nahazo ny resaka natao tamiko, miala tsiny
Soa fa nisy zany ny intervention fa saika tsy teto intsony isika mianakavy
tokony nihaona tany analamanga zany nareo de mba nanao pv tsara, nety
nilamina ihany ny resaka refa mhiaona mivantana.
Mino aho fa tsy hitory tsony kosa izy @izao sisa izao e
kiadi: mila calin be nga enao :-D :-D ao fa lazaiko izy e!
angotiko: kiss be ndray aloha ndriko e! :* :* :*

34. XxxX
(
03/05/2008 09:35)
"hery":d zany v no vitany d mbola sahy miantso ol iaraka hanao barbecue klé :evil: :evil: :evil: adaboy any zany klé!ra ts manakambo ny ol ko :^) :^)
fa tsy izaho fa ny serasera, izay ilay olana. Raha tsy nanao intervention malaky dia efa tsy teto intsony ity site ity.
35. ikotoleta
(
03/05/2008 10:56)
ari.malala:
miarahaba ny namana rehetra,
Misy namana mandalo eto Dago, mi organiser barbecue en plein ari ny lundi de pentecote, manasa antsika namana izy ho tonga amin'io fotoana io fa sady pot d'adieu hon io f aefa hody izy afaka kelikely e! dia manatena ny famaliana ny antsony hono izany e! Tsy ambara hoe iza ilay namana fa tongava d mahalala hoe iza izy hihihi! ilaina fantatra mialoha ny isan'ny olona handeha ahafahana manomana ny fiara hitatitra. Ny toerana hambara refaveo fa mbola michat zay roa lol
:arrow: Iza ko ny olona hande fanasana kanefany tsy kobo akory hoe iza no manasa le :!: :?: :idea: :°) :oops: :roll: :wink: 8) 8O :) :D
36. kiadi
(
03/05/2008 11:23)
hoy diams
tsy aleo tsy misy toy izay sosisy!!
hery>aza reraka manala azy fa efa antintra be in ve tsy iz no reraka farany
mamorona pseudo lava eo! :-D :-D :-D
kiadi: mila calin be nga enao ao fa lazaiko izy e!
tsy aleo tsy misy toy izay sosisy!!
hery>aza reraka manala azy fa efa antintra be in ve tsy iz no reraka farany
mamorona pseudo lava eo! :-D :-D :-D
37. angotiko
(
03/05/2008 18:06)
diamondra27: efa noresahako izy 2 fa milamina ny amin'iny fa miandry le valitenidry sisa zay
fijo: marina zany
kiadi zany mitsiny
fijo: marina zany
kiadi zany mitsiny
38. diamondra27
(
03/05/2008 18:44)
kiadi: :-D :-D :-D
ka mety miandry ny sosisinareo izy atono koa hiiii
angotiko: am alarobia akia a!
:wink:
ka mety miandry ny sosisinareo izy atono koa hiiii
angotiko: am alarobia akia a!
:wink:
39. milaibe
(
04/05/2008 11:34)
mandinika sy mamaky marina no afataran-javatra ,hanky va re eh .misy raha la tera. kiady>ampiana an`angotiko fa tsy ampy antsika i ari leisy a
40. kiadi
(
04/05/2008 13:42)
milay>ko raha izany de aleo ko diams atsatsika fa tsy ampy raha hoavy ko elah