lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
402. tess
(
17/05/2008 14:50)
mangidy: de reo izy ireo ry mangidy ah! tena mangidy aky ity dinika iray ity :-D :-D :-D :-D
kiss njy :-* :-D :-D :-D :-D :-D ao anaty ny mangidy no misy ny mamy :^)

403. diamondra27
(
18/05/2008 18:36)
tsy misy mangidy tsy handramana e!
kiss ndry ry mangidy a! :-D :-D :-* :-* :-*

407. kiadi
(
19/05/2008 11:08)
zah omeo kiss fa raha tsy zany tohizako io an!!!! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
:-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D
408. tess
(
19/05/2008 12:04)
raha misy tambavy mangidy any ry kiadi de meko kiss fa mamy lotra lay fiainana de mila mangidy kely :-D :-D :-D
409. naritsimba
(
19/05/2008 12:15)
Mampalahelo ihany ny toe-tsaintsika raha izao.
efa nolazaina fa tsy nahalala ny fisian'io olana io izahay taty dago, saingy rehefa manadihady te hahafantatra ve dia disoina avy hatrany?
Io mantsy no zavatra voamariko, disoina avy hatrany izay nifandray t@ ilay olona na dia tsy mahalala izay antony aza.
Hoy ny soratan'i ds:
Raha mandinika an'io ianao dia mazava fa ny tenanao no manala ny tsy mety @ vatanao, fa tsy milaza mihitsy ireo andininy ireo hoe: fahavalonao ny masonao dia ario, dia toy izany koa ny tananao, ireo dia manazava ilay voalaza ao @ :
« Ary nahoana ianao no mijery ny sombin-kazo eo amin'ny mason'ny rahalahinao, fa ny andry eo amin'ny masonao dia tsy mba tsaroanao? »
« Ary ahoana no hilazanao amin'ny rahalahinao hoe: Aoka aho hanaisotra ny sombin-kazo eo amin'ny masonao; nefa, indro, ny andry eo amin'ny masonao? »
« Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny andry eo amin'ny masonao, ary amin'izay vao ho hitanao tsara ny hanesoranao ny sombin-kazo eo amin'ny mason'ny rahalahinao. » (Matio 7:3-5)
Misaotra eh!

Hoy mantsy i Matio (Matio 5:29-30) :
"29 Fa raha ny masonao ankavanana no manafintohina anao, dia esory hiala izy, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao; ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin'ny helo.
30 Ary raha ny tànanao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho izy, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no ho lasa ho any amin'ny helo."
Raha mandinika an'io ianao dia mazava fa ny tenanao no manala ny tsy mety @ vatanao, fa tsy milaza mihitsy ireo andininy ireo hoe: fahavalonao ny masonao dia ario, dia toy izany koa ny tananao, ireo dia manazava ilay voalaza ao @ :
« Ary nahoana ianao no mijery ny sombin-kazo eo amin'ny mason'ny rahalahinao, fa ny andry eo amin'ny masonao dia tsy mba tsaroanao? »
« Ary ahoana no hilazanao amin'ny rahalahinao hoe: Aoka aho hanaisotra ny sombin-kazo eo amin'ny masonao; nefa, indro, ny andry eo amin'ny masonao? »
« Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny andry eo amin'ny masonao, ary amin'izay vao ho hitanao tsara ny hanesoranao ny sombin-kazo eo amin'ny mason'ny rahalahinao. » (Matio 7:3-5)
Misaotra eh!
410. naritsimba
(
19/05/2008 12:30)
Ny hevitra ataon'ny ankamaroan'ny namana eto dia hoe:maninona moa raha tsorina fa izay namana nifandray t@ bozy dia fahavalo ihany koa.
Izay mantsy no toa olana ho an'ny sasany, izaho manokana aloha dia tsy hihaino feon-dakolosy tokana, fa tsy maintsy henoiko daholo na iza na iza, anjarako no mahalala ny ataoko avy eo.
Raha toa indray moa ka izay fifandraisako t@ bozy izay no handraisana ahy ho anisan'ny fahavalo ihany koa dia anjaran'ny mpandray fanapahan-kevitra izay.
Tsiky dia ampy sa tsaky dia ampy...!!!

411. xxx
(
19/05/2008 13:50)
naritsimba:aza hitarina ohatran-zao lé izy ry NARITSIMBA an ! enao ihany aza de efa milaza we "tsiky de ampy" de aleo hajanona @ zay ity fa tssss........
Ny hevitra ataon'ny ankamaroan'ny namana eto dia hoe:maninona moa raha tsorina fa izay namana nifandray t@ bozy dia fahavalo ihany koa.
412. kiadi
(
19/05/2008 14:53)
sady manitatra iz no sady ahodiny zavatra hafa le resaka!tsss :-D :-D :-D :-D
tess>aiza le oroka fa raha tsy izany wa zah de himenimenina eto fona! :-D :-D :-D

413. diamondra27
(
19/05/2008 15:11)
ra vatorano: ndao hita-kiss-kiss-na kely zany e hiii :-D :-D :-D :-* :-* :-* :-* :-*
tess eo akia mba omeo tantely kely any ra misy any amindry a
kiadi : kisssssssssssssssssssss be :* :* :* :* :*
mangidy: ampio kely any akia fa tsy ampy dozy a!
:@ :@ :@ :@
414. mangidy
(
19/05/2008 23:03)
Iza ihany zao mila mangidy izao e!!!
de ataoko 3 siny mihintsy zany no ho tenehiko @ manaraka a! :-D :-D

415. naritsimba
(
20/05/2008 05:12)
hoy xxx:
Tsy fitia te hanitatra ny ahy akory fa fitiavana te hampiseho fa tsy tokony hisy ny hihevitra fa voavidy @ sakafo ny namana aty dago, araka ny fiheveran'ny sasany hoe rehefa avy any ivelany dia mahavidy hatramin'ny foto-pisainana mihitsy. lol
Amiko dia aleo aloha hazava sy madio ny fisainantsika, izay mantsy no fahavoazana, tsy izaho ange no nandrehitra na nitarika ity ady hevitra ity fa ny hafa eh! saingy izaho nanadihady te hahafantatra no nolazaina fa voavidy, ka dia aleo ho fantatra tsara hoe iza no vary, iza no tsiparifary eto @ ity sehatra ity.
aza hitarina ohatran-zao lé izy ry NARITSIMBA an ! enao ihany aza de efa milaza we "tsiky de ampy" de aleo hajanona @ zay ity fa tssss........
Tsy fitia te hanitatra ny ahy akory fa fitiavana te hampiseho fa tsy tokony hisy ny hihevitra fa voavidy @ sakafo ny namana aty dago, araka ny fiheveran'ny sasany hoe rehefa avy any ivelany dia mahavidy hatramin'ny foto-pisainana mihitsy. lol
Amiko dia aleo aloha hazava sy madio ny fisainantsika, izay mantsy no fahavoazana, tsy izaho ange no nandrehitra na nitarika ity ady hevitra ity fa ny hafa eh! saingy izaho nanadihady te hahafantatra no nolazaina fa voavidy, ka dia aleo ho fantatra tsara hoe iza no vary, iza no tsiparifary eto @ ity sehatra ity.
418. tsiafoi1
(
20/05/2008 15:50)
Misy fotoana hanginana misy fotoana hitenenana
Zoky Ravato sy Glou ary Chef Hery : Tsy sanatria ninia manao rano dikain\'ny zinga akory, fa @\'ny maha mpikambana vaovao ny tenako, de tsy mahalala izay firafitry ny administration Serasera eto an-toerana na any ivelany ny tena, sady tsy mahalala izay fombafomba fanao ihany koa. Fa de niditra malalaka tamim-pahatsorana, ary niserasera malalaka ihany koa. Tsiky de ampy tao anatin\'izany. Koa ialan-tsiny indrindra ary raha nety nahatafintohana anareo ny nanaovanay antso fihaonana t@\'ilay lazain\'i Hery ho Fahavalo de (i bozy), fa tsy fahavaloko, izay tsy nahazoana alalana akory. Fa mampanantena kosa fa raha misy fihaonana ka tiana aroso eto dia mampandre anareo mialoha mba tsy hisian\'ny savorovoro.

419. xxx
(
20/05/2008 16:17)
"naritsimba":
maninona moa raha tsorina fa izay namana nifandray t@ bozy dia fahavalo ihany koa.
"tsiafoi1:mahagaga nareo an ! de mbola tohizanareo foana ve zao eh ? zao ve no atao we "tsiky de ampy" eh ? :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{
Koa ialan-tsiny indrindra ary raha nety nahatafintohana anareo ny nanaovanay antso fihaonana t@'ilay lazain'i Hery ho Fahavalo de (i bozy), fa tsy fahavaloko, izay tsy nahazoana alalana akory.
TAPITRA
420. tsiafoi1
(
20/05/2008 16:23)
-Ho fanampin'izay voalaza de mangataka ny mba hampahafantaranareo ny lisitry ny fahavalonareo raha misy izany, izay tsy voatery ho fahavalonay, mba tsy hampifanjevo.
-Mangataka ihany koa ny mba hampahafantaranareo ny fitsipi-dalao momba ireny fihaonana sns ireny raha misy.
-Raha possible ny hanehoana ny organigramme ny serasera; de mba fantatra ny tokony hanatonana raha misy ilana izany.
Misaotra tompoko