lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé

361. zoky ( 15/05/2008 12:39)
'ty ngamb no film lava indrindra tato h@ zay kle
362. xxx ( 15/05/2008 13:47)
diamondra27:

. Dia mba miteny en face ny namana koa raha misy tsy mety ataony fa tsy mihatsaravelatsihy manao resaka ambadika.
d mijereva fitaratra aloha!


:evil: :^) :^) :^) :evil: :evil: :evil: =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
363. kiadi ( 15/05/2008 14:14)
zoky:

'ty ngamb no film lava indrindra tato h@ zay kle



tena efa nisy lava no hito ato kkle!! tany @400 tany vô nijanona!!raha tsy diso zah de tao @ "eritreritra mandalo" na "momban'ny serasera" iz zay na "fiarahamonina"
364. fijo ( 15/05/2008 21:55)
tsy mety ary tsara ngamba raha hitsina koa ilay filazana hoe "voky dia mifaly dia mamela"

asa ,fa amiko dia fanambaniana be ny namana any madagasikara io,ka tsy ekeko koa.

fomba fifanajana koa ngamba hoantsika eto ny miresaka amin'ny olona samy miseo PS,ka raha hamoaka hevitra dia aza miafina ao ambadiky ny xxx ,fa na dia marina aza izay voalaza dia tsy misy vidiny,satria hevitry ny matahotra.

za tsy hiaro an'izay nitory ny serasera mihintsy,fa ny hajaiko kosa dia izay ,nisafidy ka sahy ,tsy niafina ,nanatanteraka io safidiny io.tsy hoe satria tsy mitovy fisainana amiko ireo dia ahilika koa.izay no mila hianarana eto.

miray saina amin'i diamondra aho eto.raha misy ny romoromo aleo mifanatrika,dia aravina izay nisy.tsy milaza akory izany fa nekena ny ratsy vitany.
raha efa notenenina izy ,ka mbola be fiavy ihany,eo kosa de atao itany amin'izay,fa tsy misy toeran ahoazy intsony eto.

mino aho,fa ireo namana nanatrika tany ireo ,dia mahalala ary tsy nankasitraka koa izay nataony,fa na izany aza dia mbola nahavita niresaka sy niteny azy,ka aoka tsy ho izy ireo no hotifirina,fa diso fitifitra izay mitifitra azy ireo.
365. zoky ( 16/05/2008 05:18)
fijo> marina zany
366. naritsimba ( 16/05/2008 05:26)
fijo> misaotra an\'ise nanome fanazavana;

Miarahaba an\'ireo namana izay mamaly eto foana.
Misy minia tsy mahita ny zavatra nolazain\'i bozy teto, nisy ny nangataka ny hidirany hamaly ity resaka ity ka nanazava ny zava-nitranga fa tsy ilaina mpisolo vava, dia niditra tokoa bozy namaly satria nilazako hamaly.Taorian\'ny fihaonana izay nataonay taminy dia lazaiko eto fa niangaviana izy tsy hamaly izay resaka mandeha intsony.

kiadi [ Valio ] 15-05-2008 08:31:44
Lohateny : Re : lundi de pentecote, barbecue en plein air ze interessé
mpisolelaka ny bedebe!mapirevy ny avy aty andafy de tsy maintsy harovana tsara aloha!
de oe refa mâmôka teny soratra masina ve de midika zany fa olonkendry!


Raha mahalala tsara i kiady dia olona nianatra tsara sy mahalala ny momba ny TEOLOJIA ny olona namorona an\'ity site ity, ka mahalala ny hevitr\'ireo teny ireo. Iza moa no tokony harovana? iza no tokony tsy harovana? misy mpahay lalàna amintsika ireo mahalala an\'izany. Sa ve samihafa ny fampiharana ny voalaza ao anatin\'ny Soratra Masina?

Hoy fijo:
fomba fifanajana koa ngamba hoantsika eto ny miresaka amin\'ny olona samy miseho PS,ka raha hamoaka hevitra dia aza miafina ao ambadiky ny xxx ,fa na dia marina aza izay voalaza dia tsy misy vidiny,satria hevitry ny matahotra.

za tsy hiaro an\'izay nitory ny serasera mihintsy,fa ny hajaiko kosa dia izay ,nisafidy ka sahy ,tsy niafina ,nanatanteraka io safidiny io.tsy hoe satria tsy mitovy fisainana amiko ireo dia ahilika koa.izay no mila hianarana eto.


Raha ny xxx no resahina dia ho ahy efa fantatro ilay olona miafina ao ambadik\'io, olona tsy sahy mijoro @ heviny, nefa manana andraikitra ato @ ity site ity.

Moa ve miaro ilay olona nitory ny serasera raha miresaka aminy? ary raha toa moa ka fantatrareo izay manenjika an\'i bozy ireo fa manana rohim-pihavanana @ bozy ianareo any aoriana any dia mba ahoana, ho sahy hanenjika sy hanaratsy azy mivantana tahaka izay ataonareo eto ve? \"Tadidio fa toy ny ladim-boatavo isika olombelona\", koa aleo misoroka izay azo sorohina, safidy io ka anjaran\'ny tsirairay.

Ho anay manokana izay nihaona taminy dia efa nahatanteraka ilay voalaza hoe:
« Sambatra ny mpampihavana; fa izy no hatao hoe zanak\'Andriamanitra. » (Matio 5:9)

Ho an\'izay mahatsapa tena fa Kristiana kosa tanterakareo ve ireto, indrindra fa i Hery sa ve dia odiana tsy fantatra na dia nianarana aza!!!

« Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an\'izay manenjika anareo, » (Matio 5:44)
« Kanefa hoy Izaho aminareo izay mihaino: Tiava ny fahavalonareo; manaova soa amin\'izay mankahala anareo; » (Lioka 6:27)
« Fa tiava ny fahavalonareo, ary manaova soa, dia mampisambora, fa aza kivy na amin\'inona na amin\'inona*, dia ho lehibe ny valim-pitianareo, ary ho zanaky ny Avo Indrindra ianareo; fa Izy mora fanahy amin\'izay tsy misaotra sy ny ratsy fanahy.[*Na: aza manantena valiny] » (Lioka 6:35)





367. xxx ( 16/05/2008 05:48)
"xxx":
grave zany ataon'sasany fanomezana hasina ny serasera zany an !

fitoriana ny serasera ve zany midika @ nareo hoe FANOMEZANA HASINA NY SERASERA ????????????????? ny tsy mpitory njay zany no tokony hitandrina @ zavatra lazainy fa ny mpitory sy niara faly taminy MANOME HASINA NY SERASERA ???????????????????
"naritsimba":
Raha ny xxx no resahina dia ho ahy efa fantatro ilay olona miafina ao ambadik'io, olona tsy sahy mijoro @ heviny, nefa manana andraikitra ato @ ity site ity.
zah io manao xxx io ry NARITSIMBA fa sady olona tsy fantatrao no tsy manana andraikitra eto fa mpi-forum ohatran'rehetra mba milaza ny hevitro ! ary misy antony matoa zah miditra xxx ! sady zo-ko io ! ary ny zavatra nolazaiko de marina ! sa ve zap tokoa no atao hoe manomé hasina ny serasera ??????????
368. xxx ( 16/05/2008 06:33)
zao aza ry NARITSIMBA an ! faontaniana 2 fotsiny no hapetrako @nao.

nitory ny serasera io olona io , ahoana kay ny fihetsem-ponao @ io ?

sa tsy maninona zany fa aleo miara-mifaly aminy de io ny valiny hoe "Vive Serasera !!!! de zany no FANOMEZANA HASINA NY SERASERA ??????????? de hangina @ zay zah !
369. xxx ( 16/05/2008 07:27)
za zany fa d miandry vliny e
sa fé
370. naritsimba ( 16/05/2008 10:11)
xxx> hihihihi dia tena mampalahelo izany, na dia handainga aza ianao hoe tsy manana andraikitra eto @ sera² dia tadidio fa mahafantatra ny ao @ mangingina Andriamanitra, asakasakao raha handainga ianao dia anao izany!

Tsy hoe manome hasina na tsia, ary tsy hoe momba an'iza na iza fa mijery @ maso tsy miangatra, firy moa no milaza tena ho mpivavaka sy mpamaky Baiboly ato nefa firy no manaraka izany @ zavatra izay bitika indrindra??? Nisy nilaza ve teo fa nomba an'i bozy ? ilaina ny mahay mihaino ny feon'ny hafa mba tsy hihainoana feon-dakolosy tokana, dia avy eo mandanjalmanja any an-tsaina satria tsy mpitsara ny tenako na ny tenanay izay nanaiky nihaona taminy fa olombelona ihany.
371. xxx ( 16/05/2008 10:44)
naritsimba:

xxx> hihihihi dia tena mampalahelo izany, na dia handainga aza ianao hoe tsy manana andraikitra eto @ sera² dia tadidio fa mahafantatra ny ao @ mangingina Andriamanitra, asakasakao raha handainga ianao dia anao izany!
inona no mampalahelo ry NARITSIMBA ? tsy hitako hoe inona lé mampalahelo......ary fantatro tsara koh fa hitan'Andriamanitra ny zavatra hataoko , fa...tsy hitako zay hidiran'Andriamanitra @ fanontaniana napetrako t@ nao ! (zay mbola tsy novalianao)


372. rush ( 16/05/2008 12:23)
isika rehetra zay misera eto no tompony ty site ty,na mifankahalala na tsia,ka zay misompatra ny site dia misompatra antsika,io no nampalahelo nataony bozy,ka ianareo zay manaiky sy hanaiky satria mpivavaka, (izaho koa tena mpivavaka fa zay manao ratsy ahy dia ilaozako lavitra mba tsy ho voany fankampanahy aho hamaly zavatra tsy voa-hevitra aminy) dia tohizo ny fiarovana any bozy, tsy tena fitiavana nefa no anaran'io fa fitiavana adala,ra maiaiky ny tsy nety nataony bozy ary milaza fa tsy hamerina intsony dia mety hisy hevitra ngamba ny momba azy, tsy amitsika no mifona fa Andriamanitra no hifonana sy mamela eloka, ny filazana eto ny nataony bozy tsy fanaratsiana azy velively araka ny heveriny sy lazainy, tsy fanenjehina fa filazana ny zava-nisy, tsy mendrika ary tsisy fahendrena nataony,nasehony teto @ site, tsy zay rehetra mitomany no manana ny marina, ary ny fanalàna azy tsy hiditra eto intsony mba hialàna @ fanaovany adalàna no hiresahantsika eto,iza moa bozy no enjehina, ary fa naoana?ny tsara andrandraina fa ny ratsy no ezahana hazaina!
373. rush ( 16/05/2008 12:28)
ny filazany bozy oe "hidiko ny serasera"dia tsy takatry ny saina, fa iza izy no mandrahona toy zany?niankina ny fitsarana tany tanà marina bozy d oe naresy ve? tsisy fandresena nahazoana fahendrena nefa no azony,naoana bozy no mbola sahy mametraka "condition" aorinan'ny nitoriny ny serasera? fa mihevitra any bozy iza moa i bozy?efa sangy mihoatra ny loha no vitany bozy ka tsy afaka mandray any bozy tsony ny serasera ary manàna ambo, manajà tena refa roahina bozy!
374. tess ( 16/05/2008 12:50)
miray hevitra tanteraka amin'i fijo.....

ARY NY SASANY I ARI.MALALA NDRAY NO TEDAVINA TAFIHINA SA MISY TSY MATY VOALVO ANKIBO AM INY AO :roll:

375. angotiko ( 16/05/2008 12:51)
tady ivadika ndray zany film zanyyy , sa miaro ny rambony tsy ho tapaka
376. lilbon ( 16/05/2008 13:11)
Manao ahoana daholo isika rehetra !
AOKA ALOHA FA TENA BE HORS SUJET INDRAY AN !

FIJO>Salii , tsy fanenjehana an 'ny mpomba an i bozy akory
fa hevitra ampiadiana le fandehany !

Za raha mamely n sasany tsy hoe hitifitra na i naritsimba na i tsiafohy fa izao :

mipetraka ny adihevitra indrindra ho an ireo olona ze miaro n hevitr i Bozy:(hiangaviana izireo hamaly)

HORS SUJET WA LE ZAVATRA FA TY N TIKO HANONTANIANA ANAREO
1/Diso ve i bozy sa tsy diso vis à vis an i sera2?
2/raha diso izy , mendrika ahazo sazy ve izy sa tsy mendrika ?
3/ inn no sazy sahaza azy
4/mety azony atao ve ny miaiky raha diso izy?
Marihina fa ireo fanontaniako ireo de mifampiankina ary manontany tsara antsika vahoakan ny sera2 za hoe VIS A VIS AN'NY SERASERA ETO LE FANONTANIANA

HIANGAVIANA HAMALY IREO OLONA ZE TSY MITOVY HEVITRA AMIKO ? DE AZA AVADIKA NY RESAKA



377. lilbon ( 16/05/2008 13:22)
za alou ny hevitro de mazava
je vote

COUPABLE

N sazy de aleo ho an ny mpiandraikitra jerena !

refa am fotoana za n coupable de meo ahy n sazy antonona ahy.
378. ANARIM ( 16/05/2008 13:23)
mihajakeli:

kiadi < tsy azoko miitsy ilay hoe ny namana avy aty andafy mpampirevy ????
lasa ohatran' ny nivadika kely ilay resakao tetsy ambony io an
asio fanavahana mihitsy ny resaka fa aza atao bamba ray fa tsy vao izao akory ny anaman eto no nahita kaly sy revy zany ary mino aho fa ianao dia mahalala an izany fa na ianao aza tsy mila olona hampirevy anao d efa afaka mirevy irery mihitsy !
aza riritina ilay resaka ary aza tailaniny fa mandreraka e
tsy mety ny nataon i bozy na love na caline na boleta tsy koi aminay ,ary za tena manaiky sy manohitra ny nataony mihitsy ary tsy hahalala azy nohon'ny amin izany fa aza atao resak kosa ilay hoe "kaly" sy "fampirevena".

Misaotra indrindra

mihajakeli !


voilà voilà
le izy ra kiady aoka tsy hanaovana polemika resaka fampirevena sy kaly, eny na oe resaka ankifanolonolotra lelavola any ambadika any aza, tsy aferanao,;,,

na i bozy io na tsy i bozy, na iza na iza tonga aty, na iza na iza mandeha any finda ny avy aty,, zay revy miainga dia aferan'ny ze tafaraka mirevy ao fa tsy tokony i kiady no sahirana (ohatra akana saina: rehefa misy revy miainga, ka mba anjaran'i kiadi ny mandray antanana ny fandoavana ze vola lany eo, dia lasa mpisolelaka amin'i kiadi avokoa ve ilay niaraka nirevy?)

fitorian'i bozy ny serasera no mahonena fa raha i bozy no nampirevy an'i naritsimba dia i kiadi ve no tokony hiasa saina na ho sahirana?????

aza asiana prototype le oe "tonga any dago ny avy any finda ka dia mihazakazaka otry ny alika kely ny dago misolelaka amin'ny avy any finda""

desolée fa otran'ny oe zany sary zany no ao antsaiko refa tena nandé le resaka...
hafahafa ihany, isika anie samy malagasy... na aiza enao na aiza... tsy misy resaka PISO tsy misy resaka LELAKA
379. ANARIM ( 16/05/2008 13:34)
je vote lilbon!!!! (tehaka lilbon!!!)
380. rush ( 16/05/2008 13:45)
hita bozy fa nanao fahadisoana : refa avy tsy nanaja tena ka nahazo "avertissement" aloha t@ voalohany, voasazy ndray bozy ka nosakanana ny IP-ny tsy hiditra eto,nitory ny serasera ndray bozy,nolazaina taminy bozy daolo ny fahadisoana nataony dia miziriziry izy fa tsy nanao ninoninona fa ny mpiandraikitra eto @ serasera no tsy nandray sy nanao ny asany,mandainga daolo zany zay nahita any bozy nifamaly, namoaka ps tsy mendrika, miteny tsy maontina , zany no mahatonga misy miaro any bozy eto,na ny navoaka aza noforonina zany , naritsimba moa sy reo zay nahita d manao maso b takonana fotsiny zao, diso koa zany isiska rehetra miaro ny serasera!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.481