lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
341. diamondra27
(
15/05/2008 04:09)
Handray fitenenana kely indray aloha:
marina fa nahatezitra antsika tsirairay ny naheno hoe: nitory bozylove ary ny tenako koa tsy nankasitraka izany ary fantan\'i bozycaline zany; navoakan\'i hery ankolaka ny resaka nilazana hoe: misy \"fahavalo\" dia niitatra be ny resaka
izaho moa dia efa niteny t@ namana sasany fa izaho dia hande @ ilay fihaonana bozy ary hanefa adidy hampihavana .
izaho dia tsy hisolo vava ny namana nanatrika t@ ilay fihaonana fa izay momba ahy no lazaiko:
Vita ny adidy izay noheveriko fa hotanterahana ary mino aho fa hilamina ny resaka satria na i hery aza efa niteny koa fa tsy hitory izany, bozy koa nilaza fa hoe: arakaraka ny zava-miseho @ andaniny no mety hampiova azy.
Fanamarihana:
ity site ity dia toerana natokana hiresahan\'ny gasy rehetra erantany fa tsy europe ihany; matoa mbola samy eto sady tsy mahafoy dia misy maha tamana antsika ato, ary tiantsika ity site ity.
Fiarahana ny eto na dia hoe: virtuel aza dia misy ihany ny réel satria rehefa misy ny an-karatsiana na ampifaliana dia mihaona ny namana, surtout eto dago.
Amiko dia miezaka aho mba tsy hanana ady @ namana sy manaja fa rehefa tsy mitovy ny fisainana dia miala tsy ho namana moramora @ilay olona fotsiny .Tsy hoe koa araka ny fiheveran\'ny sasany hoe:misolelaka aminy fa efa nolazaiko ihany angamba hoe: namana iny na mety na tsy mety ataony dia anarina izy, fa raha miziriziry @ heviny kosa anefa efa tokony hiova @zany toetra tsy mety izany dia @zay vao manapa-kevitra @ny fisarahana tsy arahin-dromoromo.Fantan\'i bozy tsara koa io.
Amiko izany no hinamako @ hafa dia ny hanitsy sy hananatra ahy ampahendrena satria fianarana daholo ny fiainana na dia hoe: olon-dehibe aza ny tena. Tsy misy olona tonga lafatra eto an-tany. Dia mba miteny en face ny namana koa raha misy tsy mety ataony fa tsy mihatsaravelatsihy manao resaka ambadika.
koa mino aho fa tsy hanisy sira intsony angamba fa hilamina @zay izy ity.
Misaotra antsika rehetra aho.
Tsiky dia ampy.

342. naritsimba
(
15/05/2008 05:03)
Miarahaba ireo izay manaiky atao hoe namana.
Dia nanatrika ilay fihaonana tokoa ny tenako.
Hivoaka daholo ny hevitra rehetra izay ho tanisaiko eto ambany:
-Voavidy ve izay tany?
-Tsy mihinan-kanina ve raha tsy nanatrika an'io fihaonana io?
-Fahavalon'ny serasera daholo ve izahay rehetra tany?
Maro ny resaka mandeha any am-badika any saingy tsy hampiova ary tsy hanova ny toe-tsaiko mankafy ny fifankatiavana sy ny fihavanana ao anatin'ny ARA-DALANA izany.Ao koa ny hiteny fa be "morale" ny tenako, tsy olana amiko izany satria izay no iraka nanirahana ahy ho velona eto @ ity tany ity dia ny HIZARA MAIMAIM-POANA NY FIHAVANANA, fa tsy sanatria hampiady.
Samy mahalala ny mety sy ny tsy mety isika rehetra ato na ny efa nifanatri-tava na ny mbola tsy nifankahita, samy olona nandia fianarana daholo ka tsy sanatria hifandritaka ato.
Ho an'ny rehetra io teny io fa tsy manana fanazavana anampy ny tenako.
Ity no tanjoko:
Famaranana:
Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby fa atsipy ny teny ho ao am-pon'ny manam-panahy.

« Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan'ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin'ny impito va?
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy lazaiko aminao hoe: Hatramin'ny impito, fa hatramin'ny impito amby fito-polo*.[*Na: fito-polo impito] » (Matio 18:21-22)
Ho an'ny rehetra io teny io fa tsy manana fanazavana anampy ny tenako.
« Lazao aminy hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan'ny ratsy fanahy, fa ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin'ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo, ry taranak'Isiraely? » (Ezekiela 33:11)
Ity no tanjoko:
« Fa tafintohina amin'ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin'ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa. » (Jakoba 3:2)
Famaranana:
« Ahoana ary? Manan-kavaly* va isika? Tsia tsy akory; fa efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa**; [*Na: Latsaka noho ireny va isika?] [** Gr. Grika] araka ny voasoratra hoe: Tsy misy marina na dia iray akory aza; » (Romana 3:9-10)
Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby fa atsipy ny teny ho ao am-pon'ny manam-panahy.
344. xxx
(
15/05/2008 05:26)
koa satria samy milaza ny heviny eto dia :-w :-w :-w io ny ahy !
[quote="tsiafoi1"]Mahaiza mifankatia fa ny tany indramina.[quote]mahaiza mifankatia @ iza ? mbola azo atao ve ny hifankatia @ olona nahavita an'zao ? [quote="fijo"]tsy laviko ary io efa niaraha nahita io ,ny zavatra nataon'ilay olona.za moa dia efa naneho,fa raha miady amin'ny serasera dia miady amintsika.[quote]justement ! raha i Hery no notoriana de azo ekena hoe tsy misy hidiran'ny rehetra ! sainy ny SERASERA no notoriany ! ary tena miombon-kevitra @ nao aho eto hoe "raha ny serasera no notoriany de MIADY AMINTSIKA !!![quote=tsiafoi1"]Vive Serasera, Vive l'amitié.[quote]tsy azoko mihintsy ity lazainao hoe "VIVE L'AMITIE" ity ! [quote="xxx"]vive serasera , vive l'amitié ve ? fa inona kay izany atao we amitié zany am nareo ?[quote]vive l'amitié satria nikorana niaraka taminy ? de aleo zany akipy fotsiny ny maso hoe nitory ny serasera izy fa ny tena atao hoe amitié @ nareo de ny fiarahana mikorana aminy ?[quote="xxx"]AMIN'NY FOMBA AHOANA KAY NO IHARAHANA HIKORANA @ OLONA NITORY NY SERASERA ???? OHATRAN'HOE FALY NAREO TAM FITORIAN'BOZY NY SERASERA KA TSY MAMPANINONA ANAREO ZANY FA NY KORANA NO ZAVA-DEHIBE!!!!![quote]de tena nahavita nikoraa tokoa ry zareo an ! de naleo fotsiny nakipy ny maso t@ zavatra niseho fa ny fety no ambonin-jazavtra eh ! de lazainareo avy eo hoe "VIVE L'AMITIE" [quote="diamondra27"] navoakan'i hery ankolaka ny resaka nilazana hoe: misy "fahavalo" dia niitatra be ny resaka[quote]tsy nisy ankolaka zany teo ry diamondra an ! nanontany Hery hoe "sao de ilay fahavalo" ? sa tsy fahavalo no tokony hilazany an'zany ? sa @ nao olona nitory ny serasera ve de tsy fahavalo zany ?[quote="diamondra27]izaho dia hande @ ilay fihaonana bozy ary hanefa adidy hampihavana .[quote]eh ! ben ! zany no atao hoe hanefa adidy hampihavana.....zay mitory ny serasera zay hitoeranao isan'andro eto aza hamakiana loha fa zany no ataonao hoe "adidy"[quote="diamondra27"]Vita ny adidy izay noheveriko fa hotanterahana ary mino aho fa hilamina ny resaka satria na i hery aza efa niteny koa fa tsy hitory izany, bozy koa nilaza fa hoe: arakaraka ny zava-miseho @ andaniny no mety hampiova azy[quote]vita hono ny adidy t@ fikoranana de hilamina ny rehetra ! na de mbola nolazain'bozy ihany hoe ".arakaraka ny zava-miseho @ andaniny no mety hampiova azy"[quote="diamondra27"]matoa mbola samy eto sady tsy mahafoy dia misy maha tamana antsika ato, ary tiantsika ity site ity.[quote]zany izy io an ? na de toriana sy haratsiana tary @ wanadoo tary aza ve ? hafahafa be zany fitiavana an'ity site zany an ! hadinon'diamondra sahady nga io ?[quote="diamondra27"]Amiko dia miezaka aho mba tsy hanana ady @ namana sy manaja fa rehefa tsy mitovy ny fisainana dia miala tsy ho namana moramora @ilay olona fotsiny[quote]eto zany enao mitovy fisainana aminy ! tsy manaka anao velively tsy hinamana @ aho sanatria fa mamerina ny zavatra nolazainao fotsiny !!!![quote="diamondra27"] tsy mihatsaravelatsihy manao resaka ambadika.[quote]amiko aloha de tena io no atao hoe mihatsaravelatsihy eh ! olona mitory ny serasera ve de mbola handehanako hikorana nefa mbola sahy mi-wawawa eto ihany aho ? [quote="diamondra27"]koa mino aho fa tsy hanisy sira intsony angamba fa hilamina @zay izy ity.[quote]zany hono ehhhhhhhhhh ! mino diamondra fa tsy hanisy sira ka de hasio SIRAMAMY @ zay ry zareo aaaahhhhhhh ! voky ry zareo ! faly ry zareo ! nanao ny adidiny ry zareo ! (de noho izany de hadino tanteraka ny fitoriana ny serasera fa mitohy ny lanonana sady tsy manaka antsika zany ehhhhh !!!)
nefa ho aiza moa ? eto ihany anié eh ! na haratsina na toriana aza ! ho aiza eh !
sady mbola hampiany ihany hoe "TSIKY DIA AMPY"

345. xxx
(
15/05/2008 05:29)
tena tsy tafavoaka ny quote-ko fa lasa bambaray le izy :^) :^) :^) :^) :^) :^)
346. aloalo
(
15/05/2008 05:42)
zay zany no fahendrena fa mba angatahina i madame Bouz tsy hidingindrambo eto d mba hiova @ zay, efa arahina tenin'Andriamanitra mihitsy ny tenin'ireo mpanohana azy.
voky, faly nikorana, d aseseo @ zay ny fihavanana madio tsy misy fanambanana fitoriana zany ! d enga anie ka toy ilay tenin'ilay namana iraika zay hoe mifamela sns fa tsy mbola wawa atsy ambidika
...somary sceptika kely ny tenako mais bon ny avénira no ilaza azy e !

347. XxxX
(
15/05/2008 06:05)
diamondra27:zany hono é ! voky sy faly nikorana zareo d aza hasiana sira fa so d manimba ny ambiansy zareo tany fa hasio siramamy eeeeeee
koa mino aho fa tsy hanisy sira intsony angamba fa hilamina @zay izy ity.
:@ :@ :@ :@ :@ :@
"aloalo":hatraty leisy io an ! trop facile loatra lé izy :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
...somary sceptika kely ny tenako mais bon ny avénira no ilaza azy e !
348. kiadi
(
15/05/2008 06:31)
mpisolelaka ny bedebe!mapirevy ny avy aty andafy de tsy maintsy harovana tsara aloha! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
de oe refa mâmôka teny soratra masina ve de midika zany fa olonkendry! :-D :-D :-D :-D

349. XxxX
(
15/05/2008 06:38)
kiadi:aleo leisy zareo hisolelaka ao a! ny an'lahy ko efa efa oé aza asiana sira ozy radiamondra f hanimba ny ambiansy zareo eo lahy a!
mpisolelaka ny bedebe!mapirevy ny avy aty andafy de tsy maintsy harovana tsara aloha! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:^) :^) :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
350. tsiafoi1
(
15/05/2008 06:47)
Za de olona tsy mba tia gidragidra na romoromo loatra, fa raha mbola mitempo koa ny aina, de ny fiainana milamina hanjakan\'ny fihavanana hatrany no katsahina. Tsy midika akory izany fa raha misy tsy mety de hangina ary hinia hitapi-maso. Ary raha tsy mitabataba na misomaritaka @\'ny voandro, glaceolait sy aortamsachet eto akory de misolelaka na tsy manan-kohanina. Ny fifampiresahana mivantana sy imaso am-pahendrena no mariky ny fahatsoram-po, herin-tsaina ary maneho fahambonin-tsaina lalina izany.
Misy oha-teny malagasy manao we :
Rehefa miady tsy mifamahan-tantely[/i]: Raha mbola samy tao anatin\'ny fo mafana i Bozy sy ny Serasera (na i Hery), de samy nahavoaka izay vava tsy voahevitra rehetra, fa satria tsy nisy ny fifanantonana sy fifampihainoana dia niafara t@\'ireny fifampitoriana ny raharaha. Ka raha roa no nifamaly, de tsy isika koa no hifanaritaka na hifampiandany ka hanampy trotraka ny ady efa misy. Fa aoka samy hahay hisintona lesona @\'ireny ny ts11 avy.
Ny fahendrena malagasy koa de milaza :
[i]Izay tsy miady olom-bodo, fa izay to-fo mpamosavy : Midika izany fa Olon-dehibe samy manana ny sainy rizareo matoa niady, fa aoka isika tsy haka ny toeran\'ny Mpamosavy ka hanambany ny tenantsika. Ny we to-fo manko dia midika we : Tofoka ny fo, izany we tofoka tsy misy azo hifampidinihana intsony fa fo lentika lalina. Ny fo lentika manko mazana no manosika ny olona iray hamosavy na hamotika fiainan\'olona iray. Koa na iza na iza manana toe-po toy izany dia mitovy @\'ny Mpamosavy ka aoka handinin-tena lalina. Fahendren\'ny Ntaolo malagasy izany fa sao indray aolan\'ny sasany ny teny.
Hamaranako azy de fahendrena malagasy iray :
Isavorovoron-kilantoana. Mino tanteraka ao fa hotanteraka eto @\'ny serasera izany. Ireny toe-jvt ireny no andraisantsika lesona, fa raha ho an\'ny sasany toerana fanalana na virtuel tsy de misy lanjany loatra ny serasera, @\'ny hafa kosa dia manan-danja aminy ary raisiny ampitiavana sy am-po tokoa. Koa de aoka samy hahay hifanaja sy hitandrina mandrakariva @\'ny teny rehetra zay tenenina mba hanomezana hasina ny Serasera.

351. xxx
(
15/05/2008 07:16)
tsiafoi1:grave zany ataon'sasany fanomezana hasina ny serasera zany an !
fa raha ho an\'ny sasany toerana fanalana na virtuel tsy de misy lanjany loatra ny serasera, @\'ny hafa kosa dia manan-danja aminy ary raisiny ampitiavana sy am-po tokoa. Koa de aoka samy hahay hifanaja sy hitandrina mandrakariva @\'ny teny rehetra zay tenenina mba hanomezana hasina ny Serasera.
fitoriana ny serasera ve zany midika @ nareo hoe FANOMEZANA HASINA NY SERASERA ????????????????? ny tsy mpitory njay zany no tokony hitandrina @ zavatra lazainy fa ny mpitory sy niara faly taminy MANOME HASINA NY SERASERA ??????????????????? :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
352. kiadi
(
15/05/2008 07:23)
ka efa oe mpisolelaka no betsaka ko!!kaly be omaly reny ve!!
vive serasera hono nefa le ol aza nitory serasera!!io ange na tabatabaina sy dradradradraina eo,oe tsy nety ny nataon'i bozinangatra de tsy maintsy hanao be moral fôna hamôka zao andiny sa andalana ao @ baiboly ao fona de ny serasera indray no omena tsiny oe tsy mitandro fihavanana sns.......
:-D :-D :-D :-D :-D
gravy ko reto avôcat an'i bozinangatra reto an! :-D :-D :-D

353. xxx
(
15/05/2008 07:31)
moa va tsy ny bozinareo ihany no tsy manaja ny tenany mitantara ny fiainany eto,manjono boay kely amreny fomba fiteny tsy maotina.refa voa amin'izay ataony any dia lazaina fa serasera no manalabaraka?????ary dia miafara am fitoriana serasera.
raha toa ka mba olona manana fahendrena marina ianao ry bozy,mahatsapa fa tsy nety ny nataonao,maninona raha miaiky fa tsy mety ny nataonao.
tsotra fotsiny zay d ampy ny mpiserasera izay manao petition amin'ny tsy fahafaliana noho io zavatra nataonao io.
dia ho voafafa tsotra tahaka izao fotsiny izany ny alahelonay mpisera amin'ny nitorian'ilay bozindoza an'ny serasera v?????

354. xxx
(
15/05/2008 08:14)
tsiafoi1> mino za fa ny anatrao io dia tsy mitongilana eto fotsiny fa mba any aminy koa. sa d faly mameno kibo d adino daholo ny tenin'ny soratra masina
ny nem virtoaly teto kanefa natsiro ery !

355. kiadi
(
15/05/2008 09:27)
=)) =)) =)) =)) =))
f'anga tsy oe nem masiso indray ny nem amidiko eh =))

356. mihajakeli
(
15/05/2008 09:46)
kiadi < tsy azoko miitsy ilay hoe ny namana avy aty andafy mpampirevy ????
lasa ohatran' ny nivadika kely ilay resakao tetsy ambony io an
asio fanavahana mihitsy ny resaka fa aza atao bamba ray fa tsy vao izao akory ny anaman eto no nahita kaly sy revy zany ary mino aho fa ianao dia mahalala an izany fa na ianao aza tsy mila olona hampirevy anao d efa afaka mirevy irery mihitsy !
aza riritina ilay resaka ary aza tailaniny fa mandreraka e
tsy mety ny nataon i bozy na love na caline na boleta tsy koi aminay ,ary za tena manaiky sy manohitra ny nataony mihitsy ary tsy hahalala azy nohon'ny amin izany fa aza atao resak kosa ilay hoe "kaly" sy "fampirevena".
Misaotra indrindra
mihajakeli !

357. rush
(
15/05/2008 09:57)
mahavariana d rabozy ndray no sahy mametraka "condition" ry diamondra,asaivo lasa any izy fa tsisy ilàna azy tsony eto e!fa tsy azoko koa ny namana any mada e!olona nitory ny serasera no manasa , mbola mijoro oe namana eto, tsy norm rabozy ka!tsy manana hambo ka!
358. XxxX
(
15/05/2008 10:29)
"naritsimba":d asaivo miala tsiny izy de basta e!io ko no hiarovana eo! :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
Samy mahalala ny mety sy ny tsy mety isika rehetra ato na ny efa nifanatri-tava na ny mbola tsy nifankahita, samy olona nandia fianarana daholo ka tsy sanatria hifandritaka ato.
359. angotiko
(
15/05/2008 10:58)
fa manina kay izy no tsy sahy maneho ny heviny eto no olona no asaina mampita ny teniny, raha olona manana fahatsorapo d izy direct no tokony ho eto mivantana fa tsy misy mpanelanelana, raha sanatria hiova marina, sa ve rehefa any aoriana any d afaka miala pa fa tsy izy no niteny izany, ra olona tsotra sy madio fo ka nahatsapa fahadisoana di sahy maneho ny heviny, fa tsy be condition any ambadika any, za tsy mino an'izany we hiova izy nefa tsy haneho izany eto masombahoaka fa fialana bala zany, d any aorina any d mety sahy milaza we tsy za no niteny zany, mba marina io, tsy vao teto irery anie io fa tany aminn'y site afa tany kou, mialan'akatso d ambohidepona hihihi
360. XxxX
(
15/05/2008 11:59)
diamondra27:d in? hasiana siramamy v d ho tian'ol rehetra? d aza be moraly eo f ts tadidinao nga ireny fanaratsiana ny sera2 tany @ wanadoo ireny?