Fiangavian'ny fo !

1. zakomaimanovapsedo ( 01/05/2008 17:59)
Mba miangavy re ry zareo mba ny 02 Mai ho ataontsika Journée Mondiale Sans Teny Ratsy

[center]J.M.S.T.R[/center]
novalian'i Papoose ny 05/05/2008 10:56
2. ainaheri ( 01/05/2008 19:14)
Journée Mondiale ho an'ny mpisera iany zany? Azo atao ka

Ngah d tena misy vara-datsaka mitsy ato ra iteny ratsy??:roll:
3. xxx ( 01/05/2008 19:31)
dray dray, ry papoose ry Ikaretsaka ry tess ry lazounet ry Kiadi ri Ari ry fijo ry kelitrezy etc...
4. Angie ( 01/05/2008 19:44)
mdr mahita lazaina mintriny lisany.

zah alou dia tena mba ela ihany zany tsy nitenenako zany e sao mba tokony hiteny zany @ 2 mai. toa sarotra be zany aleo @ zao ihany.
tsy te ho :evil: aleo :D ihany. dia :-*
5. fasaly ( 01/05/2008 19:53)
xxx: ah! fa in lay teny ratsy nolazainko??????? asio rohy kely hoe jerena! tsy mpiteny ratsy ny aty ô!:-p
6. ainaheri ( 01/05/2008 19:58)
fasaly> :-D :-D :-D
7. fasaly ( 01/05/2008 20:00)
ainaheri: kou marina izany kou! hafa ny miteny ratsy hafa ny manao resaka olondebe :wink: tsary mety zany manendrikendrika izany mou e! :-D
8. lazounet ( 01/05/2008 20:02)
Oay ilay lefona basy é! izay no lazainareo fa mpiteny ratsy ? 8O 8O 8O 8O
(voasivana androany)
9. kiadi ( 01/05/2008 21:46)
tsisy hidirako fa zah zaza enjy
10. ainaheri ( 02/05/2008 04:39)
za ndray mianatra haditra =))=))=))
11. ari.malala ( 02/05/2008 06:06)
xxx:

dray dray, ry papoose ry Ikaretsaka ry tess ry lazounet ry Kiadi ri Ari ry fijo ry kelitrezy etc...

iza alou enao sahy manendrikendrika io, asio rohy @ tenin'i fasaly ijerena an'izany na omeo eto ny profo fa aza d manendrikendrika am zavatra ts nataoko :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: raha tena lelà na tena vevavy d mivoaka tao miseho masoandro fa tsy miafina fa kerysahy ao :evil: :evil: :evil: :evil:
12. lazounet ( 02/05/2008 08:36)
ari.malala:

xxx:

dray dray, ry papoose ry Ikaretsaka ry tess ry lazounet ry Kiadi ri Ari ry fijo ry kelitrezy etc...

iza alou enao sahy manendrikendrika io, asio rohy @ tenin'i fasaly ijerena an'izany na omeo eto ny profo fa aza d manendrikendrika am zavatra ts nataoko :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: raha tena lelà na tena vevavy d mivoaka tao miseho masoandro fa tsy miafina fa kerysahy ao :evil: :evil: :evil: :evil:

Ari.ô ! tandremo ny fo fa hiteny ratsy eo ny hiafaranao a! =)) =)) =))
13. kiadi ( 02/05/2008 09:21)
ari>ary masika sy kizitina mintsy ty aribota ty an! :-D :-D
14. Papoose ( 02/05/2008 09:54)
X oh, ohatran'ny ataonao any am-pandriananao ihany io tsy avoaka eny an-tsena!!

dia diniho @ fampitahako hoe taiza ho aiza teny antsena i Papoose no niteny ratsy, matoa mbola afaka misera tsara izay voatonona anarana dia manaja ny toerana tokony hiresahana ny sokajin-dresaka isankarazany

Za zazakely ty aza mahalala sy mahay manavaka ny akotry sy ny fotsim-bary koa i X ndray ve de tokony atoro an'izany?

masobe tsy mahita 8O 8)

Peace out 8)
15. ari.malala ( 02/05/2008 13:02)
lazounet, tsy miteny ratsy ka!

kiadi, ts kizintina sy masika am tsi antony za fa raha manana porofo izy d miseho mivantana amin'ny pseudo any d miteny hoe teto iry ny porofo ka! sadi tsy misy teny ratsy izany fa matoa ilay teny lazaina fa ratsy d ny sainy alou no ratsy volou! ohatranao miteny iany io oe orona, vava, tanana tongotra sns
16. Veloo ( 02/05/2008 13:26)

ari zany ny atao oe mitady justice retsy :-* :-*
17. yonikafopl ( 02/05/2008 13:49)
tssss leazamore eeeee inn ary ty hihihihihih :-D :-D :-D
18. lazounet ( 02/05/2008 13:53)
Papoose:

X oh, ohatran'ny ataonao any am-pandriananao ihany io tsy avoaka eny an-tsena!!

dia diniho @ fampitahako hoe taiza ho aiza teny antsena i Papoose no niteny ratsy, matoa mbola afaka misera tsara izay voatonona anarana dia manaja ny toerana tokony hiresahana ny sokajin-dresaka isankarazany

Za zazakely ty aza mahalala sy mahay manavaka ny akotry sy ny fotsim-bary koa i X ndray ve de tokony atoro an'izany?

masobe tsy mahita 8O 8)

Peace out 8)

Papoose ho'aho tsss
=)) =)) =)) =)) =)) =))
19. glou ( 02/05/2008 14:22)
huummmmmmmm, 8-) :roll:
20. kiadi ( 02/05/2008 16:41)
sohy ihany zah fa zaza enjy beuuu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4613